Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Jeankely
(
13/05/2007 05:15)
Tsy PMA intsony ve raha hovaina ny Mpitondra?
Hazakazaky ny mpitondra mifandimby no mahalasa ny firenena. Ka raha ataontsiaka hoe soloiana izao tokoa ireo Mpitondra ireo tena mety hisy ahavita ny firenena tsy ho PMA ao anatin'ny dimy taona tokoa ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/05/2007 06:03
Jeankely
(
13/05/2007 04:59)
Marina ve fa ny vehivavy Malagasy no maro alaina indrindra
Raha mandehandeha sy mahita firenena samihafa dia samy ahitana olona manambady vahiny avokoa. Ny vehivavy Malagasy dia tena tafita ary lasa lavitra nihoatra ny sasany rehefa manambady Vazaha. Amin'ny ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/07/2007 09:41
Jeankely
(
13/05/2007 03:05)
Iza no mahazo tombony @ hoe: "Pays de moramora"
Misy ny mahalafo T-shirt tsara-be sy mahafatifaty misy soratra hoe "Mora Mora". Ao ny mitarika ny "touristes" mba ho any Madagasikara fa "Mora Mora" ny fianana any. Saingy misy kosa ny milaza hoe ireo...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/05/2007 08:41
karinah
(
12/05/2007 21:41)
Coupe de France; Marseille sa Sochaux? hihi !
OM (l) mitarika aloh h@ zao, hihi ! 8)...
tohiny
novalian'i karinah ny 25/05/2007 15:43
bidagda
(
12/05/2007 21:39)
"tambitamby lava" kaïamba tena izy!
sao mba misy manana ny tonon'ny [TAMBITAMBY LAVA] kaïamba tena izy, nisy an-dry ôza Jerome, Charles martin izy rehetra e! merci dieny mialoha!...
tohiny
novalian'i lost ny 15/05/2007 09:48
ftma
(
12/05/2007 21:05)
adive
Tena tiako be ny endive fa sao mahita fomba fandrahoana azy nareo? salady ampiarahana @ concombre no fanaoko fa rehefa andrahoana lasa mangidy be ...
tohiny
novalian'i mangabe ny 25/06/2007 22:19
bazylou
(
12/05/2007 19:19)
asio conseiller e!
Tena hilaina maika mihitsy io vazaha iray io fa tena mijaly ny vahoaka !
Dia tsy hisy vazaha iray ve any ho any mba mety ho hantsoina conseiller spécial anti-délestage !
Dia asio conseiller ...
tohiny
novalian'i hery ny 14/05/2007 08:53
diamondra27
(
12/05/2007 17:04)
kiki-taolana
mahasalama ve ny mikiky taolana
taolan'akoho (elany)
taola-trondro
taolan'omby misy tsoka
travers na kisoa
de inona ny tianareo?
aty andafy tsy misy mikiky taolana fa menatra ngamba sa tsy ...
tohiny
novalian'i anjaran3 ny 06/06/2007 04:01
potakely
(
12/05/2007 15:32)
Momban'ny aretina atao hoe "Cavité syringomiélique"
Mitady olona voha an'io aretina io aho mba hazahoko toron'kevitra na hoe conseils d'hygiène de vie, exercices...fa tena mizaly mihitsy aho na dia mandray fanafody aza. Misy dokotera specialiste mafan...
tohiny
novalian'i potakely ny 18/05/2007 06:34
xxx
(
12/05/2007 15:29)
sos allergie
mba miangavy vonjy maika hevitra avy aminareo fa zanaky zokiko lasa mangana sy simba ny endriny hilany saika nanakotra ny masony potika bé ny endriny,mampataotra zaza efa taona ary efa manao vaccin,n...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 18/05/2007 07:25
bonaventure
(
12/05/2007 14:57)
copie telo tsy mitovy
iza @ ireo kopia naterahana ireo no azoko hampiasaina satria raha ny tena izy dia teraka tany comore ny zanako nefa gaga aho ankehitriny fa sady manan kopia gasy tsy mitovy daty sy kopia frantsay tsy ...
tohiny
novalian'i bonaventure ny 14/05/2007 09:58
soupette
(
12/05/2007 13:51)
mba ampio ô
Ô ry reto a! za ry reto mba mangataka ny tononkiran'i Raboussa ilay te-hoany @ nao iny a! D misaotra mialoha ô...
tohiny
potakely
(
12/05/2007 13:22)
mitadi tononkira tompoko ô
misaotra betsaka izay olona afaka mandefa ahy ny tononkira oe : [b]inona no antenainao[/b], mpihira : Fils d'Adeline. ry koa : :wink:[b]efa trotrakin'ny hadin'tsaina[/b] fa tsy fantatro ny anaran'ilay...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/05/2007 09:56
bazylou
(
12/05/2007 12:33)
mbola pma
ihany aloha izao no klasinao e!! ny trosa miavos aaza tsy voaloa!!:wink:...
tohiny
hery
(
12/05/2007 10:44)
O ry zareo a... ampitomboy ny tononkira
Amin'izao dia misy tononkira 3580 eo ho eo ao amin'ny [url]http://tononkira.serasera.org[/url], manjary loharanon-tononkira mihitsy ao amin'izao... ka ny ankamaroan'ny ankizy manontany eto dia mahita ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/05/2007 19:24
Bita
(
12/05/2007 09:18)
Blondine 2 vavy
Mba efa fantatrareo hoe fa ireny blondine ireny anie ka dondrona. Izaho aloha tsy mahafantatra fa ity misy an'isany.
Indray andro nifanena teo @ fiandrasana bus ireto blondine 2 vavy. Dia hoy ilay ir...
tohiny
novalian'i Bita ny 17/05/2007 14:39
Jeankely
(
12/05/2007 06:37)
Ary ahona ity ry Ra-Bazylou?
Nalaina t@: http://www.newswire.ca/en/releases/archive/May2007/08/c6361.html
Success in the new business environment depends on the right business model
MONTREAL, May 8 /CNW Telbec/ - The success...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 03:24
niryna
(
12/05/2007 05:44)
Avy amin'inona no niavian'ilay toerana eto gasikara?
Manan-tantara daholo hono ny antony nanaovana ny anaran'ny toerana misy eto amintsika.
Matetika toa misy resaka hidiran'ny mpanjaka na nisy zavatra nanjoa na mety mahafantatra isika zavatra hafa naha...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/05/2007 06:27
Jeankely
(
12/05/2007 05:12)
Mpitari-bato vilam-bava sa ahoana?
Fa ny olona mipetraka andafy indray ve no tsy mahalala izany "Standard" izany e. Etsy ankilany milaza hoe tsy mivoatra mihintsy io Madagasikara io, avy atsy ambadika indray isaky ny misy "mesures" rai...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 08:01
niryna
(
12/05/2007 05:09)
Neny tiako,fifaliako,izay nampianatra ahy namindra
Isan'andro isika dia tokony ahatsiaro ny soa nataon'i neny antsika.Andro natokana ho azy moa ny alahady 13 mai izao aty amerika koa dia mahatsiarotsiaro izany reny malala izany e:(:cry:
Iza no mihira...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/05/2007 19:53
