Mivavaka amin'ny fomba kristianina ........
1. Fiffi
(
02/05/2007 07:03)
Fampidinana fanahy , tena niteny ilay kalanoro....
Mivavaka amin'ny fomba kristianina .
Nampiavaka ity fomba fiantsoana kalanoro teny Ilanivato ny asabotsy alina teo ity dia ny fanaovana fotoam-pivavahana
talohan'ny fiantsoana kalanoro sy fampidinana zanahary .
Nanao hiram-pivavahana fanao any am-piangonana ireny ireo andian'olona mpandala ity fomba ity . nanao ny vavaka
nampianarin'ny Tompo sy arahaba ny Maria taorian'izay , ary mbola narahana famakiana andalan-tsoratra masina hiany koa.
Vita izay rehetra izay vao niantso an'i Dadibe , ka niova indray eo ny vavaka sy fangataham-pitahiana , satria any
amin'ilay kalanoro indray no niantefany.
Tsy mampino nefa tena nisy. Niteny tamin'ireo olona am-polony maro nanatrika ny fiantsoana azy
tamin'ny asabotsy tamin'ny 8 ora alina teo , teny Ilanivato Ampefiloha Ambodirano , ilay kalanoro
na koa i "Dadibe" .
Fanao isaky ny tsinam-bolana ny fampidinana fanahy eny amin'io toerana io . Nanatrika teny ny gazety
http://www.taratramada.com/
de mba ahoana ry zareo ny hevitrareo am-zao?

novalian'i xxx ny 15/05/2007 06:03
3. LazaDaddy
(
02/05/2007 07:53)
Jesosy ao @ Apokalipsy 2:20;24:
Kanefa manan-teny aminao Aho, satria hianao mandefitra amin'ilay vehivavy Jezebela, izay milaza ny tenany ho mpaminanivavy ka mampianatra sady manoloky ny mpanompko hijangajanga sy hihinana hena aterina tamin'ny sampy...
Fa aminareo izay sisa any Tyatira, dia izay tsy manana izany fampianarana izany sady tsy mba mahalala ny ataon'ireo hoe 'sain-dalin'i Satana', dia izao no lazaiko: tsy hovesarako entana hafa hianareo;
4. bobone
(
02/05/2007 08:33)
fiffi:
mahagaga koa tiy hambaranao ty! izany anie tena famitahana olona zany amiko satria mody rakofany @ fivavahana ilay fomba de mino ny olona mahita nefa raha dinihina lalindalina kokoa de famitahana olona ilay zavatra!
Mampalahelo anie de lasa mirona @ ireny koa ny kristiana , mety mahita vokatra tsara nefa ao aoriana ao misy vokany mahatsiravina .
tokony handinika lalina vao manampa-kevitra

5. ikaretsaka
(
02/05/2007 12:09)
ny mpanao vodoo any @ caraibes koa misy manao izany fa tsy ny Gasy ihany ka
dia efa henoko koa hoe rehefa handeha hivoaka alina koa ny mpamosavy dia mivavaka kristiannina (iny faritr'i Bongolava iny)

6. Fiffi
(
02/05/2007 12:27)
le famitahana am fivavahana kristiana no tena mampalahelo be am ity zavatra ity..........
7. ikaretsaka
(
02/05/2007 12:37)
izay ilay finoana rehefa marivo salosana ko
dia izay kao ilay izy rehefa fanatika be loatra koa

8. vale
(
02/05/2007 12:39)
famitahana daholo re izany ry zareo a, zaho indray aloha de tsy mino sy mivavaka afatsy @ andriamanitra tokana hiany sy jesoa zanany, raha vao misy fangaro zavatr'hafa dia ialàko alavitra, tssss.. in aloha izany kalanoro tkoa e? tsy vazimba ve ireny? araka ny ttara vaovakiko mantsy dia vazimba koa ny razam-beantsika malagasy; ka noho izany rah toa koa vazimba ireny kalanoro ireny dia zao atao hoe olombelona izany donky tsy mendrika hivavahana!
izaho irery hoy Andriamanitra ny tokony hiankohofanao, zay fa maztoa ry zareo a !:^:^ dol!:*,hihhi!:oops:

9. pissoa
(
02/05/2007 12:43)
Manaitra ny maso angamba ilay izy satria misy hoe kristianina, Vavaka nampianarin'ny Tompo, arahaba ry Maria, Dadibe, Kalanoro ... samy hita ao daholo.
izaho manokana tsy taitra ary tsy gaga. Mitovy amin'ny Kristianina maro ihany izy, saingy ny an'ny hafa tsy "Dadibe" sy "Kalanoro" no voatonontonona ankoatra ny maha-Kristianina azy ... Anjaran'ny tsirairy ny mandinika. Matetika koa rehefa ny tena ihany no misolo ilay "dadibe" an'ny hafa dia tsy fantatsika akory, mila fanetre-tena goavana :-D:-D:-D
PS : http://www.les-nouvelles.com/taratra/default.php?file=article&mode=detail&id=214 ilay article feno.

10. bozyboleta
(
02/05/2007 13:54)
Io r'ireto raha tena Kristiana marina tsy taitra mihitsy @ reny zavatra ireny. Na ny devoly aza ange ka mivavaka ihany koa amin'ny fomba kristiana e!
Raha eto Mcar manokana tena fantatry ny olon-dratsy mihitsy ny fifikiran'ny Malagasy @ resaka fivavahana kristiana, de io no atao antoka amin'ny asan'ny maizina tiany tanterahina. Mody saronana fivavahana daholo ny asa ratsy rehetra.

11. tsiafoi1
(
02/05/2007 14:57)
Ny toy izao idd no mahatonga ahy hampirisika antsika mba HAMANTATRA TSARA IZAY INOANA satria aoka tsy ho adino fa Losifera sy ny tariny anie ka anjely nivadika e! Fetsy noho ny fetsy tokoa.
Ary raha eny @'ny Ladoany sy ny toeram-panasinana maro samihafa mety ho vitsy ny kil-ny fa de miafina any ambadiky ny fivavahana indray zao no tetik'adiny satria 85% ny malagasy ange de mpino avokoa e!
Hoy ny tenin'Andriamanitra hoe Efesiana 6 : 17
"Raiso ny famonjena ho fiaraovan-doha, ary ny Tenin'Andriamanitra ho sabatry ny fanahy"

12. ikaretsaka
(
02/05/2007 17:24)
rehefa tsy mamono olona re izy dia avelao a.. tsy hijoro ho mpisolovavany akory ianao rehefa ratrizay any aoriana any
13. Fiffi
(
02/05/2007 17:54)
Fiffi:miantso an'kalanoro sady fampidinana Zanahary ? :-w:-w:-w Zanahary iza zany ?
talohan'ny fiantsoana kalanoro sy fampidinana zanahary .
14. ikaretsaka
(
02/05/2007 18:09)
ni hitako probleme ny ankamaroantsika milaza azy ho kristianina dia ity:
xxx:
Trop fanatika loatra isika kristianina ka tsy afaka na mahazaka manao dialogue @ hafa tsy mitovy hevitra aminy. Ka na mandositra na mi-condamner, dia izay foana.
17. fijo
(
02/05/2007 22:25)
za tsy milaza kosa hoe famitahana le izy.amiko dia samy finoana hinoan'ny gasy ireo.ny nentindrazana sy ny nampidirina taminy.ka tsy itako izay olana raha hafangarony toa ny any caraiba le izy.
18. ikaretsaka
(
03/05/2007 00:21)
Voalohany indrindra aloha, ny ankamaroan\'ny gasy dia mahay mihatsaraivelantsihy bbe mihitsy.
indrindra ilaymiseho ho kristianina fanatika ireny (\"freako\" hoy i cutie izay)
fa amin\'ny olona ohatr\' antsika gasy, ny azianina ary ny afrikanina anefa, na ezahina takonana be tahaka ny inona aza dia sarotra be amintsika ny tsy hanaiky fa misy finoana anankiroa na maromaro samy inoantsika ao. fa ilay iray fotsiny no tompointsika bebe kokoa!
\"ny andriamanitra sy ny razana ohatra\"
io ilay fomba sy finoana, mifameno io raha io raha @ fiainan\'ny andian\'olona ohatrantsika
ohatra fotsiny raha isika gasy:
-misy ary betsaka amintsika gasy no mino ary tsy sahy mandevina Talata ohatra satria \"gorobaka\"
-Misy ny miangona sady mamadika,
-misy ilay avy mamangy faty na nandevina dia mandika afo aloha alohan\'ny hidirana an-trano avy eo
-misy ny manandro, mijery horoscope alohan\'ny hanaovany zavatra lehibe (trano, fanambadiana sns...)
-misy ny mamonjy dadarabe, ary ny dokotera mihitsy no manoro, raha hitany fa ody gasy na mosavy ny aretina mahazo anao.
io ilay lazaiko ery ambony hoe coexist. raha mifameno ilay izy ka hahasoa fa tsy hanaratsy na handripaka.. amiko dia tsy tokony asiako olana loatra.
fa raha miteraka voka-dratsy dia izay aho no manohitra

19. LazaDaddy
(
03/05/2007 00:52)
Ny tenin'Andriamanitra dia mamaritra mazava tsara fa:
1) Ny Andriamanitra inoan'ny tena Kristianina dia tokana.
2) Ny tena Kristianina dia tsy minomino foana ny mpanandro sy horoscope sns...
3) Ny tena Kristianina dia tsy mamonjy dadarabe
4) Ny finoana Kristianina dia tsy mila famenony avy @ sampy sy finoana hafa. "AMPY anao ny fahasoavako" hoy i Kristy.
Rehefa tsy mankatoa izany voalazan'ny Tenin'Andriamanitra izany dia tsy tena Kristianina na hisehoseho toy inona aza hoe Kristianina.

20. LazaDaddy
(
03/05/2007 01:25)
Levitikosy 20:6:
Ary ny olona izay mivily hanaraka izay manao azy ho tsindrian-javatra na izay mpanao hatsarana, hijangajanga hanaraka azy, dia hanandrina izany olona izany ny Tavako, ka hofongorako tsy ho amin'ny fireneny izy.
dikateny Frantsay:
Si quelqu'un s'adresse aux morts et aux esprits, pour se prostituer après eux, je tournerai ma face contre cet homme, je le retrancherai du milieu de son peuple.
dikateny anglisy:
I will set my face against the person who turns to mediums and spiritists to prostitute himself by following them, and I will cut him off from his people.