ambondrona
1. dailynews
(
11/05/2007 16:56)
Iza kay no anaran ilay "lead singer" ilay tsara feo be ao amin ny tarika ambondrona iny? izy foana no tena mihira fa ny sisan izay ilay manarakaraka fotsiny ihany.
novalian'i mioucool ny 24/07/2007 11:33
3. simplex
(
11/05/2007 17:12)
Kix no fiantsoana azy.
Ahoana, mety miady @ piesindriko nga? :P:-P
ao @ rvg feno hira bedabe,
le hoe hijery anao zao no tena manja @ zao :};-)
4. dailynews
(
11/05/2007 17:45)
misaotra.
hay ve io no kix e. tiako be ny hirandry zareo h@ izao. izay nohenoiko aloha dia madio tsara daholo ny tonony no sady tsara ny firindrany sy ny feony.
ilay "tiako izy tiany aho" no tena tiako dia mbola misy maromaro ihany koa.
ie, io hijery anao io toa tsara tokoa.
hay fantatr i fasaly? bonne continuation hono ary e.

6. dreamm
(
11/05/2007 22:15)
dailynews:

kay kay kay ! mitady hitombo ny kandidaty marina! njenestooooo oô! mitady ho very seza zahay sy mamz raha izao no mitohy:cry::cry::cry::{:{:{:{
mamzaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!:-D
7. dreamm
(
11/05/2007 22:17)
dailynews:
Iza kay no anaran ilay "lead singer" ilay tsara feo be ao amin ny tarika ambondrona iny? izy foana no tena mihira fa ny sisan izay ilay manarakaraka fotsiny ihany.
daily a! de toy izay nahazo anjy zay mitry no nahazo ahy! d'abord tara tam feony de nitonantonana nanotany hoe iza lotsa zao bandy mihira izao toundé nanaovnlay cousin ko cd hiran'i ambondrona zà nanao vacs tany madà fa nahita ny clip de tena hummmmmmmm zay no feu de l'amopur ko am kix:-P:-D:-D:-D:-Dde hatsamzao wa tsy mety lefy lay fitiavana azy :-D:-D:-D:-D
8. mamzelkely
(
12/05/2007 07:59)
dreamm hay ve njy ko candidaty ee :°) mhh izara firy njay aza izy iny ra izao
dailynews aaaa ra hitanjy ko ny sariny de ôka fotriny kalopu hitady sariny za hitanjy eo :wink: sady bogosy no tsara bika no ao tsara ny halavany hummmmmmmmmmmmmm(l)(l)(l) :°):-D:-D:-D

10. mamzelkely
(
12/05/2007 08:10)
aiza fasaly kely amizao :( hihiihihi mitombo fôna akia ny tian kixx aaa hihihihihi:lol: :-D:-D:-D
13. fasaly
(
16/05/2007 11:21)
hummmmm tena tara train zà aky ry mamz a! hay ve betraka ihany trika no fan an'i kix ato e!
fa zahay sy mamz ihany no tena faviori klou hatramzao e!:-D:-D:-D
dailynews tongasoa ato am club de fans zany an:-*:-*
dreamm: njy candidate mampatahotra :^):^):^):^):-D:-Daraka io valazan'i xxx io:?

14. mamzelkely
(
16/05/2007 11:28)
k'hita akia fa dreamm candidate mapatahotra klé :? hihihihi
fa za ts matahotra fa trika roa favorie fôna :°):-D:-D

15. fasaly
(
18/05/2007 15:27)
mamz::-D:-D:-Dhay njy koa mahatsikaritra fa tsika roa no favorie klou amzao:-D:-D
16. mamzelkely
(
19/05/2007 07:54)
fasaly f'hita fa favoritesitry trika roa efa niteny anie izy ee :-D:-D
17. fasaly
(
19/05/2007 12:07)
:-D:-D:-D:-D:-D
ahatsarovako an'i prince william ny tareni'i lery ka raha vao mahita an'i prince william aho de matsiaro an lery hoe any dago zay kix e!eeee:-D:-D:-D:-D

18. mioucool
(
24/07/2007 11:33)
mamz o!d aona zany a??:roll:
nilay tro b kousa lé t@20 e!nS pa??
@31 ndray zany ny fotona manarak!!
aleo alo izesta keli wé za nendrasany tamininy,lé andé ody!!fali ery a!!
fougany e!!
tsis namali tsony ato vo vita ny kbaré...