afindrafindrao

1. ftma ( 15/05/2007 17:36)
saika mba hanontany aho hoe ity tononkira ity ihany ve ilay hiran'i Clo Mahajanga sa hafa http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2129 raha hafa misy mba manana ve?
novalian'i sitlo ny 16/05/2007 16:41
2. sitlo ( 15/05/2007 18:04)
Ny olona mba efa saika nijery afindrafindrao tokoa, kay KloJangama no tato. :twisted:
3. ftma ( 15/05/2007 18:13)
sitlo :-D afindrafindrao inona no jerena? mba mitady tonnonkira fa tsara be ilay izy ko :wink:
4. Stretch ( 15/05/2007 18:13)
http://www.youtube.com/watch?v=DfOWonPl6io

zany avy ko makarary an doha :{
etsy ary zany izy ento a !
5. sitlo ( 15/05/2007 18:17)
jere, tsy mande akory,

Afindrafindrao le mandihy lavalava ireny. Dia nenaranan'ny vazah dia alakeuleuleu hono. pffff
6. Stretch ( 15/05/2007 18:20)
http://www.youtube.com/results?search_query=afindrafindrao

masay ko zany an !
io ary .
7. Stretch ( 15/05/2007 18:23)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/afindrafindrao/video/xhij_afindrafindrao

fa ratsy koalité le vidak'e !
8. sitlo ( 15/05/2007 18:24)
=D
ohatra an'io indrindra ilay tao an-tsaiko fa kay kloJangama no tadiavina. :-D
9. Stretch ( 15/05/2007 18:25)
mbola misy hafa io zama a !:°)
10. sitlo ( 15/05/2007 18:29)
:}
raha azoko natao ny ni-invit an-dry tamin'io dia nataoko :}
11. ftma ( 15/05/2007 18:42)
io dray sitlo sy stretch :(
12. kelly13 ( 16/05/2007 09:40)
hihihi, mbola avy kou za saika hanampy trotraka, mdrrr :°):-P
13. kelly13 ( 16/05/2007 09:42)
io aza misy vaza mahay mandy afindrafindrao b kou
14. sitlo ( 16/05/2007 15:09)
bobo io. :-D, ary mety izay marina no nahatonga ilay hoe booboo. :-D
15. kelly13 ( 16/05/2007 15:46)
dain kou :°)
16. sitlo ( 16/05/2007 16:41)
vazivazy :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0486