Grand amour
21. riaka
(
15/05/2007 16:45)
:lol:as - tu déjà vecu la passion torride ? la passion est sans limite pour celui ou celle qui sait la cultiver !!!!
23. sitlo
(
15/05/2007 17:34)
sakaizakely:
ny an'i sitla de mandrava sivana foana shhhh
resaka serieux be de mivadika grantékara :-/:-/:-/
mba hendry lesy a ! :-D:-D:-D:-D
ka ngeda loatra ny maso-tsivana dia miraraka daholo na ny sitlo manao grantékara aza :-D.
aleo ary atao resaka serieux eh, za manana grand amour be. aleo atao ngeda be mihitsy ilay A:*
24. Stretch
(
15/05/2007 17:54)
hay an !
ko no variana misenna eto , de aiza any grantA amzao,
(le be vôniny kely mavomavo reny ndray zany grantA zany an !)
cherieux :°)
ko no variana misenna eto , de aiza any grantA amzao,
(le be vôniny kely mavomavo reny ndray zany grantA zany an !)
cherieux :°)
25. sitlo
(
15/05/2007 17:56)
:(:(:(:(:(
:?:?:?:?:?
:x:x:x:x
:lol::lol:
:°):°)
reny ny grantA, misy maitsomaitso ny sasany :°)
:?:?:?:?:?
:x:x:x:x
:lol::lol:
:°):°)
reny ny grantA, misy maitsomaitso ny sasany :°)
26. Stretch
(
15/05/2007 18:00)
alao teo fa mbola manta ,
fa resaka cherieux fa ny grand Amour matoa nisy niteny dia nisy e !
fa resaka cherieux fa ny grand Amour matoa nisy niteny dia nisy e !
28. Stretch
(
15/05/2007 18:07)
fa manahirana ny miaina reny grand A reny e !
tsy trankil mintsy ka mankahy.
(ao mintsy zany le ol miteny amn'io ka manalagy e !)
tsy trankil mintsy ka mankahy.
(ao mintsy zany le ol miteny amn'io ka manalagy e !)
29. sitlo
(
15/05/2007 18:10)
marina izany marina izany.
hahaha, arahana vazivazy eny rehetra eny fa manalagy
hahaha, arahana vazivazy eny rehetra eny fa manalagy
31. Stretch
(
15/05/2007 18:15)
ny tena amanalagy a de le tafa eritreritra azy fôna amzao circonstance retra retra zao , ssssss.
fa refa le mifankahita tsy manalagy ka , ao tsara, aiza ndray no ahita :-P
fa refa le mifankahita tsy manalagy ka , ao tsara, aiza ndray no ahita :-P
34. sitlo
(
15/05/2007 18:33)
Za tsy manakiana foana izany fa arakaraka ny hevitra io. :lol:, fa marina ny voalazan-dry teto dia hmmmm grantA:-D
36. karinah
(
15/05/2007 23:42)
nathie, mis ny gd Amour, na rava aza de mijanona fona de amour avec un gd A izy amzay ! :lol: :P:wink:
37. nathie86
(
16/05/2007 08:05)
tokony asiana forum ho an'hs makona eto eh.
Mis ny grand amour hoy nareo matoa nisy niteny mety @ vazaha ngamba fa tsy ho an'ny gasy lay izy ka.Satria teny vazaha lay izy:-D
Za aloha miteny fôa hoe tsy misy eh. Omeo profo mivaingana hoe za G maita:?:

38. Jeankely
(
16/05/2007 08:59)
Izaho mahay manome fa saingy nofa dia tsy misy mandray=))=))=))fa lasan'ny tsy mahay manome=))=))=)) hany ka tsy fantany hoe misy io.
39. nathie86
(
16/05/2007 14:48)
jeankely ko zany an matoritory fôna an. Mitsangana eo fa maloto ny akanjo bedin'i neny eo ane ela eeeeee:-D nhou iny ary izy.
40. sitlo
(
16/05/2007 15:12)
nathie86> 8-) ery am hs nefa inona no akanjo maloto am grand amouro? :twisted:;-)