Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
belo23
(
08/05/2007 16:11)
kalon'ny fahiny
manahoana daholo ry olombelona rehetra aaaaaaaaaaaa
tsy mba tsara ve raha mba misy ray amandreny taloha manome partition @ solfège na solfa ireny hira na feon-kira natao t@ny piano taloha ireny
t...
tohiny
hery
(
08/05/2007 15:34)
Album Mahaleo "Mama Sera" 15 Euros
Sendra hitako tao amin'ny Radiovazogasy fa ilay Album Vaovao an'ny Tarika Mahaleo hoe Mama Sera dia amidy 15 Euros + 2,5 saran'ny fandefasana.
http://radiovazogasy.com/?rub=pages/page&page_id=p462e...
tohiny
novalian'i mabloo ny 08/05/2007 15:58
bleue
(
08/05/2007 15:20)
mitady namana gasy eto Nice e!
ao anty olana za ankehitriny ary miady irery koa te hifampizara izany olana izany aminao. Tsy manana itarainana fa aty an-tany lavitra koa ianao izay mahita ity de mba maniry ny fifanakalozan-kebitra ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/06/2007 16:26
niryna
(
08/05/2007 15:10)
Toetra ratsy-fitsiriritina,fialonana/ tonga sa novolena?
Mba lasa ihany ny saiko mieritreritra ny olona milaza fa mialona azy ny hafa,na hoe mitsiriritra ny zavatra hananany na toetra io ,fananana,bika,harena,vady koa aza tafiditra noho ny hatsara-tarehiny ...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/05/2007 20:50
ari.malala
(
08/05/2007 14:25)
absoute
Mba nahalasa ny fisainako hoa, rehefa le manao absoute iny, d misy anle vavaka hoe "hitsena anao anie ny anjely ka hitondra anao any amparadisa sns", d ts efa tara v izany vavaka sy firariantsoa izany...
tohiny
novalian'i majesty ny 22/05/2007 05:27
chouket
(
08/05/2007 13:11)
Mitady tononkira Mahaleo
Manahoana,
Mba mitady ireto tononkiran'i Mahaleo ireto aho raha manana ianareo :
Embona sy anina
Ilay nosiko
Bozy
Ise kely
Misaotra betsaka
...
tohiny
novalian'i McFy ny 08/05/2007 23:31
ds
(
08/05/2007 13:05)
Code de nationalité malgache
Tsy mbola voadika amin'ny teny gasy...
La nationalité malgache est essentiellement une nationalité de filiation.
Est Malgache : l’enfant légitime d’un père malgache (article 9-1°), l’e...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 14/07/2010 14:11
landja
(
08/05/2007 11:38)
Ford escort
Izaho ry zareo manana ford escort izay. Fa tena mijaly aho amin'ny pièces-n'io fiara io (rotule, carburateur, pompe centrale...), nefa anie de mba maro ihany ny ford escort hitako mandeha eny amin'ny...
tohiny
novalian'i landja ny 17/07/2007 10:52
hery
(
08/05/2007 11:31)
Morsa ao @ chat
Morsa vitsivitsy fahita ho hita ao amin'ny karajia chat.serasera.org. Apetraka eto indrindra ho an'ireo izay vaovao ka tsy dia maharaka morsa :-p
Ny karajia mantsy dia efa ho 5 taona izao no nitsa...
tohiny
novalian'i cutie ny 16/05/2007 02:05
bazylou
(
08/05/2007 11:13)
hay ve!!
Si tu veux te défouler avec des potes, après un boulot de dingue, c'est fini.
Les bars tananariviens doivent désormais fermer leurs portes à partir de 21h. Cette mesure entre dans la nouvelle st...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/05/2007 10:47
kenedy
(
08/05/2007 10:58)
ody aina Ricky
manahoan o!mba omeony toninio hira io azafady misaotra:*...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2007 23:34
ramim
(
08/05/2007 09:58)
ny lanitra mangamanga
omena tononkira "ny lanitra mangamanga" an'i Randafison...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2007 14:28
xxx
(
08/05/2007 09:46)
vaovao mba te hahafantatra olona
za mitady namana vhv hifanoratra mail amiko fotsiny aloha eto mada, mpianatra eny @ anjery. ts zan fa mba t hafatatra ol @ty site ty za, hoe mba manahoan ny ol mifanerasera @ty site ty, a+...
tohiny
novalian'i veromanitra2 ny 06/06/2007 11:02
Jeankely
(
08/05/2007 09:25)
Samy tia hanakarena fa tsy azo mora e
Vao kely ny zaza dia ampianarina fa mitady vao mahita ary mikaroka vao mahazo. Raha zatra ny omena dia mamono amin'ny manaraka. Politikan'ny zarazarao hanjakana hoy ny fiteny talohaloha no tianareo ha...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/05/2007 03:07
bazylou
(
08/05/2007 09:16)
wanted 100 000 000 ar
hono i pety , fa tsy viatn'ilay8 intsony. ka iza no tia hana-karena tampoka ???:-D:-D:-P:-P...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/05/2007 08:56
fiangaliana
(
08/05/2007 07:52)
Velo Mitorgno
Bjr
mba alefaso le tononkira an Din Rotsaka Velo Mitorgno azafady ...
tohiny
Jeankely
(
08/05/2007 06:53)
Fa ny saina ve no manao Politika sa ny vatana e?
Dia hita fa tena fandaniana andro tokoa ity resaka ity. Ny maha-FOHY ilay olona no hilazandr'i VENDRANA fa tsy mahalasa ny zavatra. Dia tena lava sy manja tokoa ve ianareo sa mba ataon'ny vazaha GIDRO...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/05/2007 05:02
anjac
(
08/05/2007 05:32)
omeko anao
mba misy afaka manome ilay tonokiran'i Alain sy malala "omeko anao " iny ve?...
tohiny
novalian'i veromahefa ny 12/05/2007 15:24
Jeankely
(
08/05/2007 03:44)
Pilitiky ny inona izany hoe tsy asiana affectation izany
Miariary toy ny KARY ANEFITRA ny tsy mandinika sy zatra ny moramora ireto. Hatr'izay ary na aiza na aiza dia misy ny "affectation". Fa tokony hijanona amin'ny renivohitra daholo izany ny Mpitsabo, Mpa...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/05/2007 06:32
diamondra27
(
08/05/2007 03:22)
te- ho deraina
maninona ny olona no te-hoderaina refa manao zavatra?...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/05/2007 18:13
