Misaotra manokana an'i serasera ,gasy ka manja

1. Vargas ( 09/05/2007 23:06)
Hola!

Faly miarahaba anreo rehetra.Tena faly ,mibitabitaka tsisy ohatr'izany fa nahita an'ity sehatra serasera ity.Hobiana manokana ny mpandrindra rehetra fa tena mahafinaritra izy ity.Teny gasy tsisy tahak'izany.
Fa indro kely,tena tsy misy sary .Inoako fa efa ho avy tsy ho ela.
Na koa asa raha azo atao ny mandefa sary.
Farany iriako raha mitohy madio tahak'izao ny zavad-rehetra ato satria mahita sehatra aho misy zavatra mamoafady.Tsy tononiko eto ny anarany fa tena mahamenatra .Na dia marina aza fa mila mivoatra ny fisainana fa raha diso lasa tafahoatra ,manahirana.
Tena mahafinaritra fa ity sehatra tena gasy ity (serasera)reharehan'ny olona miteny malagasy.:D
novalian'i sitlo ny 14/05/2007 15:34
2. salmo1 ( 10/05/2007 07:46)
Vargas: rehefa mametraka tsoraka @ teny espanol de ampiarahana amin'ny fôna lay tsoraka mivadika
;-)

oh:

Salut! = ¡ Hola!
3. hery ( 10/05/2007 08:01)
Vargas> Be dia be sary ao :-) sady afaka mametraka sary koa ianao.

salmo1> Rehefa manoratra teny gasy dia misy espace eo alohan'ny teboka roa.

Oh :

Vargas :

Toa izany koa ny teny frantsay. Misy espace eo alohan'ny tsoraka. :-)

Oh :

Salut !


:-)
4. pimaso ( 10/05/2007 08:26)
Arahabaina
dia alefaso aza ny vary gasy e!
;-)
;-)
;-)
5. karinah ( 10/05/2007 09:18)
;-)
:-D:-D:miam::wink:
6. Vargas ( 10/05/2007 17:11)
salmo1:

Vargas: rehefa mametraka tsoraka @ teny espanol de ampiarahana amin'ny fôna lay tsoraka mivadika
;-)

oh:

Salut! = ¡ Hola!


Miarahaba ano,inona aloha ilay tsoraka e? Tsy azoko tsara ny zavatra lazainao.Hialana tsiny!


7. Vargas ( 10/05/2007 17:22)
hery:

Vargas> Be dia be sary ao :-) sady afaka mametraka sary koa ianao.

salmo1> Rehefa manoratra teny gasy dia misy espace eo alohan'ny teboka roa.

Oh :

Vargas :

Toa izany koa ny teny frantsay. Misy espace eo alohan'ny tsoraka. :-)

Oh :

Ny sary tadiaviko dia sary ahitana an'i Dago fa tsy sarin'iza akory.
Hery ,ny dikany "espace @teny gasy dia elanelana .Eny fa azo ilay tsoraka sy ny fampiasa azy.


Salut !


:-)



8. Mitah ( 10/05/2007 19:34)
Tonga soa Vargas. Izay heverinao fa tsara hidirana sy hifaneraserana.

Tsoraka na point d'exclamation !
9. Fiffi ( 13/05/2007 18:03)
humm.....tongasoa Vargas....de efa ao ve le sary ? :)
10. salmo1 ( 14/05/2007 14:50)
hery: efa haiko leisy zany ah. fa saingy zah tsy te hampseo an-le fahaizako fotsiny.
:lol:
11. sitlo ( 14/05/2007 15:34)
kay zay vao azoko ilay hoe
;-)
;-)
;-)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4006