Marina ve fa ny vehivavy Malagasy no maro alaina indrindra
43. fasaly
(
15/05/2007 16:16)
Jeankely:
Ny filazandreo azy indray hoe tsy misy valera satria manimba taranaka. Amindreo mantsy ny metisy tsy izy fa amintsiaka Malagasy kosa aloha ny metisy manjabe na lahy na vavy dia samy tia hananjanaka metisy dia misy valera. Oh tena tsy mitovy ny fijery an=))
ountsssss: hoy enao....? ry zareo aza faly ery mahazo metissy fa mba hafa noho lay poulet blanche be ireny hafa ihany ny metissy e!:?
44. sakaizakely
(
15/05/2007 16:18)
misy de efa mivilamaso mihintsy ve ato e 8O
de ahoana ihany ? ny vhv gasy ve manja de ifandrombahan'ny vahiny, sa ny vhv vaza no vendrana ? Sa ahoana ?
Tena misangodimpanina miovaova hevitra toy ny tanalahy koa ny sasany izany. Resakin'ny tsy mahazo sa resakin'ny mpialona be fitsiriritana fa mbola tsy mahazaka ?

45. sakaizakely
(
15/05/2007 17:17)
hehoooooooooooo !
tsy ny fanaovana metisy no tanjona ry zareo fa ny hiarahana hanana zanaka iombonana a !
rehefa zaza arampitiavana de mahafinaritra foana na mainty na fotsy na zarazara.
sady ny lokonjaza tsy azo fidina an ! misy mainty manambady fotsy de ndraindray manahaka ny iray, na ny ankilany, tsy fantatra mihintsy ny mélanzy hivoaka avy eo
metisy ve manja sa gasy ka manja
aza manao tanalahy hevitra moa e :-D:-D:-D:-D:-D:-D

46. fijo
(
15/05/2007 22:24)
misy fahamarinany le hoe vehivavy gasy mora alaina;tsy ny rehetra fa ny ankamaroany dia io
47. bazylou
(
16/05/2007 00:46)
o ry pissoa, tsy misy afitsoka hoy ianao ???!!!, beurk , aleo mankany ankafa fa vazo tsy mitovy ireo :: ary aleo maka vazaha .. ireny no sincere sy mazava saina kokoa:-P:-P:-P:-P
48. Jeankely
(
16/05/2007 04:21)
Kay kay hatramin'ny Sipa Malagasy avy lazain'ity tsy izy:snif:. Fa ity marina kay Vazaha ary maninona manaraka resaka gasy aty. Ny ahy izao tsy nahazaka aho nefa hitako manja dia mialona ny vazaha lahy aho ny an'i Razoky indray hoe: "aleo mankany ankafa fa vazo tsy mitovy ireo :: ary aleo maka vazaha .. ireny no sincere sy mazava saina kokoa". Malagsy rehetra mihintsy no halan-Drazoky.
50. Jeankely
(
16/05/2007 08:56)
Izaho aloha tena vehivavy Malagasy ihany no tiako saingy tsy mahzo fa kely ny tsenako e. Tena mba sarompiaro rehefa lasan'ny vazaha fa tsy afaka mankaiza e. Lasan'ny vazaha ny tsaranay
52. salmo1
(
16/05/2007 11:18)
Tairo indray aza oe:
Ny bandy gasy manambady vhv vazaha daholo
dia: ny sipa gasy manambady bandy vazaha daholo
Misy mavoa be kosa angamba... d sarotiny ny sasany...
Knefa samy manana ny safidiny @ zay akafiziny tsirairay. 8):°)

53. pissoa
(
16/05/2007 16:36)
bazylou:
o ry pissoa, tsy misy afitsoka hoy ianao ???!!!, beurk , aleo mankany ankafa fa vazo tsy mitovy ireo :: ary aleo maka vazaha .. ireny no sincere sy mazava saina kokoa:-P:-P:-P:-P
:-w:-w:-w
Ie tsisy afitsoka mihitsy ! Raha misy afitsoka nareo d tsy handeha any amin'ny vazaha mihitsy ny sipa gasy kely mpanao raha misy patsa :wink:
Ary refa ny sipa gasy no mivery bandy vazaha de lazain'takaka fa resa-patsa ... fa refa izy no mirevy sipa vazaha dia mivadika sincerite sy fahazavan-tsaina :{ Sao de mba resa-poza ?! :b:-D:-D:-D
54. lapino
(
16/05/2007 16:42)
Rehefa bandy dia misy patsa, fa rehefa sipa dia misy foza ? hmm :roll::wink:
58. patrick2002
(
17/05/2007 15:19)
Dia tena marina aloha ilay hoe mora alain'ny vazaha ny vehivavy gasy eh! ary tsy vao izaho fa efa ela t@ androny missionnaire anglisy vers 1800 .Inona ny antony ,@ maha nosy an'i dago ve sa .....
Fa ny mahagaga dia izaho rehefa mi s'integre miaraka @ ilay vazaha izy dia lasa ,sarotra indray no mitazona azy ,fa ohatry ny europeenne ihany :-D:-D
Fa ny mahagaga dia izaho rehefa mi s'integre miaraka @ ilay vazaha izy dia lasa ,sarotra indray no mitazona azy ,fa ohatry ny europeenne ihany :-D:-D