resevera

1. bazylou ( 13/05/2007 11:29)
-Misy miala ao @ siperma? ao le fréan'le miala ao @ siperma azafady ô!
-Aty "vato eroporo, roanjato o", "mandroso ry neny an" (lay neny aminio nefa vao sipakely)
-Andraso aloha fa misy roanjato latsaka iny hoy ny resevera rehefa misy olona miazakazaka manenjika

**Nisy resevera sima izay tao anaty taxibe:
Resevera sima: Miiisy miala an!
Vôanzera sima: Miiisy miala (manao feo sima)
Resevera Sima : aza mifananihany razoky e!
Vôanzera sima : tsiisy mifananihanihany zany eo, fa miisy miala eo e!
ay le Vôanzera tena sima mintsy tokoa.
Resevera : Hay ve sika samy sika ihany e!
novalian'i bazylou ny 14/05/2007 23:32
2. Fiffi ( 13/05/2007 15:51)
:roll:
3. sympa ( 13/05/2007 23:23)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
Milay ka :!: :-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. salmo1 ( 14/05/2007 01:07)
bazylou: ratsy saina leisy elah, kôzy e! Ny mihome na mimeme @ olona tahakan'ireny tsy azo hatao. Fa tsy fidiny ny azy.
5. bazylou ( 14/05/2007 23:32)
ka io nohitako ka inona ary.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0467