Grand amour
41. lapino
(
16/05/2007 16:44)
nathie86:porofo mivaingana ? :wink::-D:-D
Omeo profo mivaingana hoe za G maita:?:
42. Stretch
(
16/05/2007 20:05)
Mpandefa : nathie86 [ Valio ] 16-05-2007 10:05:12
Lohateny : Re : Grand amour
tokony asiana forum ho an'hs makona eto eh.
Mis ny grand amour hoy nareo matoa nisy niteny mety @ vazaha ngamba fa tsy ho an'ny gasy lay izy ka.Satria teny vazaha lay izy
Za aloha miteny fôa hoe tsy misy eh. Omeo profo mivaingana hoe za G maita
ka hs sa inn e !
ka inn ary ny tiny nathie e !
F renitsoratra ?
ny ahy sy ny fitiavako zao ra izany no zohina de izao ,grossL sy wielkiK .
samy fiteny avy am fiavizany izy 2 reo zany 8-)
fantatr'i nathie ve nefa ilay hoe fitiavana voalohany e !
rehefa mikorontana ny mpivady dia anarin'ny olokendry izy ireo mba hiverina am ilay fitiavana voalohany , zany hoe teo no nisy ilay fitiavana niredareda toa afo mololo tsy ho mora levona ,
ka dieny mbola nisy ilay afo kely , petit etinsely ozy ny mahay tenimbazà ,
dia sarihana ny mpifankatia hiazo io fitiavana voalohany io , tam mbola mamy , tsy nila niteny akory fa hoy Poopy zay hoe topimaso fotsiny
Mety koa na tsy miteny aza
Milaza tia, rehefa tia
Fa ny doboky ny fony
No efa ren\'ny ary ankilany
Ts'nisy mahare afa-tsy izy roa ihany
45. Stretch
(
17/05/2007 20:50)
efa nitohy ve ny tsinain-dry ry cutie a ?
nathie ty taraiky zavatra tsara be ko , aiza ndray no ahita ôtrizany hoe :ti be zany .
andraso ngé tohizako kely ndray lay tonokiran'i poopy e !
magie magie :-P
Hafa raha samy hafa
Ts'isy teny na tafa
Fa toa lanitra hafa
No ialofan'izy ireo
Zany no tena sambatra
Mifanojo fitiavana
Ka miandrandra ny lanitra
Mba hitoetra sy haharitra, ilay fitia

47. Stretch
(
17/05/2007 21:37)
nga dry ry sitlo tsy mahay romantika mazika ?
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/couple-coeur-184.gif[/IMG]
lasa ray sisa ny fony :-P
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/couple-coeur-184.gif[/IMG]
lasa ray sisa ny fony :-P
49. sitlo
(
17/05/2007 23:08)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/0082.gif[/IMG]http://www.dailymotion.com/relevance/search/vonjeo/video/xpo29_vonjeo-princio :wink: mody mitalonina be
50. sitlo
(
17/05/2007 23:09)
ary toa tsy nety http://www.dailymotion.com/relevance/search/vonjeo/video/xpo29_vonjeo-princio
52. Stretch
(
18/05/2007 17:52)
zany ko aiza ndry no ahita ry nathie :-P
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]kay ve ka tia Princio e !
nefa nanakiana be ery tam za nanotany an le MALALA.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/srigole.gif[/IMG]eny wa.
Malala
ny hangala bady angé tsy niriko
Malala
azafady fa tsy fanahiniko
Malala
f'ianao tô tahaka ny tiko de tiko
tsy mampite hiala fa hiaretako hiafiko.

54. sakaizakely
(
18/05/2007 21:53)
sitla > de avy eo mamafa gaboné kou ve ?
iza koa no hanaiky an'izany fa ndana mba mitsangana manampy an'i malala f'aza be kômandy fotsiny eo
iza koa no hanaiky an'izany fa ndana mba mitsangana manampy an'i malala f'aza be kômandy fotsiny eo
55. Bita
(
20/05/2007 09:28)
Natao hoe jamba sy marenina izay tia
Kanefa ianao mbola mahita s y mandre
Tsy maheresy ny sainao ........Mbola tia
Tsy haiko afenina kanefa mba minia
Ny hasambarana tsy hoe modina adala mody tia
Ny hasambarako dia fantatro fa tsy eo anilanao
Ny hasambaranao ry olo-tiako
Eny atsandrin'olon-kafa
Ny hasambaranao ekeko ao.......

56. xxx
(
20/05/2007 14:15)
Bita:

60. sitlo
(
22/05/2007 17:25)
Mba mifandimby kosa eh, :°) asiana pasy hafa kely?
Jereo ny kintana eny am lanitra
Maro, manjopika, mahafinaritra
Toa izany ny mpitia anao isan'andro
fa mba fantatrao ve ingabe masoandro?
Dia avoaka ny kado nofanofa kely
Nofanofa kely ity
fa miteny hoe tiako ianao
Jereo ny kintana eny am lanitra
Maro, manjopika, mahafinaritra
Toa izany ny mpitia anao isan'andro
fa mba fantatrao ve ingabe masoandro?
Dia avoaka ny kado nofanofa kely
Nofanofa kely ity
fa miteny hoe tiako ianao