Mpitari-bato vilam-bava sa ahoana?

1. Jeankely ( 12/05/2007 05:12)
Fa ny olona mipetraka andafy indray ve no tsy mahalala izany "Standard" izany e. Etsy ankilany milaza hoe tsy mivoatra mihintsy io Madagasikara io, avy atsy ambadika indray isaky ny misy "mesures" raisina dia izy indray no manao dia miverina hoe fa ahoana ity? Sao mba izany marina no tia handrendrika ny Malagasy. Ny sehatra tsy miankina "Secteur Prive" tsy maintsy manaraka ny fiovana na fandrosoana. Na tany taiza na tany taiza izay mihevitra ny hitoetra amin'ny zavatra lany andro dia vizana ary manjavona. Fa modely sahala ny ahoana no tianareo aroso e. Milaza hoe "Pays de MORAMORA" nefa rehefa raikitra ny hazakazaka dia izy indray no manao hoe hajanony fa tsy haraky ny sasany. Saina andafy sa inona e?
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 08:01
2. Jeankely ( 12/05/2007 08:31)
Hafa no tondroin'ny molotr'i Bazylou Mpams hafa ny ataon'ny tanana manoratra ary amin'ny Dinika hafa.=))
3. daomania ( 12/05/2007 08:32)
"Saina andafy ?" Tandremo kely ny manao "kapoka iray" na généralisation rajeankely fa maha-tohina indraindray. D'accord @ zavatra ambaranao aho, mampivoitra ny contradiction eo @ fanehoan-kevitry ny sasany izay mampiasa filtre de dénigrement, nateraka ho mpanaratsy, @ izay trangan-javatra rehetra ao Dago. Ils sont handicapés de naissance, leur handicap, à les entendre, c'est le fait d'être né malgache. Dommage pour eux, c un handicap à vie.
Tsy ekeko kosa ny filazanao hoe saina andafy. Tsy aty andafy ihany no misy handicapé ohatr'izany fa any Dago koa. Laviko ny fampanoherana fahatany ny aty andafy sy ny any Dago. Samy misy tsiampiampy na aty na any !
4. Jeankely ( 12/05/2007 08:53)
OK. Saina andafy ilay mpanaratsy ihany ka. Efa nilaza aho fa ny sangany any andafy tsy miteny ary navahako tsara ireo. Misaotra tompoko
5. bazylou ( 12/05/2007 12:38)
NIvaralila mihitsy ilay tany nandihizako marina !!!:lol::lol:, lery milaza aazy ho gasy aza manao gasy andafy sy gasy ao DAgo, , tsy mahagaga fa izay no namporisihana azy e!! izay koa no ataon'ny ilay lehibeny, à gosy , gosy..
6. Jeankely ( 13/05/2007 03:12)
Izaho aloha dia tsy voan'ialahy ry Bazylou fa olona mitovy fijery amiko ary nanintsy ny fomba fanoratro izy. Marina ary tsy laviko fa samy misy marary saina na aiza na aiza saingy teniny no nilaza hoe:"D'accord @ zavatra ambaranao aho, mampivoitra ny contradiction eo @ fanehoan-kevitry ny sasany izay mampiasa filtre de dénigrement, nateraka ho mpanaratsy, @ izay trangan-javatra rehetra ao Dago. Ils sont handicapés de naissance, leur handicap, à les entendre, c'est le fait d'être né malgache. Dommage pour eux, c un handicap à vie."Hisaorako azy be vata ny fanitsiany ahy ary hisaorako koa ireo teniny ireo. OK "daomania"
7. Jeankely ( 13/05/2007 08:01)
Dia tena betsaka mihintsy ny miteniteny foana sady tsy manaraka ny zavatra nolazainy. Atsy amin'ny dinika iray izy milaza zavatra hafa ary amin'ny dinika iray izy milaza zavatra manohitra iny avy noresahiny iny indray. Izany hoe izay hirika hitany hankarariray ny sain'olona fotsony no ataony fa tsy misy "logique" mihintsy. Raha hiresaka izany "Greenhouse effect" , "Global Warming" izany dia maro be ny orin'asa sahirana satria zatra ny mandeha ho azy sy "Pays de mora mora" ndry zareo mpaneso. Raha manaraka ny fanovana rehetra dia alefa ny owa owa owa nefa miresaka couche d'ozone ny sasany asa tsy fantany fa ireo orin'asa ao Madagasikara ireo dia maro no tsy araka ny fanajana ny tontolo iainana. Ohatra: Orin'asa Mpnao "Jeans" tao Tanjombato, mangamanga daholo ny rano manodidina, Mpanao hoditra ary Anjeva alefa amin'ny renirano ny loto, sns tsy hotanisaina koa rehefa tonga koa ny hoe tsy maintsy manaraka "Normes" dia hilaza indray hoe alefa hangalatra daholo izany ve ny olona niasa tao. Vao miditra ny resaka "Normes et Qualites (Standards)" dia be no vizana. Ka hanaraka ny resaka hiraisam-pirenena ve isiaka sa tena marina fa samy tia hijanona amin'izao endrika sy toerana misy izao isiaka rehetra e? Lazao mazava hoe aza manaraka fiovana izany fa aleo amin'izao fotsiny ry zareo o.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0697