Grand amour
63. naughtyboy
(
22/05/2007 19:04)
:lol:mety tsara zany reviny ra sitla zany kah"don't drink and love :just love, smoke & fly" 80 taona ihany ra be no miaina ka araraoty:°)
65. frajohnson
(
02/07/2007 11:40)
Zaho tsy Andriamanitra ka afaka mitsara an'izany
Ny ahy dia tsotra fotsiny, zay sipa niaraka tamiko dia ny tanjona dia rapport ihany rehefa avy mandresy lahatra azy ela be (fa zaho koa aloa maharitra mandresy lahatra ), tsy misy nenina ntsony avy eo na misaraka aza na avy aty amiko na avy any aminy ny antony nisarahana
Hiandry zay fitiavana tena fitiavana marina tsy ho hita eo
REveo manja ny fiaianana fa ny fitiavana 100% na Grand amour tsy ho hitanao zany

66. litabaombinn
(
04/07/2007 08:39)
:D tena misy io eee! Izay vhv te hiaina an zany dia manorata ao @ compte ko fa ho afa po tanteraka.Merci!(l)