Pilitiky ny inona izany hoe tsy asiana affectation izany

1. Jeankely ( 08/05/2007 03:44)
Miariary toy ny KARY ANEFITRA ny tsy mandinika sy zatra ny moramora ireto. Hatr'izay ary na aiza na aiza dia misy ny "affectation". Fa tokony hijanona amin'ny renivohitra daholo izany ny Mpitsabo, Mpampianatra, Mpiasampanjaka rehetra ary rehefa alefa "affectation" dia asaina mody satria hoe avy amin'ny Foko hafa. Nefa ianao tsy manaiky ny miverina manasoa ny taninao fa lasa andafy satria mahay be na mitokona amin'ny izay mahasoa anao tsy misy mandroaka. Ny Tanana any amin'ny dezaka izany avela tsy hisy Mpitsabo, tsy hisy Mpiasampanjakana fa aleo ho faty any satria tia hijanona any. Mba lanjalanjao ihany ny Politika vendrana fa tsy izay mankarary ny fon'ny olona fotsiny akory no resahina. Raha hiasa amin'ny fanjakana ianao dia ny fanjakana no manendry ny toerana fatany hanefanao ny asa ho an'ny fanjakana. Raha tsy tia izany ianao afaka miala. Ny Mpiasanao ao antranonao ve no hibaiko anao hoe eto aho no mihinanmbary, amin'izao ora izao aho no mifoha, ary handeha aho fa tsy hiasa. Izany no fampianarana resahinareo. Tsy misy fampianarana izany any andafy amin'ny misy anareo fa ianareo no maizina ampototry ny mazava.
novalian'i Jeankely ny 09/05/2007 06:32
2. bazylou ( 08/05/2007 08:50)
:-D:-D:-D:-D reveo rajeankely fa ianao no mpanabe nifidy azy an!!
3. Jeankely ( 08/05/2007 09:12)
Izahay ileity rehefa Malagasy dia afaka atoronay na aiza tany misy azy na aiza fa tsy ho jerena fotsiny akory ny any amin'ny Dezaka a. Angaha asaina hanambady vazaha sahala ny Bavin'ialahy daholo ny ankizy Malagasy?Hahahaha. Izay iray miala maina eto fa Politikan'adala ity. hahaha:lol:
4. sudou ( 08/05/2007 14:16)
dia sarotra amiko ny hanoratra
5. Lalah ( 08/05/2007 14:24)
mandreraka be ny miadi-hevitra amin ny tsy dia ampy saina
6. Jeankely ( 09/05/2007 05:08)
Fisaorana no omeko anareo leo amin'ny resaka tsy ampy saina ary manaiky aho fa tena tsy ampy saina tokoa. Saingy asehoko fotsiny fa rehefa resaka matotra dia matotra ary rehefa resaka alika dia samy mivadika ary samy mahay manaikitra. Hahahaha. :lol: . Mifona aho eeee ry namako ooo. Izaho andeha "HAMPIANATRA ANY AMIN"NY SISINY KA ASA HO ROAHAN'I BAZYLOU MPAMOSAVY", dia mody aho kaleeeee.
7. Lalah ( 09/05/2007 06:01)
tsy misy fisaorana fa amin ny manaraka atao be, zay aloha no tratra. Raha olona matotra marina ianao dia mba zay fahamatorana zay avoka eto, fa aza mi-vovoa miady aman olona eto.
raha aretina mandehana mamonjy dokotera fa ny mpianatra eto US mahazo health medical coverage doly, tsaboy dia ny aty fa zara aza misy, fa tsy hoatran ny any @ tanana mandoa vola aloha vao mitelina.
8. Jeankely ( 09/05/2007 06:32)
Many thanks e. I go to Doctor immediatly. I love you much "lalah"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0478