Ny voninkazo,ny olona nataony inona no hifandraisanireo.

1. niryna ( 08/05/2007 16:30)
Raha mieritreritra sy mandinika ny fanirian'ny zava-boary isika dia indraindray maniry sy mitsimoka ho azy ireo kanefa tsy nisy nikolokolo.Raha ampitahana amin'ny voninkazo ny fiainantsika olombelona inona no mety hifandraisany na zavatra azonao alaina amin'ny fanirian'ny voninkazo ka ahafantaranao fa Atra mikolokolo sy mijery anao andro aman'alina:?:
(l)niryna
novalian'i xxx ny 13/05/2007 08:30
2. cutie ( 08/05/2007 19:49)
apetraka eo am-pelatanan'Atra zany ny fiainantsika olombelona raha azoko tsara, n'in nin mitranga:lol:
3. simplex ( 08/05/2007 21:23)

d tsy haiko ny faniriany alou fa refa ongotana le izy d misy hoe je t'aime (l) un peu (l)(l) beaucoup (l)(l)(l) passionnement (l)(l)(l)(l) a la follie :°):-P8)8)
4. cutie ( 08/05/2007 21:34)
HS :roll:
5. simplex ( 08/05/2007 21:41)

zany hoe ra olombelona le vonikazo, d refa ongotan'A/tra :roll: d misy manao hoe je t'aime kely :°) fa tsy fantako iza io :) ny an'i cutie zao mety i :evil: na i :roll:

:b:b:b
6. cutie ( 08/05/2007 21:42)
:-D:-D:-D:-D
aiza koa no misy resaka manongotra voninkazo eo zao
efa we wildflowers hono :-D
7. rakaroka ( 08/05/2007 22:06)
:-D:-D:-D:-D
Heu...voninkazo?....
Tena marobe ny hevitra fonosin'ny voninkazo hono,
arakaraka ny karazany sy ny lokony koa aza. Ohatra ny raozy mena Bbe hono mitory fitiavana lalim-paka sns....I Solomona t@ voninahiny hono tsy nitafy tahaka ny voninkazo....Fa nisy kalo nosoratako iray izay hoe : "Isika olombelona" no lohanteny , ampahan'izany no soratako eto hoe:
"...Fa samy nomena "talenta" avokoa
Samy andrandraina hamokatra koa!
toa voninkazo kanto sy manitra
Ho zanaka miendrika ilay Andriamanitra :idea:
8. cutie ( 08/05/2007 22:08)
=D=D=D=D=D=D
9. majesty ( 09/05/2007 05:03)
=D=D=D
10. rakaroka ( 09/05/2007 06:32)
:lol: Sss
Toa betsaka anie ilay ifandraisana e: mamboly voninkazo ny olona, mioty, manao izany ao an-trano, birao, sns. Dia rehefa maty dia mbola ampiarahana koa.
Dia oharina am'ny voninkazo ny andro-piainany!
11. rakaroka ( 09/05/2007 06:39)
Hoe tahaka fanirin'ny voninkazo ny fikolon'Atra ny olona ?:heu...:roll: possible8O angamba 8O Fa tsy dia "certain" aho satriahummmmm:-w:-w ny olona izay toa nomeny plus knou!:roll::roll:
12. niryna ( 09/05/2007 06:53)
cutie:

:-D:-D:-D:-D
aiza koa no misy resaka manongotra voninkazo eo zao
efa we wildflowers hono :-D

=D=D=D
13. niryna ( 09/05/2007 07:00)
Raha mijery ny fitsimoky ny voninkazo isika ahoana naniry ho azy ilay izy hoy isika e?Misy indraindray kanefa rehefa nozohina dia nisy ezaka koa tao.Misy aza ny voninkazo tsy mamony vony raha tsy misy ny tantely na ny lolo mitondra iny sakafo iny any amin'ilay voninkazo iray.Manao ahoana ny voninkazo raha tsy tondrahana? Mila tondrahana foana ve sa avela halazo.Ahoana koa izany isika raha eo amin'ny fianarana ny tenin'Atra? Misy ny voninkazo izay niandrasana hoe maty kanefa avy eo nitsimoka ary dia namony maro.Ahoana koa izany ny finoan-tsika,mety handrombona ve sa dia halazo?:D:D
14. sonwin ( 09/05/2007 08:22)
niryna:

Raha mieritreritra sy mandinika ny fanirian'ny zava-boary isika dia indraindray maniry sy mitsimoka ho azy ireo kanefa tsy nisy nikolokolo.Raha ampitahana amin'ny voninkazo ny fiainantsika olombelona inona no mety hifandraisany na zavatra azonao alaina amin'ny fanirian'ny voninkazo ka ahafantaranao fa Atra mikolokolo sy mijery anao andro aman'alina:?:
(l)niryna

Io resakao io, sy izay tianao hatongavana amin'io, dia manaporofo sy manambara amintsika, fa tsy ao anaty baiboly ihany akory no ahitana ny sitrapon'Andriamanitra sy ny hafatr'Andriamanitra ho antsika, fa amin'ny alalan'ny zavaboary ihany koa.Ny fandinihina zavaboary dia ahitana hafatr'Andriamanitra. Tsy misy toko sy andininy io na kely aza.Noho izany, tsy voatery hisy porofo ara-baiboly daholo akory ny zavatra rehetra.
15. pissoa ( 09/05/2007 08:38)
amen :-D:-D:-D
16. cristal ( 09/05/2007 09:33)
(l)(l)(l)Raha finoana no hitondrantsika azy dia tsara ny manao toy ny voninkazo satria izy ireny dia mampifaly sy manome endrika tsara ny manodidina satria nomen'ANDRIAMANITRA maimaimpoana ny fahatsarana!Ny tena tsapako ifandraisan'ny olona sy ny voninkazo dia izy mila fitiavana koa,raha olona tsy tia voninkazo no ampambolenao voninkazo dia tsy maniry dia tahaka izany koa ny zava-maniry sasany,tena marina zao lazaiko anao izao satria ao ampiasana misy madamanay zay dia refa tonga izy dia manao manahoana ny voninkazo rehetra aloha,dia nalaiko tahaka dia tena mety be!(l)(l)(l)
17. ikaretsaka ( 09/05/2007 12:30)
sonwin:

hoy i niryna:
Raha mieritreritra sy mandinika ny fanirian'ny zava-boary isika dia indraindray maniry sy mitsimoka ho azy ireo kanefa tsy nisy nikolokolo.Raha ampitahana amin'ny voninkazo ny fiainantsika olombelona inona no mety hifandraisany na zavatra azonao alaina amin'ny fanirian'ny voninkazo ka ahafantaranao fa Atra mikolokolo sy mijery anao andro aman'alina:?:

Io resakao io, sy izay tianao hatongavana amin'io, dia manaporofo sy manambara amintsika, fa tsy ao anaty baiboly ihany akory no ahitana ny sitrapon'Andriamanitra sy ny hafatr'Andriamanitra ho antsika, fa amin'ny alalan'ny zavaboary ihany koa.Ny fandinihina zavaboary dia ahitana hafatr'Andriamanitra. Tsy misy toko sy andininy io na kely aza.Noho izany, tsy voatery hisy porofo ara-baiboly daholo akory ny zavatra rehetra.

Amen!
18. rakaroka ( 09/05/2007 17:00)

=D=D^:^^:^^:^Ekena tanteraka!:lol:
19. cutie ( 09/05/2007 20:23)
Io resakao io, sy izay tianao hatongavana amin'io, dia manaporofo sy manambara amintsika, fa tsy ao anaty baiboly ihany akory no ahitana ny sitrapon'Andriamanitra sy ny hafatr'Andriamanitra ho antsika, fa amin'ny alalan'ny zavaboary ihany koa.Ny fandinihina zavaboary dia ahitana hafatr'Andriamanitra. Tsy misy toko sy andininy io na kely aza.Noho izany, tsy voatery hisy porofo ara-baiboly daholo akory ny zavatra rehetra

aiza aza ry prime sy ny tariny @ io :-D
20. Zina ( 09/05/2007 20:37)
oy i nirina oe
niryna [ Valio ] 09-05-2007 09:00:08
Lohateny : Re : Ny voninkazo,ny olona nataony inona no hifandraisanireo
Raha mijery ny fitsimoky ny voninkazo isika ahoana naniry ho azy ilay izy hoy isika e?Misy indraindray kanefa rehefa nozohina dia nisy ezaka koa tao.Misy aza ny voninkazo tsy mamony vony raha tsy misy ny tantely na ny lolo mitondra iny sakafo iny any amin'ilay voninkazo iray.Manao ahoana ny voninkazo raha tsy tondrahana? Mila tondrahana foana ve sa avela halazo.Ahoana koa izany isika raha eo amin'ny fianarana ny tenin'Atra? Misy ny voninkazo izay niandrasana hoe maty kanefa avy eo nitsimoka ary dia namony maro.Ahoana koa izany ny finoan-tsika,mety handrombona ve sa dia halazo

marina mihitsy izany..
ny zavatra nolazain'i Sonwin dia marina ko.
fa izao ry reto a
vakio indray mandeha ny lazain'i nirina ary alaivo @ differente perception dia ho hitanareo ny tena tiany ho lazaina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5521