ahhhh

1. kelly13 ( 11/05/2007 13:52)
vonjeo fa misy bouton de fievre ngôda b eo @ molotro, sambany ze mba nisy izany za d tsy haiko oe inn no tokony atao! mampimé b fa ôtran'ny lasa bifteka b ny molotro =))=))=))
novalian'i kelly13 ny 14/05/2007 10:36
2. booboo ( 11/05/2007 14:03)
Kelly13 > lé titre koa mampihomehy be zany hihihihihi...lé manaraka koa vao maika loza ny fitantaranao azy :-D:-D:-D:-D:-D
3. kelly13 ( 11/05/2007 14:05)
booboo>ka mampitahotra b le izy kou, d aveo mahamenatra b, d matahotra mande mivôka za sao misy manenjika eo oe iny misy steak mandende hahahaha
4. simplex ( 11/05/2007 14:07)

sao d tsy ampy oroka lesy zany? :roll:
5. karinah ( 11/05/2007 14:08)
eh, :lol: monim-pitiavana izany !! kelly13 :-D:-D:oops:
6. Fiffi ( 11/05/2007 14:10)
http://www.doctissimo.fr/html/sante/mauxquot/sa_34_herp_simpl_01.htm
kelly: :-*:-*:-*:-*
7. nikopol ( 11/05/2007 14:32)
raha pasohana io mety miala kia !
8. cialaurie ( 11/05/2007 17:03)
misy fanafody izay vidiana amin'ny farmasia, ohatrann',y patch kely , iray andro de afaka
9. kelly13 ( 11/05/2007 18:11)
vao avy tany @ pharmasia mintsy za io zao, miafikafina kely mande fa sao b mpitsirirtra eo, hahahaha! rahalina vao apetako fa toa ôtran'ny tsy rassuree zany za, tsy haiko fa sambany tsinn kou

fiffi>micii ankia @ ilay lien a :-*

nikopol>tsy manapera aho
10. tslem ( 11/05/2007 19:29)
kelly13 >>> efa mivindana mbôla mimé ihany :roll: ndry ty an, zah koa zany mba himémé kely fotsiny :lol: teneno ah refa sitrana :wink:
11. sakaizakely ( 11/05/2007 20:32)
kelly13>

tandremo tsara tsy hifampikasokasoka amin'olona raha tsy efa maina le bouton fa manjary mifindra. Tsy manao bisous bisous na @ zazà na @ ram's, ny servieta na lamba ampiasainao tandremo tsara tsy ho voakasikasika olona hafa

:-*:-*:-*
12. kelly13 ( 11/05/2007 20:50)
zay mintsy nge le mahatonga ahy manao hoe "ahhhh" e, tsy afaka manao bisous bisous, mampijaly b, pfffff

tslem>memezo njay za e :wink:
13. fijo ( 11/05/2007 21:40)
kelly ,tandremo mihintsy aloha manao blow job,fa tena ratsy be amin'iznay an
14. mamzelkely ( 12/05/2007 09:07)
:-D:-D de tanjemo aza aposaka io molotra io :-D:-D:-P
15. diamondra27 ( 12/05/2007 09:25)
simplex:


sao d tsy ampy oroka lesy zany? :roll:



nenah ndray de we sao de voakaikitra hihihi

16. diamondra27 ( 12/05/2007 09:29)
kelly13:

vao avy tany @ pharmasia mintsy za io zao, miafikafina kely mande fa sao b mpitsirirtra eo, hahahaha! rahalina vao apetako fa toa ôtran'ny tsy rassuree zany za, tsy haiko fa sambany tsinn kou

fiffi>micii ankia @ ilay lien a :-*

nikopol>tsy manapera aho



aza manao bizzz olona fa mifindra io

de aza kitikitihina koa fa mifindra aminao @ faritra ze voakitika io

ra nande DR njy de mety nomeny pomady

zay fa ny matonga an'io de sao de stresser njy?
de zay ve akia ndry vao mba stresser?
le namako vavy zay manko refa angoisser sa stresser izy zay de mivoaka an'io hono izy lazainy anah

de ozy we: za akia tsy afaka manao bisous anjy fa miala tsiny a!


17. diamondra27 ( 12/05/2007 09:32)
hihihi de tanjemo sao manoroka na mikasokasoka @ le ary ambany(@ vadinjy) koa fa mifindra an!

somary miandry maina na sitrana le izy vao miray nareo hoy ny torohevitry ny Dr t@ le sipa namako
18. kelly13 ( 12/05/2007 15:08)
karemy e, hahahahaha
19. cialaurie ( 13/05/2007 17:17)
ka ny bisous molotra ihany anie no karemy e, izy afaka manao bisous zavatra hafa,
20. kelly13 ( 13/05/2007 17:31)
cialaurie>hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1877