Ny voninkazo,ny olona nataony inona no hifandraisanireo.

61. pissoa ( 11/05/2007 17:02)
Ie, njy anisany ! :roll:
Sarotra be ve ny miteny mazava sy tsotra hoe izao no tena hevitro rehefa miteny ny namana hoe tsy hita intsony izay tena hevitry i Zina hoe eny sa tsia sa angamba ... fa tsy maintsy atao hoe "jereo ao " :-D:-D:-D
62. rakaroka ( 11/05/2007 17:10)
pissoa:

:-D:-D:-D

mitaky honetete sy modestie booobaka be ny mahaKristianina. Tsy isan'andro ireo no ananan'ny betsaka.



Tena marina ny voalaza eto: matetika miseho @ fomba firesaka na torinteny, fanenjehana fanompoam-pivavahana ny "kristiana" ary hita misongadina izany
fa izao tsy takon'afenina koa ny tsy fananany "honetete" @ zavatra maro. Donk^:^^:^^:^
"fieritreritra tokoa ity voalaza ity!
63. Zina ( 11/05/2007 17:14)
pissoa [ Valio ] 11-05-2007 19:02:29
Lohateny : Re : Ny voninkazo,ny olona nataony inona no hifandraisanireo
Ie, njy anisany !
Sarotra be ve ny miteny mazava sy tsotra hoe izao no tena hevitro rehefa miteny ny namana hoe tsy hita intsony izay tena hevitry i Zina hoe eny sa tsia sa angamba ... fa tsy maintsy atao hoe "jereo ao "


zay tian-njy lazaina, fa izay nolazaiko dia izay no fantatro ka mba zaraiko amin'ny rehetra.
Ka raha itan-ndry oe tsy misy honetete ny lazaiko sy tsy manana modestie aho akory atao????
64. pissoa ( 11/05/2007 17:19)
Hihihi - tsy ny hevinjy sy ny fanazavanjy mikasika ny Andriamanitra moana na tsy moana no lazaiko fa tsisy ... iny aloha efa tsy hita izay handraisana azy hoe ahoana ihany aza !
Fa ny tenin-jy hoe
Zina:
ika ka jereo ao na eny na tsia na angamba no lazaiko

ka efa hita fa tsita tao ny valiny matoa miteny anjy mivantana hoe tsy hay ka inn :-D:-D:-D
65. Zina ( 11/05/2007 17:28)
efa nolazaiko izay tiko nolazaina ka an'ny rehetra sisa no hiteny na eny na tsia na angamba...
66. pissoa ( 11/05/2007 17:41)
^^:-D:-D:-D:-D:-D
67. ikaretsaka ( 11/05/2007 18:17)
ampiako koa ny an'i pissoa>

nisy tsy honnette nga teo! hoy zina

Ie ..dry anisany hoy i pissoa...

marina mihitsy izany.. hoy aho iampy tsy fanaikena sy fanaovana mbontolo.

fa honestly> tsy hitako ny valiny fa ahodikodinao fotsiny (ho an'i zina io)
68. Zina ( 11/05/2007 18:24)

ikaretsaka [ Valio ] 11-05-2007 20:17:06
Lohateny : Re : Ny voninkazo,ny olona nataony inona no hifandraisanireo.
ampiako koa ny an'i pissoa>

nisy tsy honnette nga teo! hoy zina

Ie ..dry anisany hoy i pissoa...

marina mihitsy izany.. hoy aho iampy tsy fanaikena sy fanaovana mbontolo.

fa honestly> tsy hitako ny valiny fa ahodikodinao fotsiny (ho an'i zina io)


ka izay no teninareo sy tsapanareo inn no azo ataoko... efa novaliako izay fanontaniana rehetra ka tsy an'ny tsirairay mieritreritra.
oe tsy manana honetete, modestie aho rehefa no lazainareo dia izay zany ko.
nothing more to say!


69. ikaretsaka ( 11/05/2007 18:51)
ko izay no zavatra miseho sy mitranga aza ko...
tsy nahaloa bava an'io zahay raha tsy niseho sy hitanay t@ fihetsikao sy ny famalinao ary ny zavatra nisy sy nitranga tato!
70. Zina ( 11/05/2007 19:08)
ika,
na inn na inn no ho lazaiko rehefa tsy mifanaraka amin'ny fisainanareo anie dia ahitanareo oe miodikodina, sy ny honetete, etc....:wink:
71. ikaretsaka ( 11/05/2007 19:13)
za tsy maka parti loatra ato ka.. ny ahy izay hitako no lazaiko.. fa vereno vakiana hatrany ambony anie e
dia jereo @ perception sy fo tsy miangatra!
72. niryna ( 11/05/2007 19:18)
:roll::roll:tena lasa mivoana any amin'izay tsy izy ilay izy.:roll::roll:
73. ikaretsaka ( 11/05/2007 19:34)
zafady niryna a:oops:
miverina any @ "sobjekitra" amin'izay ary!
ny voninkazo tsy manahy ny ampitso fa isika manahy!
fa ity tenin'i sonwin ity no hitako mahafehy azy indrindra

o resakao io, sy izay tianao hatongavana amin'io, dia manaporofo sy manambara amintsika, fa tsy ao anaty baiboly ihany akory no ahitana ny sitrapon'Andriamanitra sy ny hafatr'Andriamanitra ho antsika, fa amin'ny alalan'ny zavaboary ihany koa.Ny fandinihina zavaboary dia ahitana hafatr'Andriamanitra. Tsy misy toko sy andininy io na kely aza.Noho izany, tsy voatery hisy porofo ara-baiboly daholo akory ny zavatra rehetra.
74. Zina ( 11/05/2007 19:38)
ikaretsaka [ Valio ] 11-05-2007 21:13:07
Lohateny : Re : Ny voninkazo,ny olona nataony inona no hifandraisanireo.
za tsy maka parti loatra ato ka.. ny ahy izay hitako no lazaiko.. fa vereno vakiana hatrany ambony anie e
dia jereo @ perception sy fo tsy miangatra!


zany an:wink:
75. ikaretsaka ( 11/05/2007 20:20)
honestly!
76. rakaroka ( 11/05/2007 21:32)
Zina:

ikaretsaka [ Valio ] 11-05-2007 21:13:07
Lohateny : Re : Ny voninkazo,ny olona nataony inona no hifandraisanireo.
za tsy maka parti loatra ato ka.. ny ahy izay hitako no lazaiko.. fa vereno vakiana hatrany ambony anie e
dia jereo @ perception sy fo tsy miangatra!


zany an:wink:


Zina:-*:-*haiko mihitsy ilay fahatsorana sy hafanam-po mitory, sy manambara, sy mizara.Isaorana am-pitiavana tokoa: tahaka izany anie aho teo aloha, fa ilaina koa ny "mihaino sy mamantatra" ny hafa indrindra ny fijery marim-pototra

77. ikaretsaka ( 11/05/2007 22:56)
misaotra rakaroka..
78. niryna ( 12/05/2007 06:02)
ikaretsaka:

misaotra rakaroka..

Omeo courage ny kala ry ika a angaha vitan'ny fisaoarana fotsiny ho an'i zina.
Misaotra aky zina, aza kivy aky a,misaotra rakorako a.
Manantena ny hevitr'ika indray izahay izao.
Misaotra ny rehetra e,sa mbola misy mahita hevitra:?:

79. ikaretsaka ( 12/05/2007 14:13)
sa inona ny metimety @ niryna kokoa?

Ny manao hoe misaotra rakaroka sa ny manao Amen Rakaroka sa ny manao hoe, rehefa nodinihina ireto voalaza ireto dia izao tokoa no miseho ato ary navoakan'ny olona (rakaroka anisany)?

Ao ary fa ataoko hoe :"rehefa nodinihina ny zavatra sy ny fanoratana ato dia izao tokoa no niseho ary navoakan'ny sasany"!

pissoa:
ie, njy anisany !
Sarotra be ve ny miteny mazava sy tsotra hoe izao no tena hevitro rehefa miteny ny namana hoe tsy hita intsony izay tena hevitry i Zina hoe eny sa tsia sa angamba ... fa tsy maintsy atao hoe "jereo ao "


dia efa nomena korazy izy:
Zina haiko mihitsy ilay fahatsorana sy hafanam-po mitory, sy manambara, sy mizara.Isaorana am-pitiavana tokoa: tahaka izany anie aho teo aloha, fa ilaina koa ny "mihaino sy mamantatra" ny hafa, indrindra ny fijery marim-pototra


Kristianina za fa miombon-kevitra amin'ny fahamarinan'ity:
Tena marina ny voalaza eto: matetika miseho @ fomba firesaka na torinteny, fanenjehana fanompoam-pivavahana ny "kristiana" ary hita misongadina izany
fa izao tsy takon'afenina koa ny tsy fananany "honetete" @ zavatra maro. Donk
"fieritreritra tokoa ity voalaza ity!
80. xxx ( 13/05/2007 08:30)
ikaretsaka:

za tsy maka parti loatra ato ka.. ny ahy izay hitako no lazaiko.. fa vereno vakiana hatrany ambony anie e
dia jereo @ perception sy fo tsy miangatra!



:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6922