Baiboly/sary:mahaliana-faly-diso?-anao ny safidy!!!

21. rush ( 19/05/2007 16:20)
aza manodina resaka raxxx aaa!voalaza ao anaty BAIBOLY TOKANA ARY MASINA daholo ny zava-drehetra dia ampy izay e!
22. xxx ( 19/05/2007 16:31)
Ataoko fa mazava ny tenin'i Pissoa : raha hitory ianareo dia JESOA no ataovy centre fa tsy ny fanaratsiana ny hafa no mameno ny site-nareo.
Faharoa : na tsy kristianina aza dia mahay an'ity :
hajao ny liberté de conscience ny olona, ka na inona ny finoany dia azy sy Andriamanitra iny fa tsy ianao no ho dedadedaka hitsara sy hanameloka izay inoany. Raha izany no ataonareo dia tsy hahazo olona ianareo.
Farany : marina ny voalazan'io ranamana ao ambony io. Ny secte ihany no matetika no manana methode ohatrareo io: haratsiana na diabolisé-na ny hafa dia avy eo mankanesa aty aminay. Somary asiana sira kely @ fampatahorana afo be rehefa avy eo.
Agression psychologique izany fa tsy fitoriana am-pitiavana.
Farany izay mivoaka dia ohatr'io daholo ny ataony, dia farany lany haika ny olona an'iza ihany ny marina.
Soson-kevitra kely raha mahasoa anao : hiaino izay finoana efa anananao dia ampy izay. Ny manaraka dia hitan'olona @ toetranao eo ihany.
23. rush ( 19/05/2007 20:17)
xxx:
nyrina: mba asio fandinihana ihany ity resaka finoanao ity fa lasalasa ihany anie ianao izao e: manaratsy aloha, mankahala avy eo, mandainga koa, ary ny farany dia hanozona mihitsy...
loza mihintsy ity niryna ity e!dia mihevitra izy fa hino izao wawawawawa-ny rehetra izao ny olona?izaho nitory tetsy sy teroa aa oeeeee!izaho mpiandry aaa oeee!!!secta giravy e!manana komplexa de supétiorité be nefa tsapan'ny olona fa secta hatramy voalohany!aleo mitandrina>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>


24. ikaretsaka ( 21/05/2007 00:00)
Mpandefa : xxx 19-05-2007 18:31:34!
Voalazanao!
25. niryna ( 21/05/2007 00:54)
rush:

xxx:
nyrina: mba asio fandinihana ihany ity resaka finoanao ity fa lasalasa ihany anie ianao izao e: manaratsy aloha, mankahala avy eo, mandainga koa, ary ny farany dia hanozona mihitsy...
loza mihintsy ity niryna ity e!dia mihevitra izy fa hino izao wawawawawa-ny rehetra izao ny olona?izaho nitory tetsy sy teroa aa oeeeee!izaho mpiandry aaa oeee!!!secta giravy e!manana komplexa de supétiorité be nefa tsapan'ny olona fa secta hatramy voalohany!aleo mitandrina>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>




:D:D


26. ikaretsaka ( 21/05/2007 14:57)
mieritrereta lalina, mieritrereta mafy...diniho ny tena!:roll:
27. xxx ( 21/05/2007 15:38)
ny fahamarinana dia tsy zakan'ny olombelona ho tantaraina sy ekena.
marina ireo lazain'i nyrina ireo
mila mandin-tena tsirairay ny rehetra.
28. ikaretsaka ( 21/05/2007 15:43)
xxx.lina:
:wink:
29. pissoa ( 21/05/2007 19:06)
ny fahamarinana dia tsy zakan'ny olombelona ho tantaraina sy ekena.
marina ireo lazain'i nyrina ireo
mila mandin-tena tsirairay ny rehetra.

mila atombokao aminao ny fandinihan-tena ! :wink:

Aoka ho fantantsika fa i Kristy raha mitsara olona amin'ny fanoharana be dia be ao anaty baiboly dia :
1 - Mahafantatra ny zavatra rehetra Izy. Fantany izay any anatin'ny tsirairay tsy miloaka any.
2 - Manana ny fahefana rehetra Izy.

Toy izany ve ianareo mpanao site mpanaratsy/mpanakiana fivavahana sy finoan'olona ireo ?! Tsy haiko ... fa heveriko fa tsy mahakasika ny faladian'ny fahalalana ananan'i Kristy akory ny fahalalana ananareo ! Heveriko fa tsy fantatrareo izay any antsain'ny hafa any rehefa mivavaka izy ... ny teneniny aza moa tsy fantatrareo akory ka aiza ny hahaizanareo izay tsy teneniny ?! Ny fahefana anananareo koa moa ... misy ve aloha e ?! Sa tena tsy zakan'ny sainareo mihitsy ilay tsy mitovy amin'i Kristy ka tsy maintsy misalovana Azy sy ny Fahefany toy izao foana ianareo rehefa mba "mitory" ?
Anjaranan'ny tsirairay ny mieritreritra. Tena toy izao tokoa ve ny fitoriana takian'i Kristy ? :)
30. ikaretsaka ( 21/05/2007 19:53)
pissoa:
Anjaranan'ny tsirairay ny mieritreritra. Tena toy izao tokoa ve ny fitoriana takian'i Kristy ?

Raha ny fahitako ny eto manokana dia betsaka io tsy mieritreritra intsony" no miseho amin'ny ny ankamaroan'io "tsirairay" lazainao io:
satria izay no nanazarana azy hoe miteny kely dia mitsimpona kely dia mitory .. dia mametraka hevitra ravahana teny "masina"
fa ilay hoe "izany tokoa ve no fitoriana takian'i Kristy"?

heveriko fa tsy mahakasika ny faladian'ny fahalalana ananan'i Kristy akory ny fahalalana ananareo ! Heveriko fa tsy fantatrareo izay any antsain'ny hafa any rehefa mivavaka izy ... ny teneniny aza moa tsy fantatrareo akory ka aiza ny hahaizanareo izay tsy teneniny ?! Ny fahefana anananareo koa moa ... misy ve aloha e ?!

:lol: mitovy fiheverana @ pissoa aho eto
31. xxx ( 21/05/2007 20:25)
Izaho rehefa mitory ny Tompo (ary tena mitory Azy aho) dia ny "Tompo" no ataoko centre an'ny resaka ! Ny Tompo no avelako hifantohana fa tsy ny fiangonana tsy mitovy hevitra amiko ... tsy fiangonana tsy katolika ohatra (Satria Katolika aho), tsy ny fiangonana tsy Kristianina toy ny Silamo (satria tena Kristianina aho), na izay rehetra tsy mitovy hevitra amiko.


tena nilatsahan'ny Fanahy masina tohizo fa tsara ary ekeo izay rehetra hita fa marina dia ariho izay itanao fa tsy marina
32. Zina ( 22/05/2007 00:35)
oi i rush
loza mihintsy ity niryna ity e!dia mihevitra izy fa hino izao wawawawawa-ny rehetra izao ny olona?izaho nitory tetsy sy teroa aa oeeeee!izaho mpiandry aaa oeee!!!secta giravy e!manana komplexa de supétiorité be nefa tsapan'ny olona fa secta hatramy voalohany!aleo mitandrina>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>

aleo ny olona hafa ary no hamaky rehefa tsy tia ianao..izay no maha forum an'izy ity o? :wink:
33. niryna ( 22/05/2007 08:04)
xxx:

ny fahamarinana dia tsy zakan'ny olombelona ho tantaraina sy ekena.
marina ireo lazain'i nyrina ireo
mila mandin-tena tsirairay ny rehetra.



=D=D=D
34. niryna ( 22/05/2007 08:11)
xxx:

Fehiny, tena olona marary ianao. Izao no vokany raha finoana tsy arahim-pitiavana na koa tsy arahim-pandinihina.
Na izany aza dia entina am-bavaka ihany ianao mba ho tonga saina indray androany ka mba hahay hanaja ny hafa ( dingana voalohany @ fahaiza-miaina)ary hahafantatra izany hoe ny Finoana raha tsy misy fitiavana dia lasa fanatisma.


Ohabolana 3:5-7Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra.Fa aza miankina amin'ny fahalalanao,Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra.Fa Izy andamina ny lalanao.Aza manao anao ho hendry.Matahora an'i Jehovah ka mifadia ny ratsy.
35. niryna ( 22/05/2007 08:17)
Zina:

oi i rush
loza mihintsy ity niryna ity e!dia mihevitra izy fa hino izao wawawawawa-ny rehetra izao ny olona?izaho nitory tetsy sy teroa aa oeeeee!izaho mpiandry aaa oeee!!!secta giravy e!manana komplexa de supétiorité be nefa tsapan'ny olona fa secta hatramy voalohany!aleo mitandrina>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>

aleo ny olona hafa ary no hamaky rehefa tsy tia ianao..izay no maha forum an'izy ity o? :wink:



=D=D=D
36. majesty ( 22/05/2007 09:33)
hoy ikaretsaka:
niryna> tsy izay boky manambara sy mitantara ny ao anaty baiboly akory dia izy aby



Miombon-kevitra tanteraka :D
37. ikaretsaka ( 22/05/2007 13:56)
dia mandiniha tena foana alohan'ny mandrairay foana...
38. xxx ( 22/05/2007 17:17)
Fa hono wa: mba ahoana no hevitrao ranyrina amin'ity: Andriamanitra no niteny hoe aza manao sary vongana hiankohofanareo. Izy koa anefa no naniraka an'i Moizy hanao sary vongana bibilava mba hamonjena ny vahoaka israely, ka izay mijery izany dia voavonjy. sa tsy sary vongana io?

Aza zatra mandry an-tendro e! fantaro aloha ny zavatra izay vao miteny. aza maika ny hanaratsy fotsiny.

Mandehana am-pitiavana dia ho fantatrao ny sitram-pon'Andriamanitra. Tsy mahafaty antoka akory ny mitia. Izay mankahala no votso-droa: ny fanahy ho very ny tena hararay fo.
Homba antsika hatrany anie ny Tompo.
39. pissoa ( 22/05/2007 18:14)
Zina:

oi i rush
loza mihintsy ity niryna ity e!dia mihevitra izy fa hino izao wawawawawa-ny rehetra izao ny olona?izaho nitory tetsy sy teroa aa oeeeee!izaho mpiandry aaa oeee!!!secta giravy e!manana komplexa de supétiorité be nefa tsapan'ny olona fa secta hatramy voalohany!aleo mitandrina>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>

aleo ny olona hafa ary no hamaky rehefa tsy tia ianao..izay no maha forum an'izy ity o? :wink:


sady tsy maitsy misy faly mamaky fona eo e :-P:-D
40. pissoa ( 22/05/2007 18:16)
tena nilatsahan'ny Fanahy masina tohizo fa tsara ary ekeo izay rehetra hita fa marina dia ariho izay itanao fa tsy marina

:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083