LIBAN,mbola mitohy ny asaratsin'ireo mpanondrana olona an!

101. tsinjo ( 28/10/2007 07:55)
mavvoo ka naninona ra nanotaniana hoe noterena ve izy ande ho any sa antsitrapo de hita teo ny marina ? de mety vovvaly atraminy fanotanianao
102. methode ( 29/10/2007 12:51)
mavvoo: Ka toa tsy mahadray lehilahy hono ny any, de tsy ho afaka mankany za zany ko! De tsy hahalala ny tena marina koa!
103. xxx ( 29/10/2007 14:31)
yonikafopl >> nareo ve mandeha mamangy ny mpiasa naterinareo tany ?

Raha toa mantsy ka sendra ilay patron tsy mamela hivoaka, @ fomba ahoana kosa moa hahafahany mitaraina aminareo ny manjo azy ?

En général ny fahitako azy parole contre parole fa tsy misy témoin mazava, ary matetika dia ny patron no henoinareo , sa ahoana ? Satria ve izy no nandoa ny vola hahatongavan'ilay olona tany ?

Mety tsy fantatr'ilay olona daholo anie ny conditions rehetra rehefa handeha ho any izy e, mety olona tsy mahay mamaky taratasy akory ilay mandeha . Sa nareo manao séance de formation / préparation hoe izao sy izao ny any, inona no fanontanianareo
104. xxx ( 31/10/2007 09:42)
[quote Satria ve izy no nandoa ny vola hahatongavan'ilay olona tany ?
[/quote] tsy ny patron no mandoha ny vola handehanana any satria tsy mandray karama 3 volana izay mpiasa mandeha any hamerenana ny vola lany t@ fandehanana any.
araka ny voalazan'i mavvoo samy milaza ny tiany eto fa rehefa mihaina @ ilay izy vao mahatsapa ny fahoriana any, tsy ny rehetra no sendra izany fa na izany aza betsaka ny mijaly
105. methode ( 31/10/2007 12:15)
Rehefa mijery ny voasoratra aho dia ny efa voalaza ihany no miverimberina ao.Dia miandry izay tena niharan'ny olana tany angamba izao aloha hanao vavolombelona.
106. xxmitady ( 31/10/2007 17:51)
Ka ny olona iharan\'ny tena fijalina ange zao ry methode mety tsy mahita itony akory e!Na mbola mamita contrat,ka aiza ary no tsy ho ny eo ihany no eo!
Zao fotsiny e!Avelao ny olona hitady sy hiasa fa tsy misy asa any Dago,fa hazavaina aminy tsara ny zavatra mety hosedrainy aty Liban!Anjarany no misafidy.Apetraho tsara ao antsaina fa tsy misy n\'iza n\'iza afaka hanampy aty Liban,fa na ny birao ireo aza refa poretin\'ny patron laibalaibany ireo miforitra dia ny mpiasa no tereny hizaka izay mahazo azy ao.Ny an\'ny sasany indray mody hoe manampy ny gasy manana olana hono eee!Nefa toa izy no mila ny fanampin\'ny gasy,fika be fotsiny no ao ambadik\'io hoe manampy sy mikarakara ny gasy io!Ny problemeny aza tsy voavahany!
Aza dia mifanaratsy re fa samy mitady tombotsoa na ny mpiasa na ny birao na le hoe mamaha ny olan\'ny gasy e!Tsy misy olona hovoasakana @ fandehanana aty Liban zany eo fa aza manonofy.Raha mbola tsy misy asa any dago tsy maitsy mitsakaraka aty ny olona ko!
Ataovy ao antsain\'ny tsirairay fotsiny fa \"TSY MISY LALANA MIARO NY MPIASA ANTRANO ATY LIBAN\" koa samia mailo.







107. methode ( 01/11/2007 04:31)
xxmitady> Ka le izy ngeh tsy hoe manakana ny gasy tsy ho any no tadiavina fa mba hoe izay gasy mba any no tokony hanampy sy hiaro izay vao tonga fa tsy izy indray no lasa mpitsentsitra manampy ny mpampiasa e! Dia mba hoe voahaja ny zon'izy ireo amin'ny fahalalahana. Fa raha ny voalaza rehetra teto aloha dia toy ny managatra tena ihany ireo olona ireo satria raha mbola anatin'nytelo taona izay mbola mety tsy ho ampy hodiany akory ny vola azony amin'izay. Mety mbola ampiana telo taona hafa io vao mahazo ividianana billet sy vola kely mba entina mody.
108. yonikafopl ( 05/11/2007 14:34)
methode raha mila vavolopmbelona ianao dia tongava aty amin'ny biraonay dia antsoiko ho hitanao eo daholo ny ankizy izay nalefanay tany ka efa tafaverina nahavita ny contrat ny, sy ireo ankizy naverina tsy nahavita contrat noho ny antony samihafa. Dia omeko anao daholo koa ny numero telephone sy adiresin'ireo manana havana nalefanay tany , na ireo nanana olana azonao anontaniana na nitady vahaolana ve izahay sa dia tsy niraharaha sy nanampy ny mpampiasa, de afaka tonga any antranonay koa ianao mijery ireo mpanao formation handeha any.

Ny tiako lazaina ho anareo rehetra ireo, malalaka ny varavaran'ny biraonay, tongava manadihady vao mitsikera, fa aza mihinana ambolony. Io ihany no tsy mampandroso an'i Gasikara
109. narivony ( 06/11/2007 15:23)
Mahay manao teatra koa ireny olona nitaraina hita tamin'ny reportage momba ny mpiasa trano any Liban ireny izany ka, toa nisy gasy tao:^),:-P
110. fleurdedago ( 07/11/2007 07:04)
108. Mpandefa : narivony [ Valio ] 06-11-2007 16:23:44


Mahay manao teatra koa...


aza meneso kosa moa e :cry:
111. tendry77 ( 08/12/2007 05:23)
-bla bla bla be izy zany,-misy olona niala teto tamn'n 7moi passe;atramn'zao no communication:?::?::?:,inona no tena marina any eh!?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.226