Marina ve fa ny vehivavy Malagasy no maro alaina indrindra
61. fasaly
(
18/05/2007 15:26)
patrick: tsy mùarina mitsy izany fa ny bandy gasy kosa mampifilafila kou aiza no tsy hiova lasy am vazà:? tena misy sipa zay niaraka tam bandy gasy efa antaonany maro dia nandeha nianatra tazny andafy lay bandy de vita fenarana dia nody, de lasa mampifilafila be sarotipiaina be zany satria tafiditra niasa tam bank hono lery de elàna pà tsikelikely ny sipa sady hatsatoka fotsiny eo , vao niditra meetic kosa lay sipa toundé de nitongavanlay vazà indroa mitsy tany madà de zao lasa vadiny lay vazà mitry izy zao , jereo amzany in no antony hanambadian'ny sipa gasy vazà fa noho ny toetran'ny bandy gasy sasany ihany:? aza omena tsiny reh!:?
62. patrick2002
(
18/05/2007 18:42)
Fasaly:ka hono aho ireo sipa gasy manambady vazaha ireo afa-po rehefa nanambady vazaha ?:lol:
tsy manontany izaho hoe sambatra ,na tena nahazo fitiavana tsy hitany taty @ bandy gasy .fa afa-po no hanontaniako anao .
amiko dia miova hendrika fotsiny ilay probleme ,materiel sy confort tsy hitanao tany @ bandy gasy ,manjary stress sy protection no hitanao any @ vazaha ,donc amiko tsy solution ny fanambadiana vazaha :wink:

64. sakaizakely
(
18/05/2007 22:44)
Io tokoa aloha dia misy antony e!
Nahoana tokoa ny safidin'ny vhv malagasy no miantefa kokoa @ lhl vahiny ? Mila asiana fiheverana io.
Mora dia mora ny manome tsiny, lazaina fa resapatsa am zay dia tsy mila mieritreritra sy mandinintena ny toetra ratsy fanaony ny ankabeazan'ny lhl.
Fa mandreraka be ny sain'ny sasany ny mahita fa afapo sy sambatra tanteraka ireo vhv ireo, de avadika fotsiny hoe resaka matériel.
Tokony dinihina hoe ahoana ary no azoko atao hanomezana fahafahampo an'le vhv. Betsaka anie ny mi se contenter d'amour et d'eau fraîche ry zareo e ! :P

67. fasaly
(
19/05/2007 12:10)
Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 18-05-2007 20:42:27
Lohateny : Re : Marina ve fa ny vehivavy Malagasy no maro alaina indrindra
Fasaly:ka hono aho ireo sipa gasy manambady vazaha ireo afa-po rehefa nanambady vazaha ?
patrick: hummmm plus ke afa-po mitsy alou e!, na maditra aza leferinjareo foana:-P;-):-D:-D:-D
68. soanja
(
20/05/2007 07:09)
Aoka aloha jerena tsara hoe firy ny isan'ny vehivavy gasy manambady vazaha dia firy ny vehivavy gasy manambady gasy.
Dia azo resahina hoe ny manambady ve izany no tian'ny vehivavy gasy sa ny fihodirana.
Mino aho samy te hanana tokatrano aby ny vehivavy gasy afa tsy ny masera angaha izay ninia nifidy izany.
Ny ahitana fahasambarana sy fitiavana ary filaminana kosa dia resaka lavabe io. Mino aho fa matoa mihazakazaka hanambady vazaha ny vehivavy gasy iray dia any amin'ny lehilahy gasy ny olana? :-D:-D:-D Tezero aho raha diso ry vehivavy Malagasy manambady vazaha! :-*:-*:-*:-* Tsy ampy ny tany e! Tsy ifanomezantsiny anefa izany satria raha ny eto an-tany koa dia tsy hahafapo 100% zany mihitsy. Dia mifameno eo isika mianakavy e!:-*:-*:-*

69. sakaizakely
(
20/05/2007 21:41)
Jeankely
Mba manàna hambompo de ataovy hoe vitan'ny hafa ve tsy mba ho vitako koa e ! :-D:-D:-D:-D
Soanja>
angamba tsy ny manambady loatra, na ny fihodirana no mahasarika vhv, fa rehefa tojo ilay tiany sy ilay tia azy tanteraka fotsiny dia izay ka. Rehefa tia izay mantsy dia na rano mangatsiaka aza dia atao ho ampy ivelomana :*:*:*:*:*:*
de raha misy patsa moa ve tsy milay
fa raha mbola miampy tongolo sy voatabia dia vao maika tsara be koa :-D:-D:-D:-D

70. soanja
(
21/05/2007 10:23)
sakaizakely:

Saikazakely o> Ekeko tokoa io fanazavan-dry momba ny fitiavana io. Tsy misy resaka volonkoditra sns. Ary mino aho fa izay no cas-dry hoe "tia dia miroso amin;ny fanambadiana".
Saingy mila jerena amin'ny ankapobeny ny zava-drehetra matetika ka. Inona marina ny zavamisy any Mada.
Hatramin'izay dia ny zazavavy dia notaizana hahay ny zavatra rehetra momba ny fikarkarana ny tokatrano satria ny hanany tokatrano mendrika sy milamina ary miadana miaraka amin'ny zanaka no tanjona na ny Ray aman-dreny io na ilay zazavavy mihitsy. Taloha aza dia tsy nisy akory zany resaka fitiavana izany raha teo amin'ny fiarahamonina hafa fa dia namboarina izany fanambadiana izany. Taty afara vao betsaka ny hoe tia dia manao ny Mariazy. Fa tsy mampiova ny ao an-tsain'ny ankizivavy Malagasy rehetra izany fa te hanana tokatrano daholo ny rehetra ho tanjony matetika. Hany ka refa midepasy ny taona 25 ans ohatra dia manontany tena hoe ahoana? Efa te hiteraka sns... Isika aty an-dafy na ny efa mahita ny fiainam-bazaha hafa na mbola any Mada no mety tsy mametraka io tanjona io fa tena io no tena tanjon'ny vehivavy Malagasy amin'ny ankapobeny.
Eo amin'ny hoe iza no vadiana indray ny ankapobeny dia tsy mieritreritra vazaha na gasy fa eo no milalao ny resaka hoe "Izay anjarako" izay azontsika sy indry tenenina hoe" Izay tiako sy tia ahy" :)
Fa ny realite any Dago anefa ry Sakaizakely, indrindra ny any amin'ny Cotes, na dia hiezaka azaa isika sy indry hilaza fa ny fitiavana no mitondra ny fanambadiana vazaha dia tsy hitombina akory satria ny zazavavy gasy mihitsy amin'izao fotoana no manomboka mijery ny ho avy tsaratsara kokoa ho azy satria matetika tsy mahafapo azy ny zavatra hitany any.
Fantatro fa mahamenatra izany na hoe mahakamo mieritreritra izany satria mety hanimba ny imagen'izay manambady vazaha rehatra ohatra araka ny fihevitrantsika azy nefa dia hilaza aho fa TSIA satria tsy voatery miankina amin'izany ny cas-ny tsirairay fa ny ankapobeny no resahantsika eto.
Raha mnakany Dago aho ka fantatry ny vehivavy na zavavy hoe mipetraka aty an-dafy dia ny 70 % n'io no miteny amiko fa hitadiavo vady vazaha izy. Tsy mandainga aho fa tena zavamisy io. Taloha aho manadohady saingy izao kamo fa ny valiny raha hanontaniana dia hoe "Ny vazaha no mahakarakra sy manambitamby kokoa, mahay "mampirevy" ary maneho fitiavana kokoa noho ny gasy. Izy rahateo manambola. Ny zanaka mivoaka avy eo manjabe satria metisy. Ny metisy any amintsika, Mada amin'ny ankapovbeny no resahiko, dia manja be tokoa. Saingy mety tsy hitombina izany amintsika sy indry ohatra. Fa amin'ny hafa dia izay. Hoe "metisy vazaha iny sady manana nationalite mihitsy." izany no zavamisy any.
Inona zany no mahatonga ny bandy gasy ho somary haneso antsika vehivavy gasy manambady vazaha? Dia inona moa fa ny fahitany izany tsy miafina tokoa eny andrenivohim-paritany eny. Firifiry moa ny olona mitady koresy hoe mba te hanambady vazaha? Firifiry moa ny mivarotena mba hanambadiana vazaha any Dago? Menatra aho manoratra izany eto saingy izay ny zavamisy. Tsy miafina intsony izany. Raha Diego ny alehanao dia izay no tanjonay zavavy gasy lehibe tany tamin'ny mbolakely dia ny hanambady vazaha. Fa hoe iza le vazaha misy lista ve ny toetra takiana sns dia hilaza aho fa tsisy tamin'izany fa na vazaha antitra aza dia mety!
Koa izay ny zavamisy any e! aleo hijery azy amin'ny maso tsy mivilana isika.
Zah dia hilaza fa tsy misy tsara ny manambady gasy mitovy ra sy fombafomba nitaizana, indrindra afaka hahatsapa ny fomba fisainantsika. Nefa tsy mety tsy izay no anjara fa mety tsy nahita izany aho tany. Betsaka ny toetra hitako ilana fanamboarana dy fitaizana ny zatovo lahy Malagasy. Betsaka koa ny toetra hitako ilana fitaizana ny zatovovavy Malagasy. Raha mbola misy io lesoka fitaizana io dia hisy foana ny hilaza fa " Negatif ny fanambadiana vazaha" Fa raha mitoetra sy miodina kosa ireo dia na hanambady afrikanina, asiatika, arabo sns aza iska Malagasy dia tsy hisy himenomenona intsony!
Andry indray! :-*:-*:-*:-*
71. xxx
(
21/05/2007 10:47)
soanja >>> nolazainao ny marina izay tsy nisy sahy nilaza h@ izay
Na inona na inona no antony nanambadianareo vazaha , dia ataon'ny olona ao anaty sobika iray miaraka @ olona manambady vazaha "par interêt" foana nareo
Na inona na inona no antony nanambadianareo vazaha , dia ataon'ny olona ao anaty sobika iray miaraka @ olona manambady vazaha "par interêt" foana nareo
72. fasaly
(
21/05/2007 12:42)
xxx: aza adino fa na samy gasy aza ny mifanambady dia mi existe mitsy io ary vao maika betsaka ny mifanambady par interêt raha samy entre gasy.....
aleo tsy asina resabe fa samia manao zé mampety ny fiainany sy mahafinaritra ny sainy, na vazà na gasy na firenena hafa samy olombelona rà sy nofo mitovy ihany ireo fa ny lokony sy ny kiltiorany no tsy mitovy samia mifidy zé tiny ho vadina dia salanitra am ny azy dool.....;-)

73. xxx
(
21/05/2007 13:09)
tsy hoe diso ny manambady vazaha no tiako lazaina, fa tokony hi s'attendre @ io fomba fijerin'ny malagasy sasany io izy
74. patrick2002
(
22/05/2007 13:06)
Tsy dia hitako aloha ny maha-ratsy ny fanambadiana vazaha ,safidy io ary fitiavana ,fa ny mampalahelo @ toe-tsain'ny vehivavy maro any Madagasikara ,raha vao vazaha dia lasa izao =D=D
Marina fa misy lesoka ny toe-tsainy lehilahy gasy maro ,sahala @ toe-tsainy vazaha lahy maro koa, mba misy lesoka ,sarotra moa no hanontany eto hoe :Inona ny lesoka @ vazaha lahy fa hita fa la reponse est loin de la realitée :D

75. sakaizakely
(
22/05/2007 13:46)
tsy manda ny resaky soanja mihintsy satria tena misy fahamarinany io, fa ilay izy koa dia samy manana ny lesony notsongainy tsirairay
fony mbola kely izahay dia nananamana nanambady vazaha eoropeana. Faly ery ry zareo mampiseho ny fananany ary nampitsiriritra anay tokoa ny nahita azy ireo. Fa taty afara dia nivaky ilay iray fa tena tsy izy ilay vadiny, ary tena mampijaly be azy mihintsy. Mikapoka, manebaka, manaboto azy sns, tena tsisy fitiavana azy mihintsy. Sendra nanao vakansy tany am RaD izy indray taona izay dia tsy nety niverina intsony, feno diantsigara ny tarehiny sy ny sandriny fa nataon'i le vady famonoantsigara hono rehefa mihetsika ny androny :{:{:{:{:{
Ilay anankiray indray dia tena niadana tamambady mihintsy ary hita misongadina teny amin'ny endrin'izy roa ny fifankatiavany.
Anatra be ho anay ankizivavy rehetra tao antanana tamzany ny fampitahana ny nahazo an'izy roa ireo ka na mbola kely aza dia tsy nety taitaitra amambazaha fa natahotra sao de lasa hoatra an'ilay ankiraika. Sady nahatsapa avy hatrany fa tsy ny maha-vazaha no maha inn fa rehefa sendra lhl tsara toetra, mahakolokolo, mahay manaja sy tia dia izay no tena zava-dehibe.

76. soanja
(
22/05/2007 14:54)
Matetika aloha raha vao ity hoe fanambadiana vazaha ity no resaka dia betsaka tokoa ny mahita ho teneninana momba izany. Ny tiako resahina izany hoe "ny antony hanambadiana vazaha." Tsy maninona mihitsy ny manana ny antony. Na fitiavana aza anie ka anisan'ny "interet" izany. Ny ratsy indrindra aza dia ny manambadibady foana tsy manana tanjona na tombony azo amin'izany fanambadiana izany. Ny hoe inona avy ireo tombony ireo no tsara resahina angamba.
Ka raha misy maneso aho fa manambady vazaha dia tsy hisalasala aho hiteny aminy ny antony nanambadiako vazaha ary inona no vokatr'izany eo amin'ny fiainako. Fa ny azy raha manambady gasy izy dia inona koa no tanjony?
Nanampy ve sa nanimba ny fanambadiana vazaha?
Eo no tokony hisy ny discussion.
Misy an'izay etude nataoko izay momba ny "Intercultural Communications" mantsy, fa iteny aho fa 80% ny tsy mitovy firazanana sy fomba nitaizana ary niaingana dia mifarana amin'ny divorsa avokoa. Satria nahoana? Tsy zaka ilay tsy fifankafantarana ary voatsindrian'izany ilay fitiavana niredareda teny amboalohany. Milalao eo daholo ny toetra sy ny fihetsika ary ny mombamomba anao manoloana izany zavabaovao tsy maintsy hatrehana izany.
Koa anjarantsika tsirairay ny mandinika hoe manana dimy taona holaniana fotsiny sy ariana ve isika sa tonga dia hikatroka ilay haharitra. Haka riska ve? Antsika ny safidy. Ho an'ireo izay mbola tsy manambady vazaha no ampitaiko izany.
Satria na gasy na vazaha dia olombelona daholo ireo ary izay SAFIDINAO tsara daholo fa tadidio kosa fa tsy mitovy ny toetsaina na dia samy olombelona aza. Manjaka be amin'ny fiainan'olombelona iray ny kolotsaina nampidirina taminy ary sarotrabe ny manifika an'io. Ny fahaizana mi s'adapte mantsy azo atao hoe voajanahary ihany nefa tsy voatery akory.
Bonne chance daholo!

77. patrick2002
(
23/05/2007 05:53)
Marina mihintsy fa tokony ho fantatra ny tanjona fa tsy faly ny hanaraka fotsiny hoe vazaha io dia lasa izao ,maimay hanambady vazaha avy eo: tsy havelany hipetraka hiaraka aminay ny mamako :cry: Mamany aza tsy mipetraka miaraka aminy ko ny mamanao no taizany :evil::evil:
78. xxx
(
23/05/2007 05:57)
tsy ny vazaha rehetra no manao anzany fa ny cousine ko izao miaraka mipetraka amin'ndry zareo ny mamany:wink: miankina amin'ny tsirairay ihany io....
fa ny vazaha kosa malala-tsiana amin'ny rehetra mihintsy e!..... ny lehilahy gasy mantsy tena diso saroti-piaina loatra ny ankabeazany de tsy maintsy hoe soumise kely foana ny vadiny manoloana azy....

79. patrick2002
(
23/05/2007 17:30)
de tsy haiko aloha fa betsaka ireo gasy vehivavy manambady vazaha fa mitaraina daholo eh! 80% angamba ao no mitaraina fa tsy mahazo miantso ny havany ,tsy te hiteraka mihintsy ilay vazaha ,tsy mety hiantoka azy ny vadiny @ fianarana hataony fa terena haka pret bancaire ilay sipa ,samy mandeha samy mitady ny ao antokatrano ,mizara roa ny depense sy ny facture sns sns .
Ny tiako ho lazaina dia izao misy koa ny olana @ bandy vazaha , sahala @ manambady bandy gasy ihany koa ,nefa ny estime homena an'izany vazaha izany ohatry ny dia hoe ......:-D
sahala @ prestige mihintsy ilay hoe manambady vazaha ODOY EH! =))=))

80. xxx
(
23/05/2007 17:37)
mifanohitra lavitra amin'izay lazainao izay indray no fatako.... maro ny sipa mambady vazaha fatako na ato amin'ny serasera aza fa miadana ampanambadiana daholo aloha no fantako rehetra , izaho manokana manambaduy vazaha , izaho miasa fa ahy irery ny karamako, i ramose tsy sarotiny amin'izay tiko hanaovako zay volako any, fa izaho no mahatsapa tena hoe mba mila manampy azho! izany hoe caprice ko ny karamako izany raha ny marina kokoa satria i ramose kosa tsy haharaka izay caprice ko eo mihintsy..i ramose daholo no mandoa ny depense rehetra ninon'inona, izy aza mbola miantoka esence ny fiarako :oops: nefa izaho mikarama....
raha lehilahy gasy tsy hamela ny vadiny hande hanao vacance irery izany ohatra, aleo aloha tsorina fa hafa mihintsy ny toe-tsain'ny vazaha raha resaka tokantrano e! ny lehilahy gasy autoritaire be!
vazaha ratsy saina izany tojo anao izany ry patrick an!