Neny tiako,fifaliako,izay nampianatra ahy namindra
1. niryna
(
12/05/2007 05:09)
Isan'andro isika dia tokony ahatsiaro ny soa nataon'i neny antsika.Andro natokana ho azy moa ny alahady 13 mai izao aty amerika koa dia mahatsiarotsiaro izany reny malala izany e:(:cry:
Iza no mihira ity hira ity ary ahoana ny tohiny?
Neny tiako,fifaliako,izay nampianatra ahy namindra
indrindra, tsaroako ianao ka tsy maty ao am-poko ao
Ny ditrako,ny laingalainga,...........:roll::idea: ny tohiny ahoana:?:
Eny ry dada, na dia fetin'ny reny aza izao andro izao,tsy ho hadinonay koa ianao izay nahitanay masoandro,vizaka nikarama,tsy nitaraina tana-miepaka,nanao izay nahafa-po hisaoranay anao koa izany.
Iza no mihira ity fa ho anareo dada ihany koa ity na dia mbola tsy tonga aza ny fetin'ny dada dia mitovy an'i neny ihany koa ianareo,isan'andro dia fetinareo ihany koa:D,tsy manadino akory izahay fa i neny no fiangotigontina,i dada kosa no fangataham-bola:@
Ry dada malala ,Ry dada malala a!
Mitempo ny foko ,mitempo fa lavitra anao..
Dia ahoana ny tohiny8-)8-)

novalian'i niryna ny 20/05/2007 19:53
2. veromahefa
(
12/05/2007 15:12)
Miarahaba anao !
Vao teo aho no nisoratra anarana ho mpikambana raha nahita ity tranokala ity avy aty am-pita.
Isan'ny mba tiako koa iny hira iny ary efa nataon'ny sekoly alahady tao aminay tamin'ny fetin'ny reny ny ampahany izay haiko ka atolotro anao koa.
Ry Neny tiako, fifaliako
Izay nampianatra ahy namindra nirindra indrindra
Tsaroako ianao, ka tsy maty ao am-poko ao
Ny angotingoty, ny hantahanta( hantam-pitia e)
Hahatsiarovako anao ry neny
Nanambitamby sy niteny
Ry neny tiako; fifaliako
Izay nitantana ahy fony kely, nampiana-niteny
Tsaroako ianao
Ka tsy maty ao am-poko ao.
Mirary soa e !