RY vhv MAlagasy

1. bazylou ( 18/05/2007 22:57)
tsy tsara aminareo ny famille recomposée, na amiko koa aza aloha e.
Tokony hitandrina ihany ianareo amin'ny lhl sy ny sipanytaloha na ny vadiny taloha!!
novalian'i wooda ny 02/06/2007 02:23
2. xxx ( 18/05/2007 23:30)
vi!
3. sipagasy ( 19/05/2007 07:06)
mmhh fa inona hono ny antony sa dia resaka atsipy ambony volon-kanakana izy ity injay ry bazyl????,
4. diamondra27 ( 19/05/2007 11:53)
azavao tsara aloha ny hevitrao e!
5. karinah ( 19/05/2007 21:23)
bazylou: tsy ny vhv malagasy ihany angamba, fa ny vhv rehetra, tsy mora mintsy ny mba fijeriko an'ireny fa mila fandeferana sy fahazakana tsara! mila oul tsy saro-piaro etc..;:wink:
6. xxx ( 19/05/2007 21:40)
bazylou:
tsy tsara aminareo ny famille recomposée, na amiko koa aza aloha e.
Tokony hitandrina ihany ianareo amin'ny lhl sy ny sipanytaloha na ny vadiny taloha!!
mazava be io e!ny tian'i rabazylou lazaina angamba dia izao e!ao ny mampirafy,ao ny manambady dia misaraka,ao ny mbola manambady nefa mbola manaony ataony any ho any!

misy ary mbola tsy vita akory ny fisarahana dia efa nanorona tokatrano any an-kafa any!tsy ny vadin'i sarkozy indray ve no tian'rabazylou anaovana ohatra sy lazaina eto?


7. soanja ( 20/05/2007 06:54)
Ny atao hoa faraidiny na fijaliana amin'ity fiainana ity dia "ny fiainana tsy ahafahana manoatra." Ka izay mahita fa mijaly izy ao anaty fiarahana na tokatrano n'inona n'inona sady tsy afaka mivoatra NO TSY MAHITA VAHAOLANA dia ireo no ataoko hoe "helo" eto ambonin'ny tany.
Safidy ihany anefa amin'ny olombelona ny fahitako ny hijanona amin'ny helo eto an-tany satria nomen'Andriamanitra saina isika handinika sy hitady solution ary hampihatra izany. Anao ny safidy hampiasa izany fahafahana izany!
8. sipagasy ( 20/05/2007 16:54)
midika izany fa rehefa tsy zakan'ny saina dia ialàààào e! hihihi rehefa tsy mifanaraka amin'ny sainao dia ialào ihany koa, ny maha sambatra anao no ataovy aza mampijaly tena izany koa e!;-)
9. xxx ( 20/05/2007 21:57)
ka raha sendra olona be menomenona tsy faly lalandava fa mandany andro amin'ny fitsikerana an'izao rehetra izao hoatran'i bazylou ve dia mbola hidrikina eo ihany, tsy aleo mi-pà ?

raiso ho anao aloha ny fampitandremana vao miteny ny hafa rabazy a :-D:-D:-D:-D
10. xxx ( 20/05/2007 22:57)
:b
:b
:b
:b
:b
:b
:b
:b
:b
:b
:b
:b
:b
:b
:b
11. Fiffi ( 27/05/2007 20:28)
:roll:
12. wooda ( 02/06/2007 02:23)
:roll: no comment marina!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5921