3DS Max

1. Rakoul ( 09/05/2007 04:49)
Liana dia liana amin'ny fampiasana io Logiciel io aho ka raha misy namana afaka mifampizara traikefa dia miandry no sady manantena aho.
novalian'i xxx ny 27/07/2007 18:32
2. sympa ( 09/05/2007 13:27)
:-/:-/ zao koa ary lesy mba liana koa:!: izay mba afaka anampy marina eeeeeeeeeeeee:wink:;-);-)
3. simplex ( 09/05/2007 14:11)
mbola tsy mande @ linux kle :P
4. sitlo ( 09/05/2007 22:13)
Za taloha efa nianatra kely fa kely fotsiny. Mbola vitsy kely ny gasy no tena mahafehy an'io. Fa ny mahafehy anefa dia tena mahafehy be mihitsy.
Izao ny fika raha tia hianatra an'io. (logiciel rehetra mihitsy moa eh). Jerena aloha hoe iza no nanao azy. Autodesk. Izany hoe miaraka amin'ny Autocad izany fa tsy miaraka amin-dry photoshop.
Avy amin'izay no amantarana ny firafitr'ilay logiciel. (interface, raccourci clavier sns...)
Dia mazotoa,
sopapa kely, maka model amin'ny internet, dia tonga dia light effects aloha ianarana voaloha vao modeling.

simplex> tsy mbola misy am linux, mety tsy hisy mihitsy aza. Fa blender no 3D amin'ny linux(mety am windows koa). Mody nandranandra izay io fa tsy mampino hoe tamin'izany no nanamboarana ny Shrek.
5. sympa ( 09/05/2007 22:36)
8-) de @ log inon zany izy mde kle :roll::roll::-o:-o
6. ikaretsaka ( 09/05/2007 23:44)
mividiana ny baiboliny... za koa ry zareo fanina tanteraka amin'io ka..
mamaky baiboliny koa za zao fa mitrandraka
7. ikaretsaka ( 09/05/2007 23:53)
fa manampy ny voalazan'i sitlo za hoe raha mbola tsotsotra ilay model dia genereo @ soft hafa, autocad ohatra na [url] na maya na form-Z na tsy haiko,
Raha manao imange( rendu) dia lightworks no hitakoo tsaratsara kokoa.
zahay moa mpanao tao-trano ka tsy miala eo e!:roll:
8. ikaretsaka ( 10/05/2007 00:09)
rehefa tena zatra dia


na


fople daholo izao an!.. image de synthese na 3dsMax
9. ikaretsaka ( 10/05/2007 00:16)
hita be heo mpanao trano ny bandy fa aleo ovaina::wink:



10. ikaretsaka ( 10/05/2007 00:18)
aza miala amin'ny baiboliny dia atombohy amin' ny exercices madinika, fa betsaka ny azonao eo am-pamakiana sy eo am-pindrandrahana nohon'ny tany an-tsekoly!
11. sympa ( 10/05/2007 19:09)
to milay be izy zany raha efa hita otry io kle ;-) misaotra less ra ikaretsaka ^:^^:^
Dona less bainana :^):^)
12. sitlo ( 14/05/2007 15:37)
ouwaouuu, mampatsiaro ahy ny kofa akama izany sary izany
13. Rakoul ( 24/05/2007 06:04)
Marina daholo izany, fa ny blème anie dia teny anglisy ny Aide e ! Manan 3DS Max Ver 5.3 aho (Version française sy Anglaise) fa teny anglais daholo ny aide. Tena mijabajaba mandeha miadana be mihitsy aho mikontrana azy. Fa tsara aloha ilay izy e ! mahavita zavatra tsara mihitsy, surtout resaka publicité izany !
14. ikaretsaka ( 04/06/2007 15:43)
fa maninona raha teny angalisy? taoko mitovy ihany ny filahatry ny interface?
fa le manao animation letsy ry zalahy no tena mbola mampi coince anahy le
15. sitlo ( 04/06/2007 16:20)
ohatra ny mi-edit ihany ialahy fa imbetsaka fotsiny. Dia arakaraky habetsaky ny key-point ampisain'ialahy no mahamety kokoa ny fivoakany.
Fa mila ordinatera malaky be amin'ny animation. Dia raha vao manao animation aloha dia aza tonga dia atao rendering, aza asiana texture fa vao maika mahaela be azy. Amin'ny farany vao apetraka ny pitsopitsony.
16. sitlo ( 04/06/2007 16:28)
Ny ahy indray ny fanontaniako raha misy mahay, ilay fanaovana animation olona. Ilay olona asiana zavajavatra ireny dia tonga dia manaraka ny fihetsiny ny eo am ordi.
Efa nahita tam tele frantsay aho fa andriamby no akana ny coordonee. Zavatra iray aloha ilay izy. Nefa rehefa nandinika aho dia ahoana raha be dia be ohatra ny kiho, soroka, lohalika ...
Dia nisy tam tele alemanina iny indray, dia fond bleu no ampiasainy, dia mampiasa camera 3 hakana coordonnees. Dia iny no hitako metimety kokoa, ka sao dia misy mahita ny programan'iny? langage C na matlab tsy koah
17. nanybeno ( 10/06/2007 22:01)
Ny momba ny animation lazainao io dia motion capture,zavatra hafa.@ 3dmax indray animation clé par clé no afaka hatao.Fa kosa afaka mi-importer données ana motion capture ianao ao @ 3d max dia appliquer na @ ny modèle 3D anao.Ilay fond bleu,i détourer na video sy insertion d'objet en 3D no tena ilana an'io(tracking indray ny anaran'io domaine io),maka video sur fond bleu ohatra olona manao mouvement dia avy eo tracking dia lasa olona mibata antsy ohatra (antsy en 3d) etc..
18. sitlo ( 10/06/2007 22:15)
Misaotra betsaka,
izay mihitsy no tadiaviko, motion capture, tsy voatery ampidirina amin'ny 3ds max fa ilay ahazoana ny cle fotsiny no tena tadiaviko. Sao dia misy programa efa vita, na doc manazava kokoa azo vakiana?
19. sitlo ( 10/06/2007 22:29)
kay aoka ihany fa bdb am net, misaotra nanoro
20. ikaretsaka ( 09/07/2007 14:27)
sitlo:

Ny ahy indray ny fanontaniako raha misy mahay, ilay fanaovana animation olona. Ilay olona asiana zavajavatra ireny dia tonga dia manaraka ny fihetsiny ny eo am ordi.
Efa nahita tam tele frantsay aho fa andriamby no akana ny coordonee. Zavatra iray aloha ilay izy. Nefa rehefa nandinika aho dia ahoana raha be dia be ohatra ny kiho, soroka, lohalika ...
Dia nisy tam tele alemanina iny indray, dia fond bleu no ampiasainy, dia mampiasa camera 3 hakana coordonnees. Dia iny no hitako metimety kokoa, ka sao dia misy mahita ny programan'iny? langage C na matlab tsy koah


jereo ao anaty baiboly ao fa misy hoe "Boning" ao!
fa tsy mbola novakiako fa principe ana Maya no lazaiko eto
:avadika ohatran'ny karazana squelette ilay objet dia atao afaka manao motion aby izay faritra (pivot) tian'i sitlo
tandremo fotsiny mivadika any @ tsy izy ka lasa afaka manao 360 degree ny loha sy ny valahana ohatra :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5096