Toetra ratsy-fitsiriritina,fialonana/ tonga sa novolena?
21. niryna (
20/05/2007 20:50)
xxx:
tena tsara io ady-hevitra io fa izaho zay manoƧrtra dia tena victime ny fialonana,tena mandinika ny tenako aho fa tsy manao ratsy olona fa mahagaga ahy ary ny havako no tena hitako mankahala ahy amin'ny tsy antony,raha namana mantsy no hitanao mialona dia azonao hialana dia vita fa vaky ny saiko refa havanao no hitanao mitady lalana hamelezena anao,ndrindra izaho pivavaka,soa iany ka asa fa mandreraka ny situation:oops:
Ndry,mampalahelo i xxx izany.:cry::cry:.Fomban-javatra io ary aiza no toerana tsy hisy fahavalo,miampy anao hoe mpivavaka.:roll:.Ny anatra nomen'ny namako ahy no mba atoroko anao.Ny kristiana no tena be fahavalo indrindra.:roll:Mino izany ve ianao?Ny Baiboly no milaza fa tany fandalovana ity,ary tsy naman'izao tontolo izao ny kristiana dia izany no mahatonga azy ireo tsy ho tia na hankahala.Ny mpaminany koa tsy masina an-taniny.Ny fahavalona dia ny havanao,ny namana akaiky anao,ireo olona miserasera aminao.Tafiditra amin'izany koa ny serasera.oops.Marina izany,taloha aho kivy saingy vao maika manome hery ahy izany.Vao maika aho omen'ny Fanahy Masina fampaherezana feno.Ny mivavaka ireo fahavalonao no zavatra iray fialana ny alahelonao,mitezera hoy ny teny fa aza manota.
Izay ary mahereza.
(l)niryna