Baiboly/sary:mahaliana-faly-diso?-anao ny safidy!!!
41. xxx
(
22/05/2007 18:48)
Hoy i xxx:
Fehiny, tena olona marary ianao. Izao no vokany raha finoana tsy arahim-pitiavana na koa tsy arahim-pandinihina.
Na izany aza dia entina am-bavaka ihany ianao mba ho tonga saina indray androany ka mba hahay hanaja ny hafa ( dingana voalohany @ fahaiza-miaina)ary hahafantatra izany hoe ny Finoana raha tsy misy fitiavana dia lasa fanatisma.
Dia hoy Nyrina
Ohabolana 3:5-7Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra.Fa aza miankina amin'ny fahalalanao,Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra.Fa Izy andamina ny lalanao.Aza manao anao ho hendry.Matahora an'i Jehovah ka mifadia ny ratsy.
Tsy ny fitanisanao ny toko sy andininy ao @ Baiboly anie no hahamarina ny voalazanao é, betsaka ny mampiasa ny Soratra masina arak'izay itiavany azy: handresena lahatra, hanambakana olona, sns.
Ny toetranao tia manindrahindra ny anao sy manabanty ny hafa no itsikerain'ny olona anao. Ka aleo ny saina sy ny fahendrena aloha no hiasa voalohany. Fa manala baraka ny maha-kristianina ity toetranao ity.
42. ikaretsaka
(
22/05/2007 19:36)
Tsy ny fitanisanao ny toko sy andininy ao @ Baiboly anie no hahamarina ny voalazanao é, betsaka ny mampiasa ny Soratra masina arak'izay itiavany azy: handresena lahatra, hanambakana olona, sns.
ny olona manitsy sy manome hevitra ny tokony hatao aloha :
mila atomboka aminao ny fandinihan-tena ! / mandiniha tena aloha/ mivoaha kely aloha manao jery todika sns.....
Fa dia tena sarotra be mihitsy ve ny manao an'io mandinin-tena sy examen de conscience sy ny mba mitsahatra manao fitanisana sy tsimpotsimpona arak'izay hitiavana azy, voalaza eo ambony io?
43. niryna
(
26/05/2007 03:58)
[quote=xxx]
Hoy i xxx:
:D:D Baiboly no misy ny marina rehetra dia tao amin'ny baiboly koa izany no nampianaran'ny olona.Izay ao anatin'ny Baiboly ihany no hotoriko ho an'ireo izay mangetaheta,ny tsy tia moa satria tsy nampiariny ny tenin'ny Tompo hoe didy vaovao no omeko anareo dia ny mba hifankatiavanareo, izay no ahalalan'ny olona fa mpianatro ianareo,izay koa izany no vavolombelona iray ahalalana fa kristiana izy,mitia ny olona sy ny mpiara-belona aminy.:roll::D:D
Fakan-tsary indray izany no ho resahina sa zavtra hafa satria ianareo mantsy toa mamadika ny sujet foana ?Alefaso indray ary fa hianatra ny wide-angle lens, ny aperture,ny deth of field sy dog-nose indray isika
Misaotra anao fa mila an'izany mihitsy isika rehetra,indrindra ato amin'ny serasera.
Izay manenjika an'i Jesosy dia tsy izaho mihitsy no enjehiny.Izy no mahita ny hatezeranao,ny fankahalanao,ny tsy fitiavanao ary ny fandavanao Azy,oops io fa mijery anao Izy isaky ny manoratra ianao.
Miampy ny Fanahy Masina mampianatra ahy sy ireo rehetra izay toherinao(nareo) dia hoy Izy Aza matahotra fa homba anao mandrakariva aho.
Mbola misy teny mamibe noho ny tantely ihany koa nampianariny amiko(sy anay rehetra mitory ny filazantsara) Raha maharitra amin'ny teniko hianareo,dia ho mpianatro tokoa,ka ho fantatrareo ny marina, ary ny marina no hanafaka anareo tsy ho andevo( raha manota hoy Izy dia andevon'ny ota)Jaona 8:31-32=D=D=D
Thank you Lord.:*