mitady namana

1. evasoa ( 13/05/2007 21:49)
manahoana daholo ?

vaovao dia te hahafantatra namana vaovao koa :P

efa nijerijery tany ambadika tany ny resakareo eto @ serasera fa mafinaritra be doly nareo, fa za mbola sarokenatra be de tsy sahy mamaly nefa misy dinika mahaliana ahy :lol:

:P
tsiky ho anareo rehetra de @ manaraka indray :D
novalian'i sonibi ny 01/09/2008 11:42
2. Fiffi ( 13/05/2007 21:55)
"evasoa":
za mbola sarokenatra be de tsy sahy mamaly nefa misy dinika mahaliana ahy
hummm......aza misalasala fa tsy misy hihinana andry akia eto an ! hihihihih heu....aza menatra zany fa tondé valio zay tiandry de zahay manaraka fotsiny ! :):-*:-*:-*
3. bidagda ( 13/05/2007 22:06)
aiza no misy andri ry evasoa ah!!! sao eto akaikiko
4. Fiffi ( 13/05/2007 22:12)
bidagda: :) azondry jerena ny momba azy fa toa efa nofenohiny.....:)
5. sympa ( 14/05/2007 00:19)
Faly fa tonga namana iray njay ato eee :!: ;-)
Aiza sarokenatra izany fa rehefa misy mahaliana anao de tounde riato ny hevitrao fa mety mahaliana ny hafa koa izany :!: any an :!: :°)
6. evasoa ( 14/05/2007 08:03)
Fiffi : misôts betsk fa mafatfate be le sarikely. mbo ampenareo manao an'io aki a !

fa za wa mbola sarokenatra de tsy sahy mamaly ary ambadika ary. toundé bouramena be za ra mitsabatsabaka any

Oka klouny eto maka alokaloka :-P

7. evasoa ( 14/05/2007 08:08)
bidagda: raha eo akaikindri ve za tsy hitandri ? :P

za aty lavidavitra @tsy may maka aty :D

mitady namana manodidina an'i paris ataoko angamba fa betsaka nareo eto

:P sy :-* daholo
8. evasoa ( 14/05/2007 08:10)
sympa: tsy mahay zany tounde riato zany fa atao moramora daholo ny zavtra rehetra kou

sodé menjera miblisatra eo :-D:-D
9. Fiffi ( 14/05/2007 10:34)
fa inn akia no mahamenatra andry ao ? nga akia raha mamaky zay lazaindry ny namana de ahita ny endrikindry ? :) :-*:-*
10. Aino ( 14/05/2007 13:34)
tonga soa eh!!!
rehefa tafiditra eto @sehatra ny namana dia ahita vety vety njy!!
11. manjatiana ( 14/05/2007 13:51)
slt daoly,
mafinaritra b ty site ty an!!!!Mino aho fa hahita namana bdb ato na d woue vao2 aza!!!!
a+
:)
12. Fiffi ( 14/05/2007 15:01)
ié ! ahazo namana marina enao raha fenohinao ny momba anao ....:) tongasoa aloha manjatiana....:)
13. booboo ( 14/05/2007 15:14)
Tonga soa kloungany dia tsara be lé pseudo/anarana :}
14. sitlo ( 14/05/2007 15:27)
sady mpiondana hmmmmm
15. hery ( 14/05/2007 16:09)
/me hanao formation intensive-na hip hop fa sao very eo :-p
16. Fiffi ( 15/05/2007 06:43)
manja...tiana.....hummm....milay be an ! :):-*:-*
17. sapolita ( 29/05/2007 11:29)
mitady namana afaka mifanakalo hevitra sy mitafa, marihina fa vehivavy efa manambady sahambo ho 35taona;tsy dia vazivazy loatra no atao fa tena resaka;manorata amin ity adress ity:ndrindryvaval@yahoo;fr.Misaotra mialoha!
18. najah ( 29/05/2007 15:26)
manao ahoana daoly, indrindra ianareo izay vo tonga ô!

asio tsiky kely fotsiny!
19. Fiffi ( 29/05/2007 15:35)
20. bizoo ( 31/05/2007 23:06)
slt za zao vao niditra hevitra ôtran-ny sapolita:?:ary fifandraisana aôna no tianao hifandraisana amiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3068