Ry neny o ,ry neny tiako,lazaiko anao fa tsy afeniko
1. niryna
(
11/05/2007 16:16)
Amin'izao fentin'ny reny(Mother's day) May 13th.Tsy fantatro na Victor Solo angamba no mihira azy io fa mba omeo kely ahy ny tonony raha misy mahatadidy ianareo.Mandeha foana io isaky ny fetin'ny reny aty dago.
Ry neny o ,ry neny tiako
Lazaiko anao fa tsy afeniko
Ny tenako dia mbola kely
Tsy manam-bola velively!
Aza dia omena tsiny
Ilay nitrotro ireo fahiny
Fa ny azoko omena !
Dia ilay foko volamena:*:*:*(l)(l)(l)(l)(l)
Dia ahoana ny tohiny:roll::roll:
(l)niryna

novalian'i Penhell ny 29/11/2007 08:41
2. Stretch
(
11/05/2007 16:51)
fa maninona ary ny fetiny reny no tsy mitovy ny daty ankalazana azy ?
satria any am toerana hafa toa alahady farany am ny mai.
azafady fa tsy haiko ky le hira a !
satria any am toerana hafa toa alahady farany am ny mai.
azafady fa tsy haiko ky le hira a !
4. tslem
(
11/05/2007 18:04)
niryna a! toa am 03 juin n fetin'ny reny kah!
Ry Neny ô, ry neniko
lazaiko anao fa tsy afeniko
ny tenako dia mbola kely
tsy manam-bola velively
aza dia omena tsiny
ry nitrotro ahy fahiny
fa ny azoko omena
dia ny foko volamena.
Ry nitaiza nanasoa,ny fitiavanao tsy lany
ary fahendrena koa no hanampiako an'izany
Ry Neny ô, ry neny tiako
ianao no fifaliako
ka ny mamiko eto an-tany
dia ianao irery ihany.
:*:* ho an'ny neny rehetra :wink:

5. kelly13
(
11/05/2007 18:08)
za aza nihevitra fa t@ lahady teo ny fete des meres d efa nanatena hahazo ba mipôka b (plus kdo evidemment) fa niente, niet, rien zero balle no azoko, hahahahaha!
stretch kely ie, tsy mitovy ny daten'ny fety ny reny asa inn nga no mahatonga izany
stretch kely ie, tsy mitovy ny daten'ny fety ny reny asa inn nga no mahatonga izany
6. niryna
(
11/05/2007 20:13)
Stretch:
fa maninona ary ny fetiny reny no tsy mitovy ny daty ankalazana azy ?
satria any am toerana hafa toa alahady farany am ny mai.
azafady fa tsy haiko ky le hira a !
Io indray dia tsy fantatro fa kalandrie-ny amerikana:roll: kou.Ny fetin'ny ray indray dia 17 juin.Ny any amintsika koa ve?
Ireo ihany no hafa a fa ny fety rehetra dia mitovy.Tsy mba mankalaza ny lundi de paques na pentecote izany izahay fa noforon'ny frantsay hono no fahalalako an'io
7. niryna
(
11/05/2007 20:29)
Misy zavatra kely ity ho zaraiko anareo ,ny aty rehefa fetin'ny reny dia manome rose tsi-1 ho an'ny reny ny fiangonana.Izay mbola manana reny dia omeny rose mena izy izay.Izay efa maty ny reny dia omeny rose fotsy.Na mifanohitra izany koa.
Dia misy koa ny miantso ao am-piangonana hoe izay reny rehetra dia mitsangana,dia alefa ny isan'ny ankizy.Izay maro anaka indrindra omeny voninkazo atao amin'ny tanana:P.Alefa indray ny taona izay antitra indrindra dia omena voninkazo koa:D:D
Mizara aho fa sao misy xxx indray hanoratra hoe midedaka.Raha te hanana fifaliana ianao dia ny mihomehy sy ny mizara atao fa ho hitanao izany atao hoe fiainana .Tsy ho voatery ho zavatra lehibe fa na toro-hevitra mahasoa fotsiny aza dia efa izy izay.Ny mikonjokonjo,ny miavonavona,ny mirehareha,ny manambony tena,ny mialona,ny mankahala olona,ny mifosa olona.Fadio im-pito mandifitr'olona fa tsy misy tombotsoa azo ao Manana fitiavana sy mankasitraka ary misaotra lalandava dia ho hitanao ny fihovana eo amin'ny fiainanao.Misokatra ho azy ny fo ary dia hita misoritra eny amin'ny hendrika koa ny fifaliana ao anatin'ny fonao izany.
*** Izany no mahatonga ireo namana na isika tia mamely olona,tia mandatsa olona aty tia manebaka rehefa mba miresaka ny hafa.Mijanona kely aloha vao mandefa hafatra ary diniho raha mahasoa olona ilay izy dia alefaso,raha fantatrao fa handratra ny namana dia tazomy ho ahy na ho anao fa tsy misy vidiny.

8. niryna
(
11/05/2007 20:32)
tslem:
niryna a! toa am 03 juin n fetin'ny reny kah!
Ry Neny ô, ry neniko
lazaiko anao fa tsy afeniko
ny tenako dia mbola kely
tsy manam-bola velively
aza dia omena tsiny
ry nitrotro ahy fahiny
fa ny azoko omena
dia ny foko volamena.
Ry nitaiza nanasoa,ny fitiavanao tsy lany
ary fahendrena koa no hanampiako an'izany
Ry Neny ô, ry neny tiako
ianao no fifaliako
ka ny mamiko eto an-tany
dia ianao irery ihany.
:*:* ho an'ny neny rehetra :wink:
Misaotra anao betsaka aho fa hosoratako io dia omeko ny vadiko.Izahay roa mantsy no nihirahira an'io tato an-dakozia ka izy no nitarika azy dia tsy tadidinay ilay izy,:P:Pdia notohizako kely kanefa toa tsy ampy=))=))
10. niryna
(
12/05/2007 04:23)
http://www.simonsaysroses.com
Iza amin'ireo no tianareo na mijery fotsiny aza ny maso:D.Tsy mpivarotra aho akory a
Iza amin'ireo no tianareo na mijery fotsiny aza ny maso:D.Tsy mpivarotra aho akory a
12. Penhell
(
29/11/2007 08:41)
Izaho koa aza mba faly nahita io tononkira io. Norosoa no mihira azy.Zanak'i Victor Solo.Miombo-kevitra @ niryna.
"Sambatra kokoa ny manome noho ny mandray". Hianaro tokoa io fa ho hitanao ny vokany.Tsy izaho no namorona izany fa Jesoa Kristy. Izay manan-tsofina aok'izy hihaino
"Sambatra kokoa ny manome noho ny mandray". Hianaro tokoa io fa ho hitanao ny vokany.Tsy izaho no namorona izany fa Jesoa Kristy. Izay manan-tsofina aok'izy hihaino