Jeankely sy Bazyou
5. Jeankely
(
09/05/2007 04:55)
Aleo hitohy fa izaho koa sahy na hifanatrika amin'ny tena izy tsy mampiasa "USER NAME" aza. "Physically and Intellectually", I am not afraid of MPAMOSAVY BAZYLOU. HAHAHA:lol:
6. simplex
(
09/05/2007 09:35)
ny 1 fanatika mou ny 1 extremista zany hoe, ny itovizany, samy jackass ngambany :roll::°):P
8. lamie
(
09/05/2007 14:45)
ny fijeriko azy:jeankely tsy fanatic fa bazylou sady extremiste no diabolique,mpandranitra be,jeankely moa miaro mafy ny Tanindrazany sy ny havany(mpihavana daolo ny malagasy),ary tsy manaiky lembenana,manana ny maha-izy azy jeankely ary nisendoatra @ hevitry bazylou satria toa tsy misy mahavaly an'io ny rehetra fa toa mandefitra @ adalany daolo !=D=D=D=D=D=D
11. Jeankely
(
10/05/2007 02:52)
Io tsy misy mitsoaka ady izany. Raha mahita ahy ilay io dia fantany tsara aho. Izaho koa tena mpamaky vavan'olona mihintsy ary tsy resaka io. Samy mbola miafina amin'ny "USER NAME" moa. Anisany tsy nampandroso anio Madagasikara io koa ny tsy fitiavan'ny tanora miseho fa Malagasy izy. Vao mahita fivoarana ivelan'ny tanana dia mivadika ho Vazaha ary manambany ny Malagasy. Na tsy alehany ny mpitondra na alehany anjaran'ny tanora ho avin'ny firenena no manandratra izany fireneny izany fa tsy mimenomenona fotsiny ny fahavoazana. Ny tenako no ahitsiko voalohany fa raha mitady hamosavy ahy kosa tapahako ny lohany.
13. Jeankely
(
12/05/2007 03:05)
Iza ity lamie? Tsy mbola haiko ary faly aho fa kay misy ny mitovy fijery amiko. OK lamie an! miaraka isiaka izany lamie o.
14. lamie
(
12/05/2007 09:57)
miala tsiny aminao aho lalah,izaho no izaho, jeankely no jeankely,raha mahita ny ankelin'ny atidohanao ve aho dia manova resaka ianao?:-D:-D:-D:-D,aza dia manambany ny malagasy tahaka anareo fa tsy hiova ianareo ary tsy misy miracle hampiova anareo, ny endrika nga!ambany loatra lay toetsainareo ka tena manahirana,manimba ny fihavanana eto @ serasera ianareo,tadidio fa na ho aiza ianareo ireo na ho aiza, malagasy ianareo, aza ny olona no ankahalaina fa azavao ny hevitra ho dinihina,leo zahay hoy tamberina atsy zay,mba vakio daholo izay lazain'ny namana rehetra momba anareo dia mandiniha tena e!
15. Jeankely
(
13/05/2007 02:27)
Misaotra tompoko ary hiezaka aho tsy amaly ny resaka gidragidra intsony e. Mahay atoro aho rehefa tsy mahasoa ny gidraka.
