Marina ve fa ny vehivavy Malagasy no maro alaina indrindra

1. Jeankely ( 13/05/2007 04:59)
Raha mandehandeha sy mahita firenena samihafa dia samy ahitana olona manambady vahiny avokoa. Ny vehivavy Malagasy dia tena tafita ary lasa lavitra nihoatra ny sasany rehefa manambady Vazaha. Amin'ny firenena iray nolalovako dia sarotra ny mahazo ny vehivavy ao ary tsy maintsy manaraka ny finoany sy ny fombany vao mahazo manambady ny vehivaviny. Taratry ny fahantran'ny Malagasy ve sa ny Vehivavy Malagasy tokoa no mora alaina sy taritina indrindra eran-tany?
novalian'i Jeankely ny 10/07/2007 09:41
2. salmo1 ( 13/05/2007 07:40)
non!

:-D Efa sahirana be mahintsy zah vao nazaka;-)
3. diamondra27 ( 13/05/2007 07:54)
s:-D:-D:-D ntsôoo
tano ny azo fa sarotra ny mila e!

za koa aloha tsy pour @ty we mora zaka ity e!
mety we vhv sasany zany
io koa nge refa @ le gout-ny de lasa foana le vhv e!
raha olona mitovy @ ben affleck sy steaven seagal ve zao ohatra no mi-demande de hihainohaino ianao? En plus raha mifanentana @ attente-nao le olona

io tsy misy we vaza na afrikana na karana na sinoa fa refa tianay vhv de lasa zao...
Ny sasany ny toetra no itiavany ny lhl
ny sasany ny fahaizany
ny fanahiny
ny volany
ny bogositeny
ny finoany
etc..
4. diamondra27 ( 13/05/2007 07:55)
refa ao anatin'ny le critères le lhl de mahazaka foana izy.
5. fasaly ( 13/05/2007 08:09)
:-D aiza kosa e! ny vehivavy malagasy manana valeur kokoa noho ny vevavy hafa firenena rehetra mazava wazzzzz! hany fa mampitsiriritra ny vazàh :-D:-D:-D:-D
6. bazylou ( 13/05/2007 11:33)
Mandreraka beny vhv gasy kooo, raha misy patsa izany daholo, indrindra fa hoe avy any andafy......
7. fasaly ( 13/05/2007 11:34)
^^^^^^
8. diamondra27 ( 13/05/2007 14:19)
ny vhv gasy malaza tsara fanahy hono koa

fa tsy tokony araraotina
ra za aloha no mafantatra we misy manararaotra ahy de ialàko le olona e!

sa sao de le gasy any dago @zao fotoana zany
za koa manko maheno we tonga any ny vahiny maka vhv vadiana... Misy mivaro-janaka mitsy aza de mitomany migogogogo be le reny avy eo we: mamelà ahy fa tsy hitako ze atao, tsy zakanya ny fiainana satria le rainjanaka efa maty de le renimpianakaviana tsy miasa de ny ankizy marobe velomina
de zara aza misy mangataka we: amidio amiko ny zanaka vavy-nareo etc... Tena mampalahelo be le tantara fa de zany we tsy afa-manoatra e!

tsy fanenjehana zany fa filazana ny zava-misy any an-toerana, cas mitranga fa tsy we ny rehetra koa de manao izany doly

9. Fiffi ( 13/05/2007 16:58)

-tsara fanahy ny vhv gasy

-manja ny vhv gasy

-Inona moa no mahatonga ny vazaha haka vhv gasy ho vady ?
10. cialaurie ( 13/05/2007 19:04)
sady manampahaizana ny vhv gasy, fa tsy hoe vadimbazah fotsiny
11. tynah ( 13/05/2007 20:17)
gasy kah manja eh!!! d hifandrombahan dry vazah beuuu!
D tsara fanahy koa no sady intéligente be koa!
Fa tsy mora zaka zany kosa alouh eh!!!
12. fasaly ( 13/05/2007 20:46)
ié! fita wa! manana ny safidiny koa ny vevavy gasy anie e! matoa erahiny de tiny zany..!
13. pissoa ( 13/05/2007 21:15)
bazylou:

Mandreraka beny vhv gasy kooo, raha misy patsa izany daholo, indrindra fa hoe avy any andafy......

Misy patsa ngah any am'Bazy ?! :-D:-D:-D
Raha resaka "Raha misy patsa" zany no mahatonga ny vhv gasy zakan'ny vazaha dia mieritrereta fa nareo bandy gasy nge zany no tsisy afitsoka e ! ^^^^^^
14. fasaly ( 13/05/2007 21:23)
:-D:-D:-D:-D:-D bien dit pissoa!
15. sympa ( 13/05/2007 23:24)
:oops: menatra kosa izay bandy raha otry izany kle :!:
Tsy ny bandy no tsisy afitsoka fa ny joba @ izao mijery ny AVENIRany fa tsy ny fitivana izany intsony :!: Mitady ny izay mba kofa mahatafita azy ry zareo kle :!: Ka izay no tena hitodiany @ vozongo, ireny no be sosy no isika kofa gasy kely ireto :!: :snif:
Mahereza less ry zalahy isany an :!:
1 de perdu 10 de retrouve :-D:-D:-D
16. Jeankely ( 14/05/2007 06:00)
Ilay hoe tsara fanahy aloha marina fa misy vazaha milaza hoe ny vehivavy Malagasy morabe ary tena mora maniky izay hampanaovina azy rehetra fa ny sasany manda rehefa tsy fombany.=))
17. fasaly ( 14/05/2007 06:20)
sympa: fa manina aza lazaina foana fa be sosy ny vazà e!
eto aminay feno sipa gasy fa saika tsy de be bandy gasy aty de tsy maintsy hoe vazà no manitona ...:°)
fa sam mitovy taona samy depart zérô sam miady am fiainana sam miasa mifanohana tsy ho lavo, diso be izany eritreritra nareo isaky ny mhietsika hoe interret sy harena no hiarahana am vazà fa ny vazà nge otran'ny tsika gasy ihany e! marina fa misy ny mikatsaka izany indrisy ho azy azy ny azy.....

na any amdà koa nge tsy misy mitsy sipa hiantehitra am hazo boboka e! mba hé ity tanako ity, any amitsika mitsy aza no manana io fisainana io tsy miaraka raha tsy bandy tsara fitafy, de mi exigé kely hoe tsy miaraka raha tsy manana fiara na be sosy amzay:-D:-D:-D
18. fasaly ( 14/05/2007 06:22)
sympa: tamzà tany madà tamzany fotoana izany de efa mba niasa aho zany hoe mandray kandra isambolana kely eny! de lay bandy niaraka tamiko mpinatra teny am unif...fa toa ny sôsiko ndray no alainy isaky zay fandraisakarama:^):-D:-D:-D:-D:-D tsy ny sipa ihany fa ny bandy gasy koa betraka no manao anzany an!:-D:-D:^) mba hé ity tanato ity:-P
19. Jeankely ( 14/05/2007 06:33)
Raha oharina amin'ny fiainan'ny lehilahy Malagasy kosa aloha tsy samy depart zero izany e ary mahagaga koa fa taloha tsy azon'ny Comorien izany ny Sipa Malagasy fa amin'izao lasan-dry Coma sy Afrikanina ny entana Malagasy.
20. meva2 ( 14/05/2007 07:43)
Angaha vehivavy mira entana????!!!!!!!
Dray dray!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.859