Toetra ratsy-fitsiriritina,fialonana/ tonga sa novolena?
1. niryna
(
08/05/2007 15:10)
Mba lasa ihany ny saiko mieritreritra ny olona milaza fa mialona azy ny hafa,na hoe mitsiriritra ny zavatra hananany na toetra io ,fananana,bika,harena,vady koa aza tafiditra noho ny hatsara-tarehiny na hoe bogositeny,ny fiainana, ny asa misy azy,ny fifandraisany eo amin'ny samy mpiray tampo na eo amin'ny rar sy ny zanaka.Maro e! fa mety mahita hafa koa ianareo .
Indraindray isika dia mihaino lakolosy tokana ka izay afaka miresaka amintsika ihany no henointsika fa ilay iray aratsiana dia ie,ie ,very amin'ny katesizy eo.Fomba mpiainana anefa io fa matetika ny ahy aloha dia tsy mamaly ireny olona mifosa na manaratsy,na mialona na mitsiriritra ny hafa ireny aho fa hovaiko ny resaka na tonga dia teneniko hoe tsy eto izy hiteny ny heviny,na hoe efa niala tamin'izany fifosana olona izany aho satria isika na mifosa na manaiky hihaino ilay olona hifosana dia mpifosa ihany izay.Ka izay no lesona hoentiko amin'ny fiainako sy omeko ny hafa koa fa sady mahasoa no maivana ny tena
Ny fanontaniako dia hoe vokatr'ireo zavatra ireo ve no tena mahatonga ny olona hanana fitsiriritana sy fialonana ka lasa mankahala na tsy tia ilay olona.Eny e fahotana ilay izy kanefa tsy mety fa atao ihany8O
Sa dia izay fitsiriritana izay dia lasa novolena tao an-tsaina ilay izy ka nahatonga anao tsy ho tia ilay olona?
Ho anao inona no mety mahatonga anao hitsiriritra ilay olona na hanana fialonana azy?
(l)niryna

novalian'i niryna ny 20/05/2007 20:50
2. fasaly
(
08/05/2007 19:43)
zà kalou tsy dia hialona oul loatra e! na mitsiriritra aza de mitsiriritra fotsiny fa tsy lasa lavitra , vokany tsy misy zava dratsy ...:wink:
3. Zina
(
08/05/2007 23:04)
Zao fotsiny ny valon'io.
Tamin'i satana tany an-danitra inona no nataony?
ka avy @ Satana doly zany ireo rehetra ireo...:wink:

4. majakely
(
09/05/2007 09:03)
zay no maha-olombelona ny zanak'olombelona,ny malama volo te ho ngita ,ny mainty te ho fotsifotsy ,mahita zavatra tsy meety foana fa ny an'ny hafa otran tsara kokoa zany,satria tsy mety afa-po no tena antony ,zany hoe faly amizay hananan'ny tena zany moa de eehhh, ka mitsiriritra ny hafa,sady otran'ny maintsomaintso kokoa fôna ange ny bozaka eny @ hafa ee...ts maintsy hoe izay fona:-P atao ahona?
5. dongadonga
(
09/05/2007 09:06)
malemy fisainana mora azon 'i fankam-panahy ,de lasa manao ny tsy tokony hatao mitsiriritra zavatr'ol:P
6. diamondra27
(
09/05/2007 16:07)
nyrina: hummmmm raha ity dinika ity zany @ cas-ko manokana de tena be fahotana be za.
Za tsy manafina fa za dia tia namana, le olona anefa mitantara zavatra aty amiko sy mila vonjy na mila hevitra, de za manoro tsy manaratsy fa mba zay fantatro fa hampety ny fiainany no atoroko tahaka ny eto @ forum ihany e! de raha zany no izy de tsy azo atao tsony koa zany ny maketo fa mahalala zao resaka retra retra zao.
Sa za no diso fandray?
Ka raha ny asako aza no manao io hoe: mihaino ny fahavoazan'olona io dia ahoana za zany @izany? Tokony hiala @ asako ve?
Raha miasa @ireny centre d'hébergement ireny ianao de tsy maintsy mandalo @io sady maka ny exposé ny olona mitaraina aminao.
zA DE tia mankasitraka olona refa metimety le olona(bika , endrika, fomba fiakanjo, fananana... , tsy mitsiriritra sy mialona zany satria mahay mionona @ ze hananako aho.
FANONTANIANA:
ka raha misy olona roa zao samy namanao de ahoana no ataonao? Ialànao tsy ho namana tsony ve izy 2 de lazaina hoe: mifanaraha nareo?

7. diamondra27
(
09/05/2007 16:11)
amiko ny fialonana sy fitsiriritina de novolena satria le izy zany mety tonga ho azy satria nisy zavatra nahafinaritra anao de tsy anananao nefa aazon'ny hafa.
De eo @ zay le izy:raha mbola mitohy we manaratsy na mitady @ fomba rehetra de zay no tsy mety satria volenao le fitsiriritanao.
Za aloha de tsy ho hitanao hialona olona zany fa je sais ce que je vaux,tsy hanakatra ny volana tsy ho azo any.Au contraire raha misy olona 1 tafita de mi-admirer azy aho

8. niryna
(
09/05/2007 17:43)
majakely:
zay no maha-olombelona ny zanak'olombelona,ny malama volo te ho ngita ,ny mainty te ho fotsifotsy ,mahita zavatra tsy meety foana fa ny an'ny hafa otran tsara kokoa zany,satria tsy mety afa-po no tena antony ,zany hoe faly amizay hananan'ny tena zany moa de eehhh, ka mitsiriritra ny hafa,sady otran'ny maintsomaintso kokoa fôna ange ny bozaka eny @ hafa ee...ts maintsy hoe izay fona:-P atao ahona?
Eny tokony hoa.Ianao izao dia tonga dia azoko antsaina mihitsy fa manjakely kanefa ianao tsy mahita izany o!
Ny ahy indray tsy eo amin'ny fitsiriritana izany fa ilay manao hoe lamaody ity dia lasa manao an'iny daholo ny olona.Amin'ireny aho no tsy mividy ilay akanjo fa tsy tiako fotsiny ny antony dia toa manao azy daholo izao adala tsy hendry rehetra izao.Misy fialonana ve izany sa fankahalana:?:
9. mbaliana
(
09/05/2007 19:05)
za ndray mieritreritra fa fitiavan-tena tia sehoseho, te ho tsara na hanana tsara foana mihoatra ny hafa no mahatonga an'io... nisy situation zay mantsy niseho tamiko...misy olona izay miresaka tsara amiko izy dia jejojejo izay ary mahay mihaingo kosa aloha izy e sady tsara daholo ny zavatra eny aminy... mihaingo foana izy e...fa ndray mande zay nande fety izahay dia nifanena tao.. dia izy tsara akanjo a fa zany hoe efa tsy vaovao intsony le izy satria efa hitako nanaovany...za nefa nividy vaovao fa tsy nanana nentina ... nony niarahaba azy aho dia tonga dia maso ambony ambany no azoko sady tsy novaliany ny arahabako.. gaga fotsiny aho... fa taty tao aorian'izay niverina situation normal dia ohatry ny tsy nisy na inn na inn .. asa aloha fa zay no mba fijeriko azy
10. fasaly
(
09/05/2007 19:22)
fomanjavata aky zany ry mbalina a! vevavy no tena mpanao an'io ....akory hatao hihihih
11. miangalyandria
(
09/05/2007 19:35)
Tsy midoka tena aho na hoe te-hiseho ho zavatra an fa miteny fotsiny ho valin'ity fanontanian'i Nyrina ery ambony ity :
Izaho izany rehefa maheno olona miteny taloha hoe iny miteniteny ahy fa be fialonana dia gaga foana hoe fa maninona ary ny olona no miteny hoe be fialonana ianao rehefa miteny aminy zavatra iray hitanao hoe tsy metimety eny aminy na ohatra hoe miteny azy hoe tsara iny zavatrao iny koa. Ny tena marina dia izaho no tsy nahalala an'ilay atao hoe mialona saingy vao iray volana lasa izay dia ohatran'ny haiko ilay atao hoe mialona. Tsotra be : Maty tamin'ny volana ambony iny ny Neniko dia nefa moa aty Chine izany mahita olona be dia be aho, tena olona efa antitra (amiko an, plus de 55 ans) mbola miaraka amin'ny Neniny eny dia manontany tena aho hoe fa maninona ary aho no tsy manana Neny intsony nefa aho tena maheno ny tenako mbola tanora mihitsy nefa ito olona eto alohako ito efa hitako hoe antitra dia mbola manana Neny foana. Dia ohatran'ny hoe tsy rariny izany no fieritreretako an'ilay izy.
Dia teo aho vao tonga saina hoe lasa mahay mitsiriritra amin'ilay ratsy aho no sady mitady hahay hialona satria tena izay sentiment henoko izany ilay mitsiriritra ary ny fitsiriritana izay ananan'ny hafa nefa tsy ananan'ny tena ary tsy ho azon'ny tena no miteraka fialonana.
Tsy naniry aho hoe tokony ho faty koa ny Neniny an fa izaho no hitako hoe mba mitsiriritra ny hanana Neny mandritra ny fotoana ela be toa azy koa e dia eo lay fialonana no mipoitra hoy aho. Isaorana Andriamanitra fa nijanona teo amin'ilay fanontaniana sy fitsiriritana ilay izy fa tsy nitohy satria hitako ihany ny antony hoe fa naninona tsinona.
Ratsy zalahy ny mialona fa aza atao ka, ary ilay mieritreritra lava koa hoe mialona anao koa ny olona ratsy fa aza atao koa.
Mirary soa ho antsika aby !
Sa dia izay fitsiriritana izay dia lasa novolena tao an-tsaina ilay izy ka nahatonga anao tsy ho tia ilay olona?
Ho anao inona no mety mahatonga anao hitsiriritra ilay olona na hanana fialonana azy?
Izaho izany rehefa maheno olona miteny taloha hoe iny miteniteny ahy fa be fialonana dia gaga foana hoe fa maninona ary ny olona no miteny hoe be fialonana ianao rehefa miteny aminy zavatra iray hitanao hoe tsy metimety eny aminy na ohatra hoe miteny azy hoe tsara iny zavatrao iny koa. Ny tena marina dia izaho no tsy nahalala an'ilay atao hoe mialona saingy vao iray volana lasa izay dia ohatran'ny haiko ilay atao hoe mialona. Tsotra be : Maty tamin'ny volana ambony iny ny Neniko dia nefa moa aty Chine izany mahita olona be dia be aho, tena olona efa antitra (amiko an, plus de 55 ans) mbola miaraka amin'ny Neniny eny dia manontany tena aho hoe fa maninona ary aho no tsy manana Neny intsony nefa aho tena maheno ny tenako mbola tanora mihitsy nefa ito olona eto alohako ito efa hitako hoe antitra dia mbola manana Neny foana. Dia ohatran'ny hoe tsy rariny izany no fieritreretako an'ilay izy.
Dia teo aho vao tonga saina hoe lasa mahay mitsiriritra amin'ilay ratsy aho no sady mitady hahay hialona satria tena izay sentiment henoko izany ilay mitsiriritra ary ny fitsiriritana izay ananan'ny hafa nefa tsy ananan'ny tena ary tsy ho azon'ny tena no miteraka fialonana.
Tsy naniry aho hoe tokony ho faty koa ny Neniny an fa izaho no hitako hoe mba mitsiriritra ny hanana Neny mandritra ny fotoana ela be toa azy koa e dia eo lay fialonana no mipoitra hoy aho. Isaorana Andriamanitra fa nijanona teo amin'ilay fanontaniana sy fitsiriritana ilay izy fa tsy nitohy satria hitako ihany ny antony hoe fa naninona tsinona.
Ratsy zalahy ny mialona fa aza atao ka, ary ilay mieritreritra lava koa hoe mialona anao koa ny olona ratsy fa aza atao koa.
Mirary soa ho antsika aby !
12. Zina
(
09/05/2007 20:50)
oy i diams,
miala tsiny raha valiko ity...
io zavatra io dia ao amintsika foana satrai isika panota, ary na inn na inn zavatra ratsy ataon-tsika dia panota doly isika ary tsy oe panota kely sy panota be fa mitovy doly rehefa manota.. ny solution azon-tsika atao dia ny mangataka ny fanahy masina mba hanampy antsika sy mibebaka..
njy tsy ho lazaina an'izany intsony retsy a efa hay njy io hihihihih:wink:
nyrina: hummmmm raha ity dinika ity zany @ cas-ko manokana de tena be fahotana be za.
miala tsiny raha valiko ity...
io zavatra io dia ao amintsika foana satrai isika panota, ary na inn na inn zavatra ratsy ataon-tsika dia panota doly isika ary tsy oe panota kely sy panota be fa mitovy doly rehefa manota.. ny solution azon-tsika atao dia ny mangataka ny fanahy masina mba hanampy antsika sy mibebaka..
njy tsy ho lazaina an'izany intsony retsy a efa hay njy io hihihihih:wink:
13. Zina
(
09/05/2007 20:51)

14. sympa
(
10/05/2007 14:02)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=)) isaka ny miditra eritreritra mandalo ao de tounde feno sipa doly izy izany an :oops: :}:}:} milay ihany zany miditra @ itony kle :-D:-D:-D:-D
!kiss BBBBBB hoany jo rehetra eeeeee :-*:-*:-*:-*:-*:-*
Z\'amour doly nareo (l)(l)(l)(l)(l)(l):*:*:*

16. sympa
(
12/05/2007 00:02)
Zina:
8O
sympa ka nareo lhl tsy mahita lazaina knou hihihih
kô lava loatra le resaka kô :!: :-P de aleo ko mijery anareo klo ee lol :-D:-D:-D:-D:-D
!kiss Zina :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
17. xxx
(
16/05/2007 08:26)
tena tsara io ady-hevitra io fa izaho zay manoçrtra dia tena victime ny fialonana,tena mandinika ny tenako aho fa tsy manao ratsy olona fa mahagaga ahy ary ny havako no tena hitako mankahala ahy amin'ny tsy antony,raha namana mantsy no hitanao mialona dia azonao hialana dia vita fa vaky ny saiko refa havanao no hitanao mitady lalana hamelezena anao,ndrindra izaho pivavaka,soa iany ka asa fa mandreraka ny situation:oops:
19. xxx
(
16/05/2007 15:25)
sympa:
8-) Izay zany le hoe " havan-tena no amono an-tena " kle :!: 8-)
:Pahoana io ohatra sa ohabolana:!: