ady ny fiainana

1. simplex ( 07/05/2007 12:32)
Tsy dia hoe gidragidra be akory fa tiako fotsiny le film hoe: "ny fikatsahana ny fahasambarana". Mampahonena be :snif:.

Tsara jeren'ny zatovo eo ampanomanana ny hoaviny sy izay mieritreritra fa mande zolie ny fiainana ao antokatrano.

fr: http://fr.wikipedia.org/wiki/%C3%80_la_recherche_du_bonheur
en: http://en.wikipedia.org/wiki/The_Pursuit_of_Happyness
novalian'i pitoussy ny 07/05/2007 22:31
2. nikopol ( 07/05/2007 12:41)
ie, za koa nirevy io film io ry simplex
3. booboo ( 07/05/2007 12:45)
Tena tsara...soa fa tsy vidim-bola ny ranomaso fa raha tsy zay efa voa beee zà t@ nijery an'io ...
4. pitoussy ( 07/05/2007 22:31)
za tsy mbola nahita :)
ataoko fa tonga d le film mitsy ary le lien napetraky Simp , aza manao soa tapany lesy e :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1167