Grand amour
1. nathie86
(
15/05/2007 08:31)
Tena misy v io eh:?::roll:
Iza no efa niaina an'io:?:
refa hita v io d tsy misaraka ntsony:?:
Iza no efa niaina an'io:?:
refa hita v io d tsy misaraka ntsony:?:
novalian'i litabaombinn ny 04/07/2007 08:39
2. Fiffi
(
15/05/2007 08:59)
tena misy ary tena mbola hisy.....
miankina am fikojakojana an'le fitiavana hiany nefa no ahazahoana an'io....jereo nge ireny mpivady mi-fety ny annif mariage-ny heu....50 ans ireny eh ! humm......
Raha manao an'le voady eo anatrehan'Andriamanitra ka io fitiavana io no tena hitondrana azy....nahoana no tsy hisy ?

3. Jeankely
(
15/05/2007 09:17)
Tsy marina io fa volena sy karakaraina tsara dia mihangeza ary lasa mafonjabe sy lalipaka avy eo.
4. nathie86
(
15/05/2007 09:18)
ka ny olona ane mba mikojakoja daolo eh, misy koa ny nitondra ny fanambadiana teo anatrehan'Atra fa saingy nisaraka iany eh.
Za ndray nefa ki toa tsy mino ka, d aôna ra maty ilay gd amour tsy misy tiany intsony ndray zany ety :?:. Misy olona iarahana izy satria izy no mety² @ saina d zay vao micrée an'ilay amour. Zany hoe nosafidiana aloha vao notiavina, io ary no tena maharitra @ko d mety hoe izay zany no fisehon'ity grand amour ty ra misy izy.

5. Jeankely
(
15/05/2007 09:22)
Rehefa maty iny dia tsy manambady intsony ny sasany fa ny sasany mahita mbola Grand amour be indray e. Sendra ny mbola mahay mikojakoja havia sy havanana indray e=))
6. booboo
(
15/05/2007 10:01)
Tsy marina io fa volena sy karakaraina tsara dia mihangeza ary lasa mafonjabe sy lalipaka avy eo.
miombon-kevitra.
8. Jeankely
(
15/05/2007 10:36)
Misy ny fofony fotsiny, dia akaikaizina ho vatany, dia tondrahana haniry raviny sy ny sisa eo ambony e. Avy hanina ny voniny e. Tsy avela ho lo an.
9. Fiffi
(
15/05/2007 10:51)
Jeankely:heu....ka aiza no tsy hamarina an'io ? nga tsy io le fikojakojana an'le fitiavana ? :roll:
Tsy marina io fa volena sy karakaraina tsara dia mihangeza ary lasa mafonjabe sy lalipaka avy eo.
10. majakely
(
15/05/2007 11:30)
sao de mba ilay coup de foudre fotsiny no tian'i natie ho fantatra ?reny matetika ts maharitra satria taitra be fotsiny am volohany , fa refa tena miaraka de hita hoe misy zavatra tsy hifanarahana ihany ao toetra ,endrika ,fahazaran-dratsy... maharitra ve io sa tsia? arakaraka ka?eo no mila ampiasaina le hoe volena sns le izy de tondrahana de bla bla bla ...raha antsoina hoe grand amour ko zany lay izy de hoe zany izy mba grand akii kooo!!!tokony haharitra mintsy ka,ny tsy grand reny aza misy maharitra kooo vao maiika hoe grand zany hihihi:roll:??moramora kokoa satria tsy de mila karakaraina na manao grand effort be fa mora vokatra fa tsy am tany karakaina , toy ny fitiavana kely ny FFFitiavana ngozabeuhhh..:-P
14. nathie86
(
15/05/2007 14:15)
nikopol lay grand ane no resahana eh fa misy karazany firy mo zany ny habeny:?:
18. sakaizakely
(
15/05/2007 16:14)
ny an'i sitla de mandrava sivana foana shhhh
resaka serieux be de mivadika grantékara :-/:-/:-/
mba hendry lesy a ! :-D:-D:-D:-D
resaka serieux be de mivadika grantékara :-/:-/:-/
mba hendry lesy a ! :-D:-D:-D:-D
20. sakaizakely
(
15/05/2007 16:36)
kelly13>
dryyyyyyyy ! fa maninn ndry no mitongilana hoatran'io ? :P
marina mihitsy akia io fivikan'i penina io a ! misy tena mampiodinkodina azy mitsy ato an :-D
dryyyyyyyy ! fa maninn ndry no mitongilana hoatran'io ? :P
marina mihitsy akia io fivikan'i penina io a ! misy tena mampiodinkodina azy mitsy ato an :-D