afindrafindrao
1. ftma
(
15/05/2007 17:36)
saika mba hanontany aho hoe ity tononkira ity ihany ve ilay hiran'i Clo Mahajanga sa hafa http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2129 raha hafa misy mba manana ve?
novalian'i sitlo ny 16/05/2007 16:41
2. sitlo
(
15/05/2007 18:04)
Ny olona mba efa saika nijery afindrafindrao tokoa, kay KloJangama no tato. :twisted:
3. ftma
(
15/05/2007 18:13)
sitlo :-D afindrafindrao inona no jerena? mba mitady tonnonkira fa tsara be ilay izy ko :wink:
4. Stretch
(
15/05/2007 18:13)
http://www.youtube.com/watch?v=DfOWonPl6io
zany avy ko makarary an doha :{
etsy ary zany izy ento a !
zany avy ko makarary an doha :{
etsy ary zany izy ento a !
5. sitlo
(
15/05/2007 18:17)
jere, tsy mande akory,
Afindrafindrao le mandihy lavalava ireny. Dia nenaranan'ny vazah dia alakeuleuleu hono. pffff
Afindrafindrao le mandihy lavalava ireny. Dia nenaranan'ny vazah dia alakeuleuleu hono. pffff
7. Stretch
(
15/05/2007 18:23)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/afindrafindrao/video/xhij_afindrafindrao
fa ratsy koalité le vidak'e !
fa ratsy koalité le vidak'e !
8. sitlo
(
15/05/2007 18:24)
=D
ohatra an'io indrindra ilay tao an-tsaiko fa kay kloJangama no tadiavina. :-D
ohatra an'io indrindra ilay tao an-tsaiko fa kay kloJangama no tadiavina. :-D
