LIBAN,mbola mitohy ny asaratsin'ireo mpanondrana olona an!

1. mavvoo ( 18/05/2007 19:13)
Nivoaka angazety tokoa ny antso momba ny asa any Liban,mbola maheno anefa izahay aty Dago fa mbola misy olona mijaly any Fa tsy raharahin'ilay olona mpandefa azy akory,na kitakitainy na anaovany valy boraingina fotsiny tsotra izao.Ny karama no nasondrony tsy 125$ itsony fa 150$ sy 200$,fa y condition dia mbola mipetraka ny tsy fandraisana karama 3 mois,ary d ilay ravvavy io mihitsy no miteny @ patron fa tsy azo avoaka ary tsy avela mifanerasera @ gasy ilay olona.Koa mieritereta raMalagasy fa vola kely zany ve no handehanana hamonoana tena any.Lavitra fianakaviana nefa hijaly.La bonne anefa no hatao any @ io fa tsy mba asa hafa.Ny any @ pays hafa aza mandray be lavitra noho io ka tsy aleo mandeha toerakafa refa hiala an'i Dago ihany???Toy zay handevozin'ny olona any.
novalian'i tendry77 ny 08/12/2007 05:23
2. xxx ( 18/05/2007 20:15)
ataovy ampamoaka ny anarana sy ny momba ny mpivarotra olona izany (esclavage modrene )
mba omeo ny source é !
3. Fiffi ( 18/05/2007 20:28)
alefaso ny source eh !
4. xxx ( 19/05/2007 12:51)
:oops: tatsy ho atsy nisy hoe


Mpandefa : bozyboleta [ Valio ] 14-05-2007 09:37:17
Lohateny : Re : Fampitandremana AntsikaRhtraTSy ho Voafitaka
Nivoaka t@ gazety teto Tanà t@ sabotsy 12/05/07 teo indray ny fitadiavana mpiasa ho any Liban. Ao Amboditsiry ao no misy ny biraony.
Voalaza fa USD 150/mois ho an'ze miteny frantsay fa USD 200/mois ho an'ze miteny frantsay sy anglisy.
Ahoana ndray io? Le iza zany reo mitady olona reo?

Marina izany ny lazain'i mavvoo, mmhhh mba menatra ry reto annn tsy mbola izy 2 vavy ihany ve izany?? ilay 1 any amboditsiry moa ny 1 any liban?? sa efa hafa koa??? valio ry zareo any an-toerana ann8-)8-)
5. mavvoo ( 19/05/2007 20:32)
Raha ny fanadihadianay azy d mbola ry zareo ihany ireo fa niova toerana fotsiny.Mbola hohamarininay marina izy io ,fa raha mbola ry zareo dia tena olona tsy matahotra ny atahorako.Nefa araka ny henonay aty d mbola be ireo mijaly no tsy raharahindry zareo.Miala aty Dago omena ny teny fampatokisana fa refa tonga any mahazo ny valy boraingina.Koa mitandrema Ramalagasy fa tsy zay vola kely io no hamonoana tena any.Misy olona fantatray nandeha any ary d mitaraina be ny havany aty Dago fa mijaly be hono ilay ankizy ,nefa d tsy misy mpijery,io aloha d nanotaninay fa d Izany Mme Tinah sy ny rahavaviny zany no nandefa azy/
Hohadihadinay tsara in-1 ny momba io vaovao io ka d haelinay ny source fa tena mampalahelo ny toy zao.
6. Fiffi ( 19/05/2007 20:52)
xxx:
:oops: tatsy ho atsy nisy hoe
xxx: an3 kah ! tsy io le source fa zay nolazain'ny gazety mba alefaso eto mba hiharahana mijery....


7. rina7 ( 20/05/2007 15:34)
APARITAHO ANY ARAKA ZAY AZO ATAO FA MANOMBOKA IN-1 NY ADY ATY LIBAN,MIJEREVA VAOVAO,ka aza maikamaika ny handeha aty,fa reo olona mandefa anareo aty reo tsy hanavotra anareo.Surtout raha hiditra contrat.Probleme entre mpasa sy patron aza ialany pas ka maika raha misy ny guerre,sauve qui peut no handeha eo.Koa mipetraha tsara any Dago fa aza mitolotena toa lolofotsy aty.Mandeha ny resaka aty fa raha vao vita ny annee scolaire dia hanomboka ny tena ady goavana ,koa aza maimay ny ho aty re Ramalagasy fa zahay zao efa manomantena daholo @ fodiana any antanindrazana.Tsy maitsy hanao lainga tsara lahatra any Dago any ry zareo mpanondrana olona ireo satria tsy mieritreritra afatsy ny ho any ampaosiny izy,tonga aty anefa zavatra hafa tsy araka ny nilazany azy no miseho.Tsy misy foroninay na lainga ny vaovao ampitainay eto ,fa zavanisy ary zavamisy daholo ka ambava homana ampo mieritreritra.
8. unjila ( 20/05/2007 19:05)
aiza ary ry zareo mirahavavy reny mba hamaly reo teny reo ,fa de tena loza zany
9. sakaizakely ( 21/05/2007 08:48)
:{:{:{:{:{:{:{:{:{
10. Tsong ( 21/05/2007 10:55)
Y AURAIT-IL DES PERSONNES QUI POURRAIENT NOUS DIRE CE QUE VEUT DIRE "MANONDRANA OLONA?"
POURQUOI IL S'AGIRAIT TOUJOURS DE CES DEUX SOEURS LA?
ELLES OSENT FAIRE PARAITRE DES ANNONCES DANS DES JOURNAUX LOCAUX PARCE QU'ELLES SONT LEGALES.ET POURTANT,IL Y A TELLEMENT DE GENS QUI PLACENT DES FILLES AU LIBAN.
J'ECRIT PARCE QUE J'AI REMARQUE QUE DES QU'IL S'AGIT DE LIBAN, VOUS NE PENSEZ QU'A ELLES!
SERAIT-IL POSSIBLE QUE TOUTES CES FILLES ENVOYEES AU LIBAN SONT A CAUSE D'ELLES????????????
11. Fiffi ( 21/05/2007 12:36)
fa iza no manondrana olona ? :roll:
12. sakaizakely ( 21/05/2007 13:55)
tsongy

de maninn raha atao teny gasy ?
13. rush ( 21/05/2007 14:23)
nefa mahay teny gasy tsara ao amin'ny momba anao!tsongy sa tsonq sa tsong?
14. Samoana ( 21/05/2007 15:53)
sakaizakely:

tsongy
de maninn raha atao teny gasy ?



mbola heveriny ho"teny baiko" angamba ny teny vazà sy ny soratra GOAVANA satria tiany hangina ny mpitaraina

15. unjila ( 21/05/2007 16:05)
tsong :reo no olona hitako namaly ty resak'ity (LIBAN) rha nahavaky hatramin'ny faran'ny ianao ;dia zao mbola mitohy foana ,ka iza le eny amboditsiry ; mba lazao ary zay mba fatatrao é
16. methode ( 21/05/2007 18:35)
Sao dia mba mila alefa hatraminy amin'ny Filoha izy ity? Tsy maintsy misy foana ny olona lasa any satria ny ankamaroan'ireo lasa any ireo sady tsy mamaky gazety no tsy afaka mamaky serasera!
17. Fiffi ( 22/05/2007 11:48)
mba azo atao ve ny manomé ny source an'zao affaire zao azafady indrindra ?
18. mavvoo ( 22/05/2007 11:54)
Tsy mbola nisy niteny angamba fa ny olona rehetra lasa any Liban d noho izy 2 vavy,fa ny nolazana teto d "Ireo mpanondrana olona"Donc voafaritra ao daholo na izy 2 vavy na izy 2 lahy na izy mianadahy na izy mianakavy.O.K
Fa satria izy 2 vavy no cible t@ nolazan'i Kolikoly dia anisan'ireo zany ry zareo.En plus ,ireo izay nanana prbm ka nanotaniana d nilaza fa avy t@ izy 2 vavy.Donc :?::?::?::?:
Tsy ny hoe mandefa na manafatra olona mankany Liban akory no ratsy ange e!Fa ny tsy mandray ny andraikitra manandrify refa tonga ny olana fa miala pas,ary d any zany ilay olona mizaka rery zay mahazo azy any.En plus mbola mandeha hatr@ fandrahonana.Asa raha voavakin'i Tsong tsara ilay resaka lavabe tetsy ambany nataon'i Kolikoly.
Ary Gasy ka manja lesy e!Serasera Malagasy isika zao,Fa tsy vazaha akory!!!!!
19. Tsong ( 22/05/2007 16:16)
mavvoo >> ka omeo ahy kely hoe inona ny dikan'izany lazainao hoe " MPANONDRANA OLONA " farito tsara ilay izy .

Hoy ianao teo >"En plus ,ireo izay nanana prbm ka nanotaniana d nilaza fa avy t@ izy 2 vavy.En plus mbola mandeha hatr@ fandrahonana". Koa maninona raha misy an'izany tsy asaina mamoaka @ gazety fa tsy kobokoboinina any fotsiny sy atao honohono lava izao eto @ internet eto foana no dradradradraina , fa angaha izy 2vavy araka ny filazanao raha mpi-surf na mpikambana ato , de atao foana ny fanenjehana sy ny fanosoram-potaka azy ireo , fa porofoy tsara ilay zavatra ary asehoy sy ampahafantaro miaraka @ porofo fa aza honohonoina lava izao. Izaho izao mahita @ gazety vidy varotra , midi sns , toa tsy misy miteny satria ve tsy mpikambana ato na tsy fatam-piaviana , tsy fantatra anarana ilay olona mandefa sa tsy ara-dalana dia afenimpenina , sa ianao tsy mamaky afa-tsy ny TARATRA . Zay angamba fa ohatra ny miaro be azy roa koa izaho sanatria , fa mba mandinika sy mamaky ny soratra rehetra aho mantsy ka mba gaga. Azafady raha manafitohana anao ny teniko ry mavvoo.

20. Fiffi ( 22/05/2007 18:13)
io angé no mba nangatahako anareo hoe mba omeo source ry zareo fa manjary tsy araka le izy eh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3576