LIBAN,mbola mitohy ny asaratsin'ireo mpanondrana olona an!

41. Tsong ( 06/06/2007 04:22)
Izaho koa mba gaga ry Fiffi , fantatra amin'ny fomba firesany izany fa an'isan'ireo izay efa mamaly ireo io d eo mody miova ps indray .Mahavariana ilay olombelona8O:-D:-D=)):-w:-@
42. sarindraimipika ( 06/06/2007 09:55)
ô ry Fifi sy Tsong !fa angaha misy sortra eo @zay soratra nataoko eo ambony fa Vao izao ny aho no naharaka an'ty tantara ity!Mba ampisehoy eo hoe raha toa ka mahita an'izany eo ianareo?Mpamaky efa ela @ty Dinika ity aho ary efa an'isan'ireo mpikambana tranainy ihany fa saingy nohony toetra tsy mitovy eo @ny ramalagasy dia tsy afaka maneho ny mombamomba ahy eto @ty resaka Liban ity satria tsy mahakasik'ahy izy ity fa ny HEVITRO sy ny TAO ANTSAIKO @ fahitako an'ty resaka ity no nahatonga ahy mba nandray anjara nanoratra fa toa lasa resabe tsinona ilay izy ,ary angah moa aho irery no manova psdo rha manoratra fa ny akamaroan'ireo olona mamaly eto,izany ve de tsy hitana'areo eto e, tsy tsikaritr'areo angaha fa io resaka io ihany no mibahana eto fa tsy zavatra hafa @izany mbola samy tsy hita izay tena marina fa samy milaza fa ho MARINA daholo na ny andaniny na ny akilany ,ka raha toa ka NANAFITOHINA an'i TSONG sy FIFI na izay olona hafa koa ny antony nanoratako dia mialantsiny indrindra!Aho koa moa tsy mbola nahita soratra eto @'ty site serasera ity ka miteny hoe aza manoratra raha toa ka misy ny hevitrin'ny ts1/1 tiany ho ambara eto!
43. kelly13 ( 06/06/2007 11:23)
refa mijery ny mombamomba an'i sarindraimipika klou d ty no hita e Namana tsy hita
Tsy mpikambana ato io namana tadiavinao io. Na jereo fa sao dia diso ny solonanarany
44. sarindraimipika ( 06/06/2007 15:10)
Ny voasoratra eo ambonin'ilay soratrao io ary moa tsy hitan'i kelly13 tsara ,vao maika zavatra hafa:roll:8)
45. kelly13 ( 06/06/2007 18:05)
sarindraimipika>tsy azonao angamba ny tiko lazaina fa tsy maninn :)
46. Fiffi ( 06/06/2007 18:32)
"sarindraimipika":
Rehefa nijery ny mombamomban'ireo izany mamaly eto tsinona aho dia toa hitako fa misy mpikambana efa ela no mamaly eto
"Fiffi":
heu....am fomba ahoana no nahitanao ny mombamomba an'reo mpikambana ato ireo ? satria raha tsy nofenohinao ny mombamomba anao de tsy ho afaka ny hijery ny momba ny hafa enao an !
kelly: heu...io ve akia de tsy azony ? :-w:-w
47. sarindraimipika ( 07/06/2007 08:49)
Fifi;
heu....am fomba ahoana no nahitanao ny mombamomba an'reo mpikambana ato ireo ? satria raha tsy nofenohinao ny mombamomba anao de tsy ho afaka ny hijery ny momba ny hafa enao an !

Kelly13;
refa mijery ny mombamomba an'i sarindraimipika

Sarindraimipika(Valiny);
Mpamaky efa ela @ty Dinika ity aho ary efa an'isan'ireo mpikambana tranainy ihany fa saingy nohony toetra tsy mitovy eo @ny ramalagasy dia tsy afaka maneho ny mombamomba ahy eto @ty resaka Liban ity satria tsy mahakasik'ahy izy ity fa ny HEVITRO sy ny TAO ANTSAIKO @ fahitako an'ty resaka ity no nahatonga ahy mba nandray anjara nanoratra fa toa lasa resabe tsinona ilay izy ,ary angah moa aho irery no manova psdo rha manoratra fa ny akamaroan'ireo olona mamaly eto,izany ve de tsy hitana'areo eto e,

:roll:Dia inona indray no ho jerenareo sy tadiavin'areo eo!!:wink::°)
Torohevitra kely hoan'...;Mandehana aloha manao vacance kely fa sao manjary lasa2%#k pahimpahina eto ianareo @ty Forum vavolombelona resaka Liban tsy ho vita ity .Izaho izao efa hametram-pialana mihintsy fa sao dia lasa toizany eto!Izay mbola hitadyny mombamomban'isarindraimipika dia Mazotoa e.:-D:-D:-D
48. Fiffi ( 07/06/2007 09:31)
:-w
49. xxx ( 08/06/2007 05:28)
Mpandefa : sarindraimipika [ Valio ] 05-06-2007 17:47:04
Lohateny : Re : LIBAN,mbola mitohy ny asaratsin'ireo mpanondrana olona an!
Inareo dia varina ny hifampitsara eto fotsiny!Ny sasany izany avy manaratsy ny sasany lasa manatsara indray!Ny sasany nanontany sopapa angamba vao namaly na dia efa ela2 ihany no nahita an'ity resaka ity!Rehefa nijery ny mombamomban'ireo izany mamaly eto tsinona aho dia toa hitako fa misy mpikambana efa ela no mamaly eto!Sa vao izao vao nahitsikaritra an'ty rsk'ty na koa natahotra niseho sehatra raha tsy hoe efa malaza ilay resaka!Sa koa zavtra hafa mihintsy,tsy mazava loatra kou/

Sarindraimipika(Valiny);
Voalaza teo :
Mpamaky efa ela @ty Dinika ity aho ary efa an'isan'ireo mpikambana tranainy ihany

Ary so de mba i sarindraimipika no tena tokony hametrapialana marina fa misangojy manko ty zavatra lazainao, toa ny tenanao ihany no asianao eto:(
50. kelly13 ( 08/06/2007 09:34)
51. sarindraimipika ( 08/06/2007 14:27)
sarindraimipika;
Ny sasany izany avy manaratsy ny sasany lasa manatsara indray!

--Soa ihany fa mbola tsy tena nametrampialana aho omaly ,fa hay moa ka nahakasika an'i XXX io teny eo mbony izay efa voasoratro io,hitako izy ni-sentosento be avy any,ialana tsiny ra-XXX raha toa ka nanafitohina anao koa io e!!!:lol::lol:.Mandehana @izay manao vacance kely fa hivadika fotsy eo ny voamaso vao gaga.8-):-D

52. xxx ( 08/06/2007 16:06)
Tsy manafitohana anay ny mahazo anareo fa mba mamaky toy ny olona rehetra hoe misy mivarotra olona dia izay, tsy izahay anie no ho azonareo na handeha hatr@ lohanareo aza e! Efa lany lamaody t@ andron'ny dadabe ny esclavagisme ary tsy tokony hanao sôlafa daholo ny olona ka izay no mahagaga anay fa hoe mbola misy ihany izany!
Tsy xxx novalianao io akory fa xxx sendra namaky fotsiny!!Sady ilay karama aloha dia tena vary masaka na dia sôlafa aza e! Mba hampitomboy ny karamany fa mandraoka maloto anie ireo e! Ary tsy hitako izay hanompoina tavaratra fa ndeha hanompo malagasy raha kely karama fa tsy handeha hijaly any antanin'olona masiaka!
53. Fiffi ( 08/06/2007 16:54)
54. xxx ( 08/06/2007 17:05)
8O8O
55. Balack ( 10/06/2007 07:28)
O! ry xxx a! ny an'olona aza nge zany karama varimasaka e! ny antsika mba inona? Mikarama ranon-dolana e! Aleo koa manao solafan'olona toy zay manao solafan-gasy e!Isika samy isika mifanalika rehefa mba misy mpiasa ao an-trano,sa i XXX sahy manakarama Solafa 1.000.000Fmg de Loger,Nourrit,Habiller de @zay tsy mivoaka any ivelany tsony isika rehefa tsara ny eto!Hafaranay hody manko ny havanay ra misy karamana solafa 1M eto e! Ny Solafan-tsika moa zany tsy mba mamafa WC sy manary PO?????? Tadidio koa ry XXX fa ra toa ianao mihevitra fa manao esclavage ny olona any de ny antsika koa misy eto,tokony tsy haka solafa isika raha mihevitra fa esclavage moderina izany'ny Sinoa ,Karana zay Vazaha tonga eto ka ampiasainy isika de efa esclavage moderne zany raha toa ka eritreretina,koa mieritrereta isika zay mbola manana io fisainana io fa ISIKA TSY MBOLA MAHAVITA TENA FA MBOLA MIANKINA NY ANY IVELANY ka ra io fisainanna io no jerena de iMADAGASIKARA mihintsy zany no mbola tratran'ny esclavage moderne fa tsy ireo olona miasa anyLIBAN ireo ihany satria mbola ny Vazaha no ianteherantsika sy tompoantsika ,ny antony de ry zareo no be orin'asa eto koa OVAY NY FISAINANA FA AZA AREFAREFA @TANY:)
56. xxx ( 10/06/2007 08:36)
Balack:

Ny anareo no mirefarefa raha dinihana fa izahay angah mila sôlafa klé! Vita daholo ny hatao rehefa misy courage fa excuse be fotsiny ny hoe izao e! izao! Rehefa tsy mety dia hajanona fa tsy misisika dia avy eo midona @ varavarana ny loha.:P:P
57. Balack ( 10/06/2007 09:18)
Ny fiheveran'i XXX zany de ze mampiasa solafa de tsy aninontsianinona? Tadidio anefa fa ny 99/100 ny mpitondra sy ny mpanana eto Dago de mampiasa solafa daholo!Hitako nge ny ankizy mitady asa solafa any ivelany hay iXXX tsy manana solafa ,tsy afaka hanampy reo ze tsy mba manam-pahaizana fa tia-tena e!Zay no hilazako hoe amboary ny toe-tsaina ;sa rehefa any ivelany no manao solafa de ratsy fa rehefa eto amitsika de tsara????? Tadidio ry XXX fa ny asa atao @mangarahara tsy misy ratsy fa ny fisainanao ihany no maharatsy azy a! Ny mpivaro-tena eto @tsika aza tsy misy misakana ,to omena karatra sy tsaboina aza izy ireo ary mahazo kil e! Amboary hoa ny fisainan-tsika gasy fa tsy rehefa any LIBAN akory de ratsy ,tsy haiko enao ra manana havana any fa za manana 2 any ka haiko tsara.Rehefa misy mitady asa hanao solafa ao @XXX de mba raiso izy de ampio fa aza tia tena sa manao solafa tena ngamba XXX ka tsy mi-faka za.Aleo ny ankizy hanao solafa any ivelany fa ra ohatr'i XXX daholo ny olona di ho be ny somera eto Dago eto satria misy ny tsy nahavita fianarana dia io solafa io no mba hainy ka! Ny fanaovana solafa koa nge tsy VOARARAN'NY FANJAKANA E! Ny any France aza sady mianatra no manao SOLAFA ny ankizy koù!
58. pimaso ( 21/06/2007 07:51)
Hoy Maxou :
"Bonjour! Marina fa msiy ireo mpanafatra olona hiasa aty , fa ny tsy mazva amin'ny tsirairay dia ity na ny mpanafatra na ny hafrana dia samy tys hisy hilaza akory hoe misy maloto ny tenako fa samy hiaro tena daholo . ka hoy aho hoe:ny mahatonga an'izy 2 vavy voalaza eto dia satria izy ireo ihany no manan taratasy legal avy amin'ny fanjakana malagasy fa ny sasany kosa dia tsy misy fa miafina , refa tonga aty ireo olona ireo dia omen'ilay mpanafatra antsokosoko ny num tel ny Haingo aty Liban hoe ra misy olana dia ity olona ity antsoy . Ny olan misy anefa dia zavtra tsy misy ventiny akory fa ny Gasy angamba refa hoe hiasa aty dia nihevitra ny hiadana sns. fa raha hoe samy ho tononina eto ny anaran'ireo mpanao izany dia mahfantatra betsaka aho fa sao mampiady mnako fa tsy izany no tanjona eto amin'ny serasera.mba diniho fotsiny fa betsaka tamin'ireo Libnanais nanfatra ankizy hiasa aty sy niara-niasa tamin'ny Libanais no tratra nangalatra sonian'ny ministre tamin'ny fikarakarana taratasy tao amin'ny surete ary navoka gazety taty Liban , koa mba jereo amin'izany.samy mifankafantatra ireo Gasy manfatra ankizy ireo aty fa ianareo tys mahita any no anaovan-dreo resabe fotsiny , problemn'izy samy mpanafatra io fa za idirana, mifanaratsy de amin'izay mifangalatra clinet sns......... zava-misy izany ary fantatro ihay koa , fa izay mamaky ity ka manana olana ,ka nahtafintohjina azy dia manorata amin'ny adresy e-mailaka ko fa zaho sahy milaza directe ny zava-misy eto.na ny mpiasa dia mano faute ihany koa, etsy andaniny ny mpampiasa , tsarovy fa ra vao misy olana ny mpiasa dia miantoka ny mpnafatra mandoa ny lnay rehetra izay mitentina ho 3000$ eo ho eo , ny sasany anefa dia mody marary , mody manao adala sns.....fa raha ianareo no miara-miaina aminay eto dia tsy mahita tsikera hatao fa samy miankina amin'ny safidiny io.
Ny any an-toerankafa tsy azo aleha satria sarotra , ny vola tsy misy sns.... ny miditra eto anie ka iantohana ny rehetra !Ny tsy laviko fotsiny dia misy ny patron tsotra ary misy ny patron ratsy , eo no ilaina ny agence mba hamindra ilay ankizy amin'ny patron hafa , fa rah toa ka hoe faute avy amin'ny mpiasa indray no hidiran'ny agence dia tsy possible.
Ny ataon'ny agence fotsiny dia ny ,manara-maso ny karaman'ny mpiasa ara-dalana tys mahazo mikapoka ,misakafo ara-dalana ,miantso any Mada 1fois par mois,iantohana ny rehetra ao an-trano . ny ankioatra izay tsy idiran'ny agence , ny olan madinika dia ny famindrana azy amin'ny mpampiasa hafa fotsiny .ataoko angamba fa mahavoavaly ny hafatra nalefa io ,fa na ny Mada na nay an-tany haf dia samy misy ny mpampiasa manalika,izany no nahatonga ny agence mamindra ny tsy tamana.fa ireo ankizy milaza nisy olana ireo dia fantatray daholo na ny anarany fa rizareo tsy te hiteny ny fauteny aminareo mihitsy fa zara aza misy hanilihana azy.
koa aoka samy ho malina amin'ny resa-be. efa karohina aloha izao ireo mpanfatra antsokosoko ,ary ny ara-dalana kosa dia efa misy mpanara-maso amin'ny activité ataony.
Misaotra e!"

Izaho dia miombon-kevitra @ Maxou, mila analyse foana ny zava-drehetra fa tsy vao hoe : izaho hono e!, dia lasa izao waou,waou,waou
Toy ny tsena rehetra io misy ny formel, misy ny tsy formel ( pirate ), ka raha ny kary ny manao ny ataony tapao ny rambony,
- Ny Ministère matoa mi accorder licence ho ana agence iray dia mahafeno ny fepetra takiana rehetra izy izany, bon validé
- eo @ le hoe : esclavage moderne, nahoana moa no tonga dia tsarainareo ohatr'izany ny olona, firifiry ny 4'mi mihinana ordures eran'ny dago, dia rehefa mety ve ny fiainanareo eto dia latsaina ireo mba mila ravin'ahitra any hoe : ambany izany sa adala?
tsy hisy hanome mpiasa antrano 1.500.000 fmg eto na dia hadio azo lelafina aza ny trano fafany, na ny la bonne ny filoha aza tsy mino aho,
aleo mba samy hitady izay fivelomany ny olona, izay no atao hoe : liberté sy democratie
na eto dago aza anie misy foana ny probleme ny mpiasa antrano e! sady kely karama,
ny andraikitrin'ny fanjakana dia ny manara maso ny comportement ataon'ny mpampiasa lybanais, asan'ny ambassadeur malagasy izany,
Tsy misy asa ratsy, fa izay manaja ny asany tafita foana,
Mahereza daholo na ny agence legal na ny mpiasa tena vonona
Misaotra
;-)
59. xxx ( 21/06/2007 10:35)
Balack:

Ny fiheveran'i XXX zany de ze mampiasa solafa de tsy aninontsianinona? Tadidio anefa fa ny 99/100 ny mpitondra sy ny mpanana eto Dago de mampiasa solafa daholo!Hitako nge ny ankizy mitady asa solafa any ivelany hay iXXX tsy manana solafa ,tsy afaka hanampy reo ze tsy mba manam-pahaizana fa tia-tena e!Zay no hilazako hoe amboary ny toe-tsaina ;sa rehefa any ivelany no manao solafa de ratsy fa rehefa eto amitsika de tsara????? Tadidio ry XXX fa ny asa atao @mangarahara tsy misy ratsy fa ny fisainanao ihany no maharatsy azy a! Ny mpivaro-tena eto @tsika aza tsy misy misakana ,to omena karatra sy tsaboina aza izy ireo ary mahazo kil e! Amboary hoa ny fisainan-tsika gasy fa tsy rehefa any LIBAN akory de ratsy ,tsy haiko enao ra manana havana any fa za manana 2 any ka haiko tsara.Rehefa misy mitady asa hanao solafa ao @XXX de mba raiso izy de ampio fa aza tia tena sa manao solafa tena ngamba XXX ka tsy mi-faka za.Aleo ny ankizy hanao solafa any ivelany fa ra ohatr'i XXX daholo ny olona di ho be ny somera eto Dago eto satria misy ny tsy nahavita fianarana dia io solafa io no mba hainy ka! Ny fanaovana solafa koa nge tsy VOARARAN'NY FANJAKANA E! Ny any France aza sady mianatra no manao SOLAFA ny ankizy koù!

diso ianao fa na any frantsa aza ny ankizy miasa sady mianatra dia mikarama mihoatra ny 200euros ary manana fiche de paie toy ny olona rehetra . Ny asa tsy misy ratsy fa ny miasa ho an'ny tavaratra dia efa fantatra fa loza, loza toy ny asa ho an'ny karana! mpiasa, boto, ary tsy misy conditions marina fa ny be vava sy manambola no manana ny marina ka! non!
AZA MISY MANDEHA ANY LIBAN INTSONY FA MPIASA-KARANA!
Smy handroaka ihany dia aleo mandroaka ny an'ny tena fa aza tapenam-bava ny olona!!!!
Aleo mandroaka ny any @n tena fa aza be théorie eo daholo!!!Colonie vaovao ny tavaratra!
60. Balack ( 10/07/2007 12:08)
Samy mpiasan-KARANA daholo na eto na any e!Fa raha mahita asa an-trano 200£ eto i xxx de hafaranay ny havanay hody aty ,ka manaova i xxx annonce eto ra misy olona manarama 200£ hiasa an-trano eto Dago.Mbola tsy misy koa lalana milaza fa tsy azo atao ny mandeha any Lib ;ka aoka i xxx tsy handrara ny olona tsy ho any ,fa ny tokony ataon'ny olona mandefa any fotsiny de zao:TOKONY MBA SORATANY ANY @ FANJAKANA NY ANKIZY MANDEHA ANY MBA HO FANTAN4NY FANJAKANA HOE LASA NIASA ANY I RANONA .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2348