Zana-bola tsy misy !
1. Samoana
(
11/05/2007 16:48)
Sahirana @ kajy lebado. Miezaka manampy mafy azy ny mpampianatra:
- Raha atsofokao ao am-paosipataloha ankavia ny tananao dia misy roanjato ariary ao. Atsofokao ao @ paosy ankavanana de mahita telonjato ianao. Ôtrinona izany ny tôtalim-bolanao ?
- ...tsy patalohako izany misy vola izany ramose !!

novalian'i Bita ny 31/05/2007 08:53
7. apache
(
14/05/2007 15:10)
Tao am-pianarana ihany. Nisy an'izay i Lita be teniratsy be izay.
Ramose : mamorona teny manomboka @ "F"
Lita : za, za, za mahita milay be ramose!! (sady natsangan'ilery ambony be ny tanany)
Ramose : an'i vero
- Fandriana !
Ramose : bravo mahay! Mamorona indray teny manomboka @ "T"
Lita : za, za, za ramose adinina fa za mahita
Ramose : mhm!!!... an'i Fara
- Tanana!
R : bravo Fara mahazo mipetraka! Mamorona teny manomboka @ "O" , iza no mahita?! Lita ? (satria efa tsy nananga-tanana intsony lery fa kivy)
Lita : Ooouii!! Oooooooui! oooooui ! OOOoooui!
!!!!! (sady nataon'ilery miaraka t@ fihetsika)
R : "MITONDRA RAY AMANDRENY IALAHY RAHA TSY IZANY TSY TAFIDITRA ETO RAHAMPITSO"

9. Bita
(
31/05/2007 08:53)
Nisy mpangataka iray izay teny @ arabe. Nisy olona mba te hanome vola azy saingy tsy nanana majinika izy fa 5000 Ar no tany aminy, ka hoy izy mísy hanakalozana ve? eny hoy ilay mpangataka. Kay ianao manana be dia be hoy ilay olona te hanome sady lasa izy:lol::lol::lol::oops: