Ianareo ve mba manao toy izao koa!!

1. niryna ( 09/05/2007 17:48)
Mandeha any amin'ny mpivarotra ianao dia misy zavatra tena tianao tokoa toa hoe lasan'ny olona iny rehefa tsy vidina.Dia mihezaka ny hividy an'iny sao tsy tratra intsony.Rehefa tonga any an-trano anefa ilay izy toa tsy sahondra manaitra akory.
Na tena tianao ilay zavatra kanefa ianao tsy sahy mividy fa lafobe ary rehefa mihezaka ny hividy an'iny ianao toa tsy arak'izay nieritreretanao azy ilay izy?
Na koa hoe misy zavatra tsara dia tonga dia roa mitovy fa samy hafa loko no vidianao?
Mba efa voan'izany ve ianareo na mitovitovy?
novalian'i niryna ny 20/05/2007 20:53
2. simplex ( 09/05/2007 18:11)

sao d mba resa-behivavy kosa ity kle :roll::)

zany hoe aleo tonga d vidina d any antrano manenina toy izay lany andro mitety tsena nefa tsy mividy akory avy eo :P:°);-):-*:-*
3. kelly13 ( 09/05/2007 18:21)
nenà ny nahavoa ahy d tany @ mpivarotra akanjo d nihodina d nihodina nitady ilay modele teo @ vitrine, farany leo d nanotany vendeuse d hoy ilay vendeuse oe tena io @ vitrine io no farany, d b oul b d tsy te hanadala azy aho fa lasa nande! d aveo tany marseille nahita exactement pareil t@ le akanjo d tena feno le izy saingy tsy nisy t@ taille-ko, tena :x b nefa efa jejojejo ery oe nde hanandrana :°) nangaina e
4. sipagasy ( 09/05/2007 18:30)
hihih izay koa anie akia ilay hoe tratran'ny fièvre achetteuse eh hihihi;-)
5. mbaliana ( 09/05/2007 18:51)
za aloha efa voa indray mande ohatr'io e.. dia tena deçue za dia tsy nanaovana mihitsy e.. nomeko ny zandriko nony avy eo.. fa za aloa saingy tonga dia mahita ny tiako foana e
6. ikaretsaka ( 09/05/2007 23:08)
resa-behivavy kosa ity e
7. rafify ( 09/05/2007 23:33)
ka hoe eritreritra mandalo, fa mba nandalo tao an-dohan'ny vhv fotsiny ko maninona ary ????
8. sympa ( 10/05/2007 01:49)
ikaretsaka:

resa-behivavy kosa ity e



=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=)) kofona no torana za marina :!::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))=))=))


9. niryna ( 10/05/2007 05:23)
Tsy resa-behivavy ity fa mandalo ny rehetra ka.
Ny lehilahy tanora no ahitako io toetra io.Manao collection-na kaskety ,kiraro, fehikibo,akanjo ambony ary atao mitovy daholo amin'izay ny lokony.Tsy marina ve izany ry Ika ? Sa ianao tsy mba nanao izany:D
10. kally ( 10/05/2007 08:05)
niryna:

Mandeha any amin'ny mpivarotra ianao dia misy zavatra tena tianao tokoa toa hoe lasan'ny olona iny rehefa tsy vidina.Dia mihezaka ny hividy an'iny sao tsy tratra intsony.Rehefa tonga any an-trano anefa ilay izy toa tsy sahondra manaitra akory.
Na tena tianao ilay zavatra kanefa ianao tsy sahy mividy fa lafobe ary rehefa mihezaka ny hividy an'iny ianao toa tsy arak'izay nieritreretanao azy ilay izy?
Na koa hoe misy zavatra tsara dia tonga dia roa mitovy fa samy hafa loko no vidianao?
Mba efa voan'izany ve ianareo na mitovitovy?


Izaho kosa tsy mba tratran'izany kah!ny ahy fantatro ny zavatra tiako , dia tsy mitondra zavatra tsy tiako izany aho. Vao jereko dia fantatro hoe tsy hanaovako mihitsy izany zavatra izany.
Tsy mijery vidiny mialoha izany aho fa vinavinaiko ny vidiny , rehefa mifanakaiky amin'ilay naminavinako azy vao vidiako, raha lafo loatra dia hoy aho hoe tsy mendrika an'izany ny vidin'ity dia ajanoko eo.Mikisaka aho dia adinoko ny fisian'iny.

11. sympa ( 10/05/2007 12:41)
Nia aloa de ni kopin-tseveko no mampiasa loha zao voalohany d'efa veo ny rehetra izay manaraka eeeeee :-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. linarako2 ( 10/05/2007 14:34)
kally izany mahavoa koa ny ahy indray dia soratako kanefa mitombo ihany ny lisitra e
13. mbaliana ( 10/05/2007 19:23)
:-D:-D:-D
14. sakaizakely ( 11/05/2007 08:55)
taloha mbola zaza saina izany fa zao efa "matotra" tsy manao an'izany intsony :D

na mahita zavatra tena tiako aza dia mieritreritra kely vao miverina maka azy raha toa ka lafolafo ilay izy. Raha anjarako iny dia miandry ahy eo. Tsy anjarako moa, mbola be no ho sisa:lol:
15. Zina ( 11/05/2007 17:21)
niryna [ Valio ] 09-05-2007 19:48:14
Lohateny : Ianareo ve mba manao toy izao koa!!
Mandeha any amin'ny mpivarotra ianao dia misy zavatra tena tianao tokoa toa hoe lasan'ny olona iny rehefa tsy vidina.Dia mihezaka ny hividy an'iny sao tsy tratra intsony.Rehefa tonga any an-trano anefa ilay izy toa tsy sahondra manaitra akory.
Na tena tianao ilay zavatra kanefa ianao tsy sahy mividy fa lafobe ary rehefa mihezaka ny hividy an'iny ianao toa tsy arak'izay nieritreretanao azy ilay izy?
Na koa hoe misy zavatra tsara dia tonga dia roa mitovy fa samy hafa loko no vidianao?
Mba efa voan'izany ve ianareo na mitovitovy?


Nyrina a azo averina ka hihihihih ilay tsy tena sahondra
ny ahy aloha raha misy zavatra tiko dia tonga dia vidiko e na lafo ary satria tsy ahita an'iny intsony:wink:
16. ikaretsaka ( 11/05/2007 21:05)
resa behivavy be ity..
nyahy aloha ny mahazatra anahy dia hoe raha mitady pataloha na lobaka ohatran'izao aho dia mandeha any @ ilay mangazay mpivarotra azy dia mitady sy manontany ny antonona ahy dia lasa e

raha zavatra lafo be indray dia efa vita tanteraka ny fitsapana azy rehetra (test drive) sy ny fampitahaina azy amin'ireo mitovitovy aminy rehetra izay aho vao miividy
17. fasaly ( 11/05/2007 21:50)
zà kalou de voan'io e! fa ny ahy adalakiraro , vidina , tiana dia tiana ery handramana am tongotsa fa ravy eo tsy hanovana akory efa haharaka an'i celine dion ngamba ny isan'ny kiraro=))
18. fasaly ( 11/05/2007 21:51)
anefa dia ilay kiraro ra be tsy tota ihany no hanovana isan'anjo eo anie e!:{
19. sympa ( 11/05/2007 23:35)
ikaretsaka:

resa behivavy be ity..
nyahy aloha ny mahazatra anahy dia hoe raha mitady pataloha na lobaka ohatran'izao aho dia mandeha any @ ilay mangazay mpivarotra azy dia mitady sy manontany ny antonona ahy dia lasa e

raha zavatra lafo be indray dia efa vita tanteraka ny fitsapana azy rehetra (test drive) sy ny fampitahaina azy amin'ireo mitovitovy aminy rehetra izay aho vao miividy


:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D marina klo izany eee :!: mampitaha aloa vao mividy fa sao manenina eo :-D:-D:-D:-D
20. niryna ( 12/05/2007 06:48)
Ary ilay tsy mampita kanefa nisy nitovy an'iny teo amin'ilay mpivarotra iray?Aty misy karazana coupon no anarany ary misy zavatra sold foana,taloha aho voan'io manangona kanefa tsy ilaina akory ilay izy.Matiny hoe sitrany ahay.Tsy nanao izany intsony aho kanefa tsy naninona akory.Indraindray ry ireto misy valeur-ny ihany ny mividy ilay somary lafo a.Misy hoe $ 1 daholo ny zavatra rehetra ,misy toerana toy io koa any Paris.Misy zavatra tsara ary ny tena mahavoa ahy dia variana mitsimpona ka rehefa eny an-dalana voa manontany tena hoe tena ilaina tokoa ve ity.Vita sinoa no tena betsaka ary tsara jerena fa vao tonga any an-trano ny sasany dia tsy manahaka e :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2069