Marina ve fa ny vehivavy Malagasy no maro alaina indrindra
24. simplex
(
14/05/2007 10:01)
tsy dia tena catastrofika araka ilay hilazana azy ngambany le izy fa isika fotsiny no nosy d tena otra'ny zatra tsy dia mifandray be loatra @ hafa.
Mety mihoatra @ 50.000 ve ny isan'ny vevavy gasy lasan'ny sasany (vazah/afrikana, komoro, sinoa,...)?? tsia angamba hoy aho. D eritrereto fotsiny hoe mbola misy 9M ambiny ao miaraka/hiaraka @ gasy. Optimista wa, izay ihany ;-):P
Zany hoe ra ny an'i Jeankely no nisy nazaka d tena :roll: omeo azy ny tso-drano e :-*. Lelah lesy tsy boka eri-taona zany a. Mety tsy ahita otranazy tsony alou toi fa zany hoe reveo manja fotsiny e, rahoviana no tsy hisy olana moa eto ambonin'ny tany ;-)
:D d ampy :-*

27. kelly13
(
14/05/2007 12:25)
hay v oe "maro" alaina fa tsy oe "mora" alaina e, mandry 2 ny masoko :°)
28. salmo1
(
14/05/2007 12:34)
Mino izaho fa misy filozofia be ny vhv gasy na lhl gasy manambady vazaha aty ivelany (oh aty Europa), tsy izy rehetra ah8)
oh fotsiny: raha vhv latina no manambady lhl latino aty europa (ejemplo aty España):-D:-p misy filozofia tsy takatriny saina mahintsiny: fa ôtrany ambany lôtra zany ry zareo @ sasany, ary mahatsiaro mahintsy ry zareo fa voambany ny sasany.
De eo ihany dia miforona daholo izao tsy misy rehetra izao amin'izy mivady manokana:D
Samy olona ve ranga de hakanao anzany, raha tiako ny vazaha... mivoaka alina ny Zoma na sabotsy fotsiny de tady hazaka anakiray manja be mahintsy...
Misy tsy Leo mahintsy kou anie ry zalahy vazaha de mamorona an-le oe: zah zany ti hanao anzao @ sipa mainti2:-D. Toy izany ihany koa ny sipa vazaha:°)
Asa ra mazava ny tiako lazaina
;-)

29. sakaizakely
(
14/05/2007 13:35)
Aiza koa ary izany fijerindra Jeankely izany ?
Inona aloha aminao no dikan'ny hoe "tafita" ?
Tafita @ fianarana, tafita @ fiainana, sambatra ampanambadiana, sa ahoana ?
Dia manahirana anao ve ny mahita ny vhv malagasy "tafita mihoatra ny hafa" ?
Tsy fantatro hoe aiza ianao no mipetraka fa raha aty aminay klou de kif kif bourricot ouz ny fitenenana. Misy foko isankarazany @ orinasa rehetra, ary ny vhv vahiny dia manana ny toerana sahaza azy daholo, misy ireo manana toerana ambony indrindra, ary anisan'izany ny vhv malagasy. Nefa mbola vitsiana ihany aloha raha hoe vhv manana toerana ambony @ asa izany raha ny hitako, ka sarotra amiko ny hanambara toa anao fa tafita tokoa ny vhv malagasy. Resaka %age izany amiko raha aty ivelany no dinihina.
Mba manaova koa ranga a ! Raha tianao ho tafita ny vadinao dia mahaiza manolokolo azy hananany faniriana sy fotoana hikarakarana ny fiainany, ny fianarany, ahafahany misondrotra, hahasambatra azy, dia hitombo iray indray ny isan'ny vhv malagasy "tafita" NOHO IANAO (grâce à toi fa tsy hoe plus que toi :°)).
Tsy hoe taratry ny fahantran'ny vhv malagasy no iantefan'ny fitiavany @ vahiny, fa matoa mbola tsy mahazaka vhv avy @ firenena misy anao ianao dia mbola misy banga eo @ ny toetranao, izany hoe mbola mila fivoarana bediabe :P
Mahereza Ra-Jean :lol::lol::lol::lol:

30. sakaizakely
(
14/05/2007 13:38)
kelly13:
hay v oe "maro" alaina fa tsy oe "mora" alaina e, mandry 2 ny masoko :°)
kelly13> tandremo fa toa mitady handroroa koa nareo zany an !
sao dia tsy ampy ...
31. lapino
(
14/05/2007 15:55)
pissoa:Ny patsa kosa samy misy e, fa mety ny an'ny sasany ihany no omby vava; efa zenetika manko :-P:°):°)
Raha resaka "Raha misy patsa" zany no mahatonga ny vhv gasy zakan'ny vazaha dia mieritrereta fa nareo bandy gasy nge zany no tsisy afitsoka e ! ^^^^^^
33. sympa
(
14/05/2007 20:59)
fasaly> tsy hoe ny bandy anie tsy mahazaka sipa fa ny sipa @ izao fotoana izao ( ny hitako t@ za nianatra tao Tana ) de trop MATERIALISTE b mintsy ry zareo ka raha tsy misy² i anao de voadaka bbb mintsy eee :!: 8O Ka antena zany tsy mantsy mahita izay fomba tsy mantsy hahapotika azy fona isan'anjo :!: Ka raha tsisy zvtr mahampy azy @nao de iny zy mitady ny hafa misy² no i anao kle :!: Farany ny kofa izany tsy mantsy mitady izay hitazomany ny sipany ka farany tsy maintsy manao zvtr ratsy foana kle :!:
34. fasaly
(
14/05/2007 22:36)
sympa afaka pitsihina anie reny sipa materialista ireny e! aleo zé tsotra nefa efikasy ihany :wink:
tandremo fa efa betraka ny bandy materialista koa an! itovizana ihany mou lay salan'isa ry sympa aaaaa!:wink::-P:-D
tandremo fa efa betraka ny bandy materialista koa an! itovizana ihany mou lay salan'isa ry sympa aaaaa!:wink::-P:-D
35. Jeankely
(
15/05/2007 02:42)
Izaho aloha tsy manambady satria kely ny tsenako ry sakaizakely a. Ny resaka eto amin'ny serasera angaha moa resaky ny olona mipetraka ivelan'i Madagasikara ihany? Ny vehivavy Malagasy amin'ny ankapobeny no resahiko ary ny any Mada no haiko fa tsy haiko ny any Parantsa sady tsy misy vehivavy Malagasy na iray aza ny toerana misy ahy amin'izao fotoana izao. Asa ry zareo tokoa angamba mety vendrana nohon'ny vehivavy Malagasy fa na avy any Europa aza tsy miraika aminy ny vehivavy amin'ilay tanana.
36. fasaly
(
15/05/2007 06:25)
ka zay no maha be valera ny vevavy gasy kan! toundé de vo mijery tonunde hainy avy hatrany8):-D
37. Jeankely
(
15/05/2007 06:50)
Ny filazandreo azy indray hoe tsy misy valera satria manimba taranaka. Amindreo mantsy ny metisy tsy izy fa amintsiaka Malagasy kosa aloha ny metisy manjabe na lahy na vavy dia samy tia hananjanaka metisy dia misy valera. Oh tena tsy mitovy ny fijery an=))
38. nathie86
(
15/05/2007 08:13)
Jeankely:
Taratry ny fahantran'ny Malagasy ve sa ny Vehivavy Malagasy tokoa no mora alaina sy taritina indrindra eran-tany?
Sur @ zany v enao?
Eny e misy aloha ireo sipa gasy no tena tia vazaha nis nohon'ny vola nefa nis koa hoe vazaha io eh d zay.
Fa lay fiteny kosa hoe mora zaka ny sipa gasy tsy dia sur lôtra za.
39. Jeankely
(
15/05/2007 09:15)
Tsy arakao izany fa tena mangatamaso daholo ny Sipa Gasy raha vao misy vozongo. Sady na antitrabe aza sahy ry zareo kano=)). Ianao aloha tsy mora lasa izany fa fantantro e na izany aza be ny misosa ho azy.
40. Fiffi
(
15/05/2007 10:53)
Jeankely:raha tsy inn kosa ? :{:{:{ :roll::roll:
Tsy arakao izany fa tena mangatamaso daholo ny Sipa Gasy raha vao misy vozongo. Sady na antitrabe aza sahy ry zareo kano=)).