ahhhh

21. diamondra27 ( 13/05/2007 18:13)
cialaurie:

ka ny bisous molotra ihany anie no karemy e, izy afaka manao bisous zavatra hafa,



yee raha izy faka manao bisous fa kelly tsy afaka manao na ny kely aza.
safosafo fotsiny
22. xxx ( 13/05/2007 18:25)
Miviadiàna "activir" eny @ pharmacie na mankanesa any @ dokotera dia omeny ilay crème iray hafa remboursée iny e!
23. kelly13 ( 13/05/2007 18:28)
activir creme zao no nalaiko d sady naka le otran'ny patch iny kou za, ms bon, manirikiry b le izy satria tazako avy aty ambony aty hahahaha
24. Fiffi ( 13/05/2007 19:46)
mbola tsy sitrana foana ve akia ? :{:{:{ fa maharitra hafirina ? :-*:-*:-*:-*
25. bidagda ( 13/05/2007 22:40)
ny ahy rehefa misy an'io de eo akaikin'ny lavakorona fona ka mahamenatra satria mainty le izy @ farany
26. kelly13 ( 14/05/2007 09:32)
fiffi>efa mihamaina ankia le izy fa miciiii a :-*:-*:-*:-*

bidagda> nen'ny zandriko kou eo ambany orona sinon any anaty orona fa le any anaty orona ono tena marary b mihintsiny

mahakamo tokou nge fa d ratsy taré zany ra bokotra e :°)
27. Fiffi ( 14/05/2007 10:29)
kelly: fa io ve tena manavy be mintss ndry rehefa voan'io ? :-*:-*:-*:-*
28. kelly13 ( 14/05/2007 10:36)
nisy temperature kely fotsiny klou za e, 37.9, ms bon, tsy haiko na avy t@ io bokotra fanaviana io na ahona hihiih kisss njy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4872