Marina ve fa ny vehivavy Malagasy no maro alaina indrindra
82. patrick2002
(
23/05/2007 22:01)
ka fiadanana hoy ianao kou :roll:, samy manana ny lazainy fa fiadanana ,mbola resaka lava iny raha iny sujet ray iny no resahina ary tsy mety vita .
Fa dia arabaina fa nahazo fiadanana izany ra xxx ah! izay no hirina eto antany .^:^^:^

83. soanja
(
23/05/2007 23:57)
Ny Patrick kosa angamba efa filana vaniny a. Tadiavinao hanambady gasy daholo ny olona nefa anie na ianao io aza anie mety tia vazaha ihany koa sa ve diso aho?
Samy manana tiahny ny ona roa. Vilao hanao aminy ao.:-*:-*:-*:-*

84. patrick2002
(
24/05/2007 03:21)
soanja : tsy izany mihintsy fa ilay hoe raha vao vazaha dia lasa izao tsy misy fanadihadiana mihintsy ,nefa rehefa tonga ao (tokatrano miaraka @ vazaha io ) tena tsy lasa izao :-@ , rehefa mora aminao ny miditra dia tokony hahatsiaro tena fiadanana ianao fa tonga @ hirinao ,raha araky ny teniny xxx io ambony io fa miadana daholo ny vehivavy gasy manambady vazaha dia =D arabaina izany ,
Fa ny mifanohitra amin'izany no hitako, izao tsy mahafantatra vehivavy gasy manambady vazaha ato @ serasera ka tsy haiko :D:D

85. patrick2002
(
24/05/2007 03:24)
soanja : sahala @ hoe misy vehivavy gasy maimay ny hanambady comorien dia avy eo izy mitaraina fa tsy tantiny ny tsy hihinana kisoa :wink::wink:
86. xxx
(
24/05/2007 06:19)
patrick2002: ka izay no mahavoa antsika gasy anie e! tsy positivéna ny fiainana fa tonga dia ny lafiny raty no jerena avy hatrany, ny mpivady anie tsy maintsy misy olana ary misy foana ny vaha olana e! tsy maintsy miady fa miobmona fona....
na manadihady na tsia andramana aloha dia refa tsy mety dia misaraka fa mino aho fa raha vao mpivady sarotra ny misaraka raha tsy dia misy olana goavana be loatra nianjady tao antokantrano tao.

87. sakaizakely
(
24/05/2007 08:12)
zay ary fa miala any indray le resaka vadimbazaha :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
aiza re luciana5 am' zao e ?
aiza re luciana5 am' zao e ?
88. sakaizakely
(
24/05/2007 08:21)
soanja>
tsy mila vanona kosa angamba patrick2002 fa mety le valinteny no tsy mahafapo azy
Arak'ilay resak'i soanja tery ambony, dia misy tokoa ny vhv any amintsika any, teren'ny fiainana sy ny fahasahiranana angamba, dia manaikinaiky tsisy fanadihadiana raha vao vazaha no maka
Misy ve ranga vaza efa antitra sady ratsy be tsy misy esthétique akory, tsy lazaina akory aza ny momba ny fombafombany, tsy manampahaizana sns... de mbola roboka ihany ny sasany
Ny raisonnement n'ireny vhv ireny angamba dia hoe : efa hijaly ihany (toetsaina lhl malagasy maro iaraha-mahalala, hoatra ny voalazan'i vegas hoe "miodina ihany fa zay tsy miodina dia iodinana :roll::roll::roll:) de aleo mba @ vahiny fa farafaharatsiny mba misy saosy...
Ka amiko tokony nareo lhl mihitsy no mieritreritra (raha mahay) sy mila mivoatra fa tsy hisy izao raha tsy noho ny faharatsiantoetra malaza avy aminareo

89. sakaizakely
(
24/05/2007 08:33)
patrick2002
Ary rehefa ianao no miteny dia mety ilay faobe hoe ze vhv rehetra malagasy manambady vaza de mijaly daholo
Fa rehefa xxx no miteny hoe miadana daholo ze manambady vaza dia kiana be ianao
Amiko klou de samy diso nareo e !
Efa impiry lazaina eto hoe tsy ny foko na ny lokonkoditra no mitondra an'io fa avy @tsirairay. Misy dia misy ny lhl tsara taiza sy fitondrantena ary mahay mampiadana vady. Na amintsika gasy na amindry zareo vazaha, na @ ireo afrikana, na zaponé na mongolien sns dia misy izany. Misy koa anefa amin'ireo karazampoko erantany rehetra ireo ny tena foplosy voplosy:{:{:{:{
Rehefa sendra ny tena tsara dia milay ny fanambadiana.
Ka rehefa misy vhv miteny aminao fa miadana ampanambadiana izy, dia ataovy ampy izay, f'aza idirana lalina na gasy ny vadiny na vaza. lasa resaka famingavingana no iafarany
:-*:-*:-*

90. xxx
(
24/05/2007 11:48)
sakaizakely:
Misy ve ranga vaza efa antitra sady ratsy be tsy misy esthétique akory, tsy lazaina akory aza ny momba ny fombafombany, tsy manampahaizana sns... de mbola roboka ihany ny sasany
Tsy mendrika ny hotiavina kosa angaha ny antitra sy ny ratsy sy ny tsy manam-pahaizana ?
Fitiavana anie io fa tsy calcul e ? Toa nanao calcul ihany i toi raha izany
91. tsiafoi1
(
24/05/2007 11:48)
Izay azahoana fiadanam-po sy mahazaka anao no milay, na gasy io na vazaha.
Fa ny olona kely amin'ny bandy gasy tsy sincère loatra amin'ny fitiavana, heverin'izy ireo fa fahalemena ny maneho fitiavana, dia miandry tiavina foana matetika fa tsy mampiseho fitiavana.Miandry tompoina fa tsy mahay manompo de manjary tsy réciproque le fitiavana de izay no mahatonga ny sipa hitsambikina any amin'ny vazaha, fa contraire amin'izay no hitany any (petit déj au lit après l'amour,...):)8:lol::D:o:oops::oops:

92. anselme999
(
24/05/2007 12:15)
matetika koa ny bandy gasy efa te hanao revy hafa zany @ sipa gasy de aleony mitsambikina @reny vahiny reny, eny fa na dia mafy aza ny mahazo azy any ,satria ny vola mety mahampy azy ,fa au contraire kosa ny bandy gasy ,te hamataveta fotsiny nafa ny sosy tsy maharaka
93. xxx
(
24/05/2007 15:43)
tsiafoi1:
Izay azahoana fiadanam-po sy mahazaka anao no milay, na gasy io na vazaha.
Fa ny olona kely amin'ny bandy gasy tsy sincère loatra amin'ny fitiavana, heverin'izy ireo fa fahalemena ny maneho fitiavana, dia miandry tiavina foana matetika fa tsy mampiseho fitiavana.Miandry tompoina fa tsy mahay manompo de manjary tsy réciproque le fitiavana de izay no mahatonga ny sipa hitsambikina any amin'ny vazaha, fa contraire amin'izay no hitany any (petit déj au lit après l'amour,...):)8:lol::D:o:oops::oops:
marina mihintsy io , hitanao mihitsy ny lesoka misy e!
efa betsaka ihany ny bandy gasy hitako fa dia io voalazanao io daholo,
ny vazaha na ny gasy manana fotopisainana vazà manana toetra manaja vehivavy manome fitiavana ary tsy menatra ny milaza izany, mifona raha misy tsy mety sns.....
94. xxx
(
24/05/2007 15:47)
patrick2002:
ka fiadanana hoy ianao kou :roll:, samy manana ny lazainy fa fiadanana ,mbola resaka lava iny raha iny sujet ray iny no resahina ary tsy mety vita .
Fa dia arabaina fa nahazo fiadanana izany ra xxx ah! izay no hirina eto antany .^:^^:^
tena miadana ary faly, ary izany no hirina eto antany!!!:D:D:D
95. xxx
(
24/05/2007 15:48)
na antitra na tanora na gasy na tsy gasy na mainty na fotsy safidin'ny tsirairay io fa rehefa novadiany izany dia iny no tiany sy mahavita azy e!
tsy hitako izay hitsikeràna be loatra an'ilay izy fa na vazaha na gasy samy misy anjely toetra ary samy misy tsy mendrika ny toetra....
tsy hatao faobe marina izy io hoe ny vevavy manambady vazà mijaly na hoe sambatra be daholo, samy manana ny chance n'io dia izay
sakaizakely: aza manao anzany fa mmisy sipa manambady antitra atsasa-taonany izay fa vadina minisitra sisa no tsy hilazàna azy an! kanefa ry zareo mijanona mîvady.....hahahahaha...
jereo sy sahano ny anao fa aza mitsikera foana ny an'ny hafa, matoa mijanona mpivady ilay olona dia misy fitiavana izany....

96. soanja
(
24/05/2007 19:30)
xxx:
tsiafoi1:
Izay azahoana fiadanam-po sy mahazaka anao no milay, na gasy io na vazaha.
Fa ny olona kely amin'ny bandy gasy tsy sincère loatra amin'ny fitiavana, heverin'izy ireo fa fahalemena ny maneho fitiavana, dia miandry tiavina foana matetika fa tsy mampiseho fitiavana.Miandry tompoina fa tsy mahay manompo de manjary tsy réciproque le fitiavana de izay no mahatonga ny sipa hitsambikina any amin'ny vazaha, fa contraire amin'izay no hitany any (petit déj au lit après l'amour,...):)8:lol::D:o:oops::oops:
marina mihintsy io , hitanao mihitsy ny lesoka misy e!
efa betsaka ihany ny bandy gasy hitako fa dia io voalazanao io daholo,
ny vazaha na ny gasy manana fotopisainana vazà manana toetra manaja vehivavy manome fitiavana ary tsy menatra ny milaza izany, mifona raha misy tsy mety sns.....
hummmmm zany ve???? Tsy mino aho e. Tsy izy rehetra akory an.
Ny bandy gasy dia tsotra sy malefaka ary maneho fitiavana koa ka. Ny olana amin'ny bandy gasy fotsiny izay hitako hoe OLANA dia mahantra ny ankamaroany. Dia tsy mahavita ilay zavatra takiantsika vehivavy BE loatra indraindray. Indrindra raha sahirana mitady vola iny izy no gidragidraina dia tsy hahazo fitia tsara aminy mihitsy.
Andramo anie jerena akaiky izy ireo e. Ho hitanao fa mahafinaritra mihitsy.:-*:-*:-*:-*
Sa ahoana Patrick? Marigny kony zegny e.
97. xxx
(
24/05/2007 19:48)
soanja: izaho tsy miteny hoe ny bandy gasy rehetra akory fa hoy aho hoe betsaka ny bandy gasy efa hitako , izany hoe ny efa niaraka tamiko tany aloha tany , mazava ve??????
98. soanja
(
24/05/2007 23:57)
xxxx> atao akory fa izay zany no nandalovanao ka tsy manome tsiny anao mihitsy aho raha maka io tsoaka io.
Satria raha resaka toetra manko no resahina eto dia samy manana ny azy ny olona ary tsy misy resaka volon-koditra akory aza fa dia samy manana ny azy aby, izay mahasamihafa ny tsirairay.
Ny faniriako dia tokony atao zavadehibe ny fomba fanabeazana ny zazalahy sy ny zazavavy Malagasy hahalala izany atao hoe "value", azafady tsy haiko mandika an'io fa mety hoe "Ny soa toavina" izany eo amin'ny fiainana.Raha mbola mikontringa ireo dia zavapoana ny fitadiavana fiadanana am-panambadiana na fiarahana any Mada. Amin'ny ankapobeny koa io resahiko io.

99. Zina
(
25/05/2007 00:25)
oy i tsiafoi oe:
izay aky ilay atao oe "macho" mbola betsaka ny gasy lahy manana an'io fisainana io nefa ny tany efa moderna hihihihih
Fa ny olona kely amin'ny bandy gasy tsy sincère loatra amin'ny fitiavana, heverin'izy ireo fa fahalemena ny maneho fitiavana, dia miandry tiavina foana matetika fa tsy mampiseho fitiavana.Miandry tompoina fa tsy mahay manompo de manjary tsy réciproque le fitiavana de izay no mahatonga ny sipa hitsambikina any amin'ny vazaha, fa contraire amin'izay no hitany any (petit déj au lit après l'amour,...)8
izay aky ilay atao oe "macho" mbola betsaka ny gasy lahy manana an'io fisainana io nefa ny tany efa moderna hihihihih
100. patrick2002
(
25/05/2007 02:16)
zay rangahy bandy gasy ,fa avia aty izay vadim-bazaha ,hivahiny ato aminay hahita an'izany fitiavana tena malagasy izany ah! :-D:-D:-D
Tsy ambaka noho ny vazaha lahy ny aty :P:P