Ny voninkazo,ny olona nataony inona no hifandraisanireo.

41. sonwin ( 11/05/2007 12:42)
tsara ilay miezaka manazava fa sady tsy mandresy lahatra no tsy mahavaly fanontaniana. Dia io ref.Isaia io ve entina hilazana fa moana sy tsy miteny intsony Andriamanitra ankehitriny? 8)aie aie aie! ilay voalazan'i Zina moa dia eh eh eh!:^)

42. pissoa ( 11/05/2007 13:07)
Majesty:
"ary misy zavatra maro hafa koa nataon'i Jesosy,ka raha voasoratra tsirairay avokoa izany rehetra izany,ataoko fa izao tontolo izao aza dia tsy omby ny boky voasoratra" Jao 21:25

Ka tsisy teniny ve izany ireo zavatra maro hafa voalaza fa nataony ireo nefa tsy voarakitra ao @ baiboly ?! Sa ahoana fa tsy azoko tsara ... :-D:-D:-D

Zina : za mi-critique izay azo critiquer-na eto, izay ilay ady hevitra. Io nataoko anjy io tsy critique fa remarque ! za nga niteny oe ratsy izany miova hevitra sa tsara ... dia aza mahatsiaro voa lava hoa fa :-w:-w:-w izany !
PS : Aleo tsy resahiko ilay hoe "niova hevitra" fa toa efa hadinon'i zina hatramin'izay nizingizininy teto taloha ^^^^^^
43. Zina ( 11/05/2007 14:34)
Rasiligaoma [ Valio ] 11-05-2007 03:27:01
Lohateny : Re : Ny voninkazo,ny olona nataony inona no hifandraisanireo.
Voalaza teo :
Tsy moana izy fa tsy afaka miseho nivantana otrany nataony taloha intsony izy satria nohon'ny fahotana.

tsy azoko.. i jesoa tamy nohon'ny fahotana ho'zy nareo.--> ireo olona taloha izany tsy nanota??




Rasiligoma a io dia niseho tamin'ny andron'ny
Adama ka hatramin'ny nahatongavan'i Jesosy - ny mpaminany sy ny zavaboary no solon-tenan'Andriamanitra teto an-tany satria tsy afaka miresaka mivantana amin'ny olona intsony izy nohon'ny fahotana.

Ny olona taloha dia nanota koa fa ny fivavahana (na firesahana @ andriamanitra) ary mangataka ny fahamelan-keloka no nataony, dia avy eo nisy ny fisoronana izay nanomezana ny zanak'ondry latsa-dra mba ahafahana ny heloka kanefa nohon'ny tonga teto an-tany i Jesosy dia foana doly ireo satria izy dia tonga nandatsaka ny rany mba hamonjena ny olombelona.
44. Zina ( 11/05/2007 15:01)
oy i sonwin,
sonwin [ Valio ] 10-05-2007 10:13:19
Lohateny : Re : Ny voninkazo,ny olona nataony inona no hifandraisanireo.
majesty> Mpanjaka Salomona> nandinika mafy ny zavaboary,nanana baiboly angaha izy?
Joba> dia izay ihany koa! nisy baiboly angaha teo?


ka mpaminany anie no intermediaire ndry zareo olombelona sy Andriamanitra tamin'izany e...

Moana izany Andriamanitra ankehitriny fa efa voalazany ao anaty Baiboly daholo ny tiany lazaina?

Andriamanitra dia tsy mona, Ny fanahy Masininy no nampidinany aty amin-tsika ankehitriny izay miasa ao an-tsain-tsika manoro antsika ny lalana rehetra tokony atao ary nampiny ny Baiboly mba hi-compra bebe kokoa isika izay tiany lazainy.

Dia ahoana koa ireny olona tsy mahay mamaky teny ireny? dia ahoana ny olona moana sy marenina?

Andriamanitra dia mahery tsy haintsika ny mivanavina izay ataony ny fanahiny masina no manoro an'ireo olona ireo, ka misy moyen foana ataony mba hahaizan'ireo olona manakaiky AZY.
45. pissoa ( 11/05/2007 15:16)
Ny Fanahy Masina angaha tsy Andriamanitra ?!
46. Zina ( 11/05/2007 15:33)
Andriamanitra ka. Io anie otran'ny miteny oe nalefany ny zanany eto an-tany koa e...ka andriamanitra doly ireo...:wink:
47. ikaretsaka ( 11/05/2007 15:36)
Raha azoko tsara ny lozikan'i Zina:

Ny olona/na ny zava boahary izany navadik'i jesoa ho boky (baiboly)?? dia tsy mi manifest ny herin'andriamanitra sy ny hafany intsony ny zava boahary!:roll: raha tsy misy baiboly


Ny Fanahy Masina angaha tsy Andriamanitra?

Ny ahy ny concern -ko dia izao fotsiny @ io:
-Ny tsy mahay mamaky teny izao tsy mahay mamaky baiboly. vao mivoaka ireo tanana lehibe ao madagasikara fotsiny ianao dia mbola
maro tokoa izy ireny!
-Ny Moana-marenina koa mbola cas anankiray!
48. sonwin ( 11/05/2007 15:45)
Zina:

Andriamanitra dia tsy mona, Ny fanahy Masininy no nampidinany aty amin-tsika ankehitriny izay miasa ao an-tsain-tsika manoro antsika ny lalana rehetra tokony atao ary nampiny ny Baiboly mba hi-compra bebe kokoa isika izay tiany lazainy.




Misaotra anao amin'io voasoratra io. Dia mbola voaporofo indray izany, fa tsy amin'ny alalan'ny Baiboly ihany Andriamanitra no miteny sy miresaka amintsika. Fa eo ihany koa ny Fanahy Masina izay miasa sy manoro antsika.


Hatreto izany izao dia fomba roa no ahafantarantsika ny sitrapon'Andriamanitra:
- amin'ny alalan'ny zavaboary
- amin'ny alalan'ny Fanahy Masina miasa ao anatintsika.(Direct izany :roll:)

Tsy i Sonwin no namorona ireo fa hevitra notsoahana avy amin'ny voalazan'i niryna sy zina izay fantatsika rehetra fa tena mahay baiboly tokoa.

Dia...?
49. pissoa ( 11/05/2007 15:46)
Ka izay anie ilay tsy azoko ! Mba nanao remark aho hoe niova hevitra i Zina dia lazaina fa tsy miova hevitra fa za no fa tsy mahay hafa tsy micritique azy indray ... I Zina nefa taloha niteny hoe Baiboly = Tenin'Andriamanitra tsy anampiana tsy analana = Jesosy (???) ! Izao i Zina milaza fa "tsy moana Andriamanitra amin'izao fotoana izao, fa ny Fanahy Masina = Andriamanitra afaka manao zavatra be dia be ..." !
50. Zina ( 11/05/2007 15:49)
oy i Ikaretsaka
Ny olona/na ny zava boahary izany navadik'i jesoa ho boky (baiboly)??

an3 voalohany aloha ny zava-boary dia mbola manamafy an'Andriamanitra hatramin'izao ary misy etape isan-karazany ny fiainan'ny olombelona dia nampisehon'Andriamanitra an-dra-olombelona ny fomba ahalalan'ireo AZY, ka ny farany @ izao generation-tsika izao dia ny baiboly.

dia tsy mi manifest ny herin'andriamanitra sy ny hafany intsony ny zava boahary! raha tsy misy baiboly

mi-manifest tokoa moa izany fa ny baiboly anie mi-contribue ny rehetra a...

Ny ahy ny concern -ko dia izao fotsiny @ io:
-Ny tsy mahay mamaky teny izao tsy mahay mamaky baiboly. vao mivoaka ireo tanana lehibe ao madagasikara fotsiny ianao dia mbola
maro tokoa izy ireny!
-Ny Moana-marenina koa mbola cas anankiray!


mitovy @ resak'i sonwin io ka efa novaliko...
51. sonwin ( 11/05/2007 15:54)
pissoa> lasa mifanohitra ny zavatra lazainy sy Majesty :-D. Mba vakio ange ilay valy boraingina be nataon'i Majesty ilay hilazana fa moana sy tsy miteny intsony i Andriamanitra e! :-D, Izy Andriamanitra ihany hono no mahalala ny antony :^):-D:-D
Dia milaza i Majesty fa tsy miteny intsony Andriamanitra dia nefa ilay olona nanangana ny fiangoanan-dry 'zareo dia milaza fa........, efa ela be taty aoriana nefa io olona io, ka asa iza no niresaka tamin'ilay olona io izany raha tsy miteny intsony Andriamanitra...mahagaga :^):°)
52. pissoa ( 11/05/2007 16:10)
hi hi hi :-D:-D:-D
53. ikaretsaka ( 11/05/2007 16:19)
tsary hay tsony izy ty fa misangojy be :roll: fa marina ny remark nareo dahy
54. Zina ( 11/05/2007 16:20)
oy Pissoa
I Zina nefa taloha niteny hoe Baiboly = Tenin'Andriamanitra tsy anampiana tsy analana = Jesosy (???) ! Izao i Zina milaza fa "tsy moana Andriamanitra amin'izao fotoana izao, fa ny Fanahy Masina = Andriamanitra afaka manao zavatra be dia be ..." !

tsy itako izay hanampiana an'io ka misy relation doly ireo ko

dia etsy nolazaiko an'i Ikaretsaka etsy ko fa:
Voalaza teo :
dia tsy mi manifest ny herin'andriamanitra sy ny hafany intsony ny zava boahary! raha tsy misy baiboly

mi-manifest tokoa moa izany fa ny baiboly anie mi-contribue ny rehetra a...

55. Zina ( 11/05/2007 16:22)
mahagaga


mahagaga!:wink:
56. pissoa ( 11/05/2007 16:28)
Zina:
tsy itako izay hanampiana an'io ka misy relation doly ireo ko

Le nesorinjy tamin'ny soratro ny antony ka inn njay ! :-D:-D:-D
57. ikaretsaka ( 11/05/2007 16:28)
zany hoe manampy fotsiny koa (ohatrn ny inoanay) fa tsy hoe ao ihany no hanovozana.

i zina tsy hay intsony koa ny adiny sy ny valiny: eny, tsia, angamba?
58. Zina ( 11/05/2007 16:43)
Novaliko ireo question'i sonwin, sy silgoma, sy ika.

ka tsy aiko indray izay ho lazaiko.

ika ka jereo ao na eny na tsia na angamba no lazaiko :wink:

oy i sonwin:
Tsy i Sonwin no namorona ireo fa hevitra notsoahana avy amin'ny voalazan'i niryna sy zina izay fantatsika rehetra fa tena mahay baiboly tokoa.

Za manoka dia mianatra ny baiboly fa tsy tena mahay arak'ilay lazainao mbola betsaka ny zavatra hianarana ka izay fantatro no lazaiko:wink:
An'ny tsirairay no maka izay itany fa mahasoa azy ary manary izay tsy mahasoa azy
fair enough?
59. pissoa ( 11/05/2007 16:54)
:-D:-D:-D

mitaky honetete sy modestie booobaka be ny mahaKristianina. Tsy isan'andro ireo no ananan'ny betsaka.
60. Zina ( 11/05/2007 16:57)
mitaky honetete sy modestie booobaka be ny mahaKristianina. Tsy isan'andro ireo no ananan'ny betsaka.


pissoa misy tsy honete angaha eto? ary misy tsy modeste?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1314