2cv sy 4l

1. pimaso ( 07/05/2007 13:33)
ho nofy ve sisa?
novalian'i mionona87 ny 22/06/2007 12:15
2. fasaly ( 07/05/2007 13:47)
fa aon e! fangah ho fohanana ireny bolida kely mi rilll be ireny, tsy misy matanja sy lmahatanty soka otran'ny ireny anie e!:-P
3. mandrak ( 07/05/2007 16:32)
mba azavoa marna fa tena tsy misy azo mitsy
4. sympa ( 08/05/2007 02:04)
:-D:-D ho lasa MAURICIANINA doly zany isikeeeeeeeeeeeee:!: iza no manana pasipory fa raha tsy izany tsy afaka manao taxi:^):^):-D:-D
5. fasaly ( 08/05/2007 05:33)
:roll::roll::roll:in dool ary zany?????asio fanazavàna kely;-)
6. tynah ( 08/05/2007 16:39)
in no hidiran'ny pasiporo am fanaovana taxi?8O8O8O
7. ikaretsaka ( 09/05/2007 00:36)
mety tsy hahatanty saoka nohon'ny vitan'ny 2cv sy ny 4l aloha raha ireny le toyota carre carre be sy le taxi londonien ohatran'ny any maurice ireny e.
8. xl ( 09/05/2007 08:56)
tsy mahazo manao taxi eto dago intsony izany ny 4l sy 2cv, fa ho soloina toyota carre carre be sy le taxi londonien ohatran'ny any maurice ireny e.
dia ho faty ny tompona taxi tranainy ,
ho atao fatapera angamba ny fiaran'izy ireo
izay !?
9. kally ( 09/05/2007 09:45)
Ny 2cv sy ny 4L tsy ho hita intsony leoko ihany fa ny ampihimamba tsy misy mpifaninana no ahiako.Dia avy eo hihitatra amin'ny resaka fitaterana rehetra.
Satria izay nanafatra an'io taxi môrisianina io ihany no afaka miasa dia ataony amin'izay sarany itiavany azy dia avy eo hitariny amin'ny fitaterana rehetra:evil: dia eo vao mifampijery fotsiny ny vahoaka hoe fa ahoana? Manahy ihany aho ho'a:cry:
10. fasaly ( 09/05/2007 11:13)
11. ikaretsaka ( 09/05/2007 12:42)
de ho lasa conduite a droite koa izany?
12. sympa ( 09/05/2007 13:51)
:-D:-D:-D:-D ie de lasa voamarika isakin'ny kilometatra koa ny vola aloanao zany ko:!: tsy misy trony ny miady varotra fa izay eo zany de io no aloanao:^):^):^):^):-P:-P
13. pimaso ( 09/05/2007 14:32)
manao sarko8 fotsiny tsss!
;-)
;-)
;-)
14. sympa ( 09/05/2007 20:51)
na akaiky zany ny toerana alenao dia somary hoentina any @ ambouteazy zany enao de @ zay bdb ny vola aloanao:-D:-D eo zany tsy misy ntsony ny hoe: "entoko kely ery hoe za razoky an:!:" fa tonga de payante doly zany an :!::snif::snif::snif: mahaiza mionina ireto an :!:
15. pimaso ( 10/05/2007 11:26)
tsy voatery ho embouteillage fa entina manao tour lavidavitra dia faussé ny compteur;
ary ny tramway aiza o?
;-)
;-)
;-)
16. Jeankely ( 13/05/2007 05:53)
Mbola misy vaovao ve ny 2CV sy 4L ary mamoaka io marika io ny mpanamboatra azy ry havana isany o? Vatany fotsiny ireny fa ny atiny efa zavatra hafa. Ny fanapaha-kevitra izay raisina dia misy lafy ratsiny daholo fa na ny izan'ny 2CV sy 4L aza efa vitsy fa resaka fotsiny io ry nama a. Raha tsy diso aho toa resin'i Maurice kely io isiaka amin'ny fidiran'ny "tourist". Koa handroso ve sa hijanona amin'ny revy tranainy ry tanora a? Izay vizana atao fahatsiarovana fa aleo handroso ry tanora fa aza manao dia miverina a=))=))=))
17. Fiffi ( 13/05/2007 19:45)
aty misy club mintss !
18. Jeankely ( 14/05/2007 02:27)
Club ny 2CV sy 4L ve? Tsy maninona fa ataon-tsiaka Ministry ny Transport ianao ary averina 2CV sy 4L daholo ny Taxi fa izay no mahasoa ny firenena. Aleo fa dia miverina ity e. Lazao koa ry zalahy hamerina hamokatra 2CV sy 4L indray fa milay io any Madagasikara e sady manana Club afaka mividy betsaka i Madagasikara.=))=))=))
19. pimaso ( 14/05/2007 07:06)
Salut daholo
Soyez réalistes @ izay e!
Ny vazaha aza aty tsy mety mandeha taxi ny aéroport fa aleony ihany 4l, ny raison : ils sont malins que vous le penser, toerana todin'ny fiara rehetra ihany ve dia handaniany 150.000 fmg au lieu de 50.000 fmg
Tsy satrin'ny gasy ve ho 4x4 Toyota Fortuner daholo ny azy, fa ny vidin'ny pièces ry baina no tsy mbola zakan'ny daholobe a!
Maka agence iray dia asaivo manao sondage izy, dia ataovy ny proportion fa ny 75% ny daba eto @ tanana superéconomique daholo;
Za izao tsy midoka tena aho fa heureusement aho manana voiture de service 4x4, fa ny ahy taloha 4l foana no hoentiko miasa , ny antony 400.000 fmg laniko @ carburant fotsiny,
ny week end aho vao mba mivoaka @ auto 15CV et plus satria tsy misy ny embouteillage;
ny fandrosoana anie tsy miracle e!, ny fitambaran'ny ezaka natao hatram'izay,
Tsara le tanjona hanatsara tanàna fa tsy mbola any ny angle,ny Besoin de première nécéssité aloa izao,
Aoka hazava
20. Jeankely ( 14/05/2007 09:38)
Rehefa manana be ianao dia tsara izany ary mirary anao hanana misimisy kokoa fa rehefa hoe handroso dia aza saritahana ny fanapahan-kevitra raisina. tsy maninona efa manana maro ianao aza midohika mbola hampanofa io 4l io taxi indray ka hoe izao sy izao. Io mazava be fa ny vahoaka mila zavatra miova fa ireo mpanana sasany mihintsy no zatra revy motraka tsy tia hampiova ny tanana fa izay hampidirany vola ihany no ataony. Izahay dia mandeha an-tongotra razoky "pimaso" o ary indraindray mba mandeha Taxi-be dia tena mijaly izahay fa tsy manaja anay Mpanjifa ny tompon'ny Fiara sy ny Mpiasany. Aleo hiatsara ny zavatra fa aza sakanana izany ary izahay tsy manana fiara 4x4 araka ny voalazanao no hiazaka izany nefa ianao no miresaka betsaka. Mila mivoatra io Madagasikara io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1306