Mivavaka amin'ny fomba kristianina ........

41. ikaretsaka ( 07/05/2007 00:03)
ka tsy hay itsony anie ry zina e.. fa raha ny fahazøako tsara

Mpandefa : scorpion [ Valio ] 04-05-2007 09:58:43
Lohateny : Re : Mivavaka amin'ny fomba kristianina ........
LD> ary sahala amin'ny fampiasanao azy mihitsy no anaovany azy satria izay mety aminy sy mahafinaritra azy ihany no tsimponiny sy tapatapahiny. Mitovy ianareo!


Mpandefa : Zina [ Valio ] 04-05-2007 23:44:25
Lohateny : Re : Mivavaka amin'ny fomba kristianina ........
scorpion,
Tsy ekeko ny lazainao. I LD mampiasa ny baiboly izay voasoratra ao fa tsy mampiasa izay tiany...


mampiasa tokoa izy.... fa raha nampiasa sy manaiky izay voasoratra TANTERAKA ao tokoa izy fa tsy izay tiany sy mahafalifaly azy ihany, dia inoako fa tsy nodinganiny fotsiny i ireto zavatra voalaza ao ireto:

nisy an'ilay Mohabita nilevina teo akaikin'i Elisea mpaminany dia hoe raha nikasika ny taolan'i Elisea ilay ranamana dia lasa velona indray
2Mpanjaka 13:20-21

voalazan'ny "Soratra masina" koa ny fanajana ny taolambalon'i Josefa mpanjaka
Exodosy 13:19; Josoa 24:32.

Ny "alok'i masindahy piera" koa aza nifandrombahana
euh ny nanitsaka azy fa mitondra fahasoavana hono ... asan'ny apostoly 5:15-16 izy izay

Ny mosoaran'i Paoly koa nentina nanasitrana ..... Asa 19:11-12


misy mahamarina ny an'i scorpion ihany .. raha ny zavatra nitranga no jerena!
42. niryna ( 07/05/2007 03:21)
Ika a !Na hatramin'izao aza dia mbola misy foana io ary lasa mivoana fangalan'ny fiangonana sasany vola ilay izy.Antsoy ity raha ohatra ianao te-hazo io mosara io na ity rano nanasitrana olona avy tany sovietika ity..Misy tokoa no sitrany sy mino azy.Ny fanontaniana dia hoe moa ve tena rano nomen'Atra fahasoavana ka nahasitrana olona tokoa io sa misy herin'ny maizina ao ka nanasitrana toy ny herin'ny mazava ihany koa.Samy mbola mety tsy mahalala isika fa dia manaja fotsiny.
43. bobone ( 07/05/2007 08:28)
:Dniryna: ka izany anie no tokony handalinana azy e! tsy tonga de miroboka @ rano fa mba tsapaina aloha ny halaliny ! sady izao e! tia mitsapatsapa ny olombelona efa hita izao fa hitondra loza de mbola itsobohana fona!
tiako be ny tenin\'i hevitra 4 nomena ! fehiny hoe \"ampy anao ny fahasoavan\'Atra\"
saropiaro amintsika anie io Atra io e! ary tsy tiany mihitsy izany manompo Tompo 2 izay !fa lasa kapohany vao samy tonga saina! mitandrema ihany!!! sao ho tonga tonga tampoka eny @ rahon\'ny lanitra izy hitsara izay vao ho torakovitra. dieny mbola tsy tonga izy araraoty ny fanankinana ny fiainana aminy ! mbola mamindra fo izy izao fa raha tonga izy tsy hamindra fo intsony fa hitsara ny velona sy ny maty
44. ikaretsaka ( 08/05/2007 15:42)
betsaka ny fanompoana azy e, ohatran'ny fanomezam-pahasoavana ihany io.
ny vokatra ateraka no hijerena azy alohan'ny hitsarana azy
45. majesty ( 09/05/2007 05:29)
Mafana be zany dinidinin-tsika ato izany :D
Mba manao ahoana re raha mba misy toerana iray hihaonana dia eo isika tsirairay avy samy mitondra izay loha-hevitra ho dinihina dia afaka milaza ny heviny eo imaso eo,hummm mety mahafinaritra :D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D
46. Zina ( 09/05/2007 20:23)
:-w:-w:-w:-w
47. Zina ( 09/05/2007 20:25)
:-w:-w:-w:-w
48. majesty ( 10/05/2007 08:36)
toa lasa saina be nareo,sa mety ho azo tanterahana ve izany,andao organiséna raha possible:D:D:D
49. ikaretsaka ( 10/05/2007 14:54)
ka mbola miandry ny vokany hono ramose a!
50. Rasiligaoma ( 10/05/2007 23:14)
ikaretsaka:

Voalohany indrindra aloha, ny ankamaroan\'ny gasy dia mahay mihatsaraivelantsihy bbe mihitsy.
indrindra ilaymiseho ho kristianina fanatika ireny (\"freako\" hoy i cutie izay)

fa amin\'ny olona ohatr\' antsika gasy, ny azianina ary ny afrikanina anefa, na ezahina takonana be tahaka ny inona aza dia sarotra be amintsika ny tsy hanaiky fa misy finoana anankiroa na maromaro samy inoantsika ao. fa ilay iray fotsiny no tompointsika bebe kokoa!
\"ny andriamanitra sy ny razana ohatra\"

io ilay fomba sy finoana, mifameno io raha io raha @ fiainan\'ny andian\'olona ohatrantsika

ohatra fotsiny raha isika gasy:

-misy ary betsaka amintsika gasy no mino ary tsy sahy mandevina Talata ohatra satria \"gorobaka\"
-Misy ny miangona sady mamadika,
-misy ilay avy mamangy faty na nandevina dia mandika afo aloha alohan\'ny hidirana an-trano avy eo
-misy ny manandro, mijery horoscope alohan\'ny hanaovany zavatra lehibe (trano, fanambadiana sns...)
-misy ny mamonjy dadarabe, ary ny dokotera mihitsy no manoro, raha hitany fa ody gasy na mosavy ny aretina mahazo anao.

io ilay lazaiko ery ambony hoe coexist. raha mifameno ilay izy ka hahasoa fa tsy hanaratsy na handripaka.. amiko dia tsy tokony asiako olana loatra.
fa raha miteraka voka-dratsy dia izay aho no manohitra


betsaka io "hypokrita" io indrisy
51. Fiffi ( 14/05/2007 08:50)
indrisy....saingy raha zay no hitany fa mahatsara ny fiainany ...inona no azo atao ?
52. majesty ( 14/05/2007 09:35)
Aza mijery ny tsy mety ataon'ny olona fa ho kivy ratsy amin'zany eo ange e,:D
53. Fiffi ( 14/05/2007 10:27)
izay indrindra manko....ny fiainana efa sarotra be ity ka mbola andeha hijery zao fiainan'olona rehetra zao.....sady le izy koh ange raha zay aza no fantany fa mahatsara ny fiainany ...atao ahoana ? choix-ny io....
54. ikaretsaka ( 14/05/2007 12:23)
ka izay ange no ilazaiko an'i fiffi hoe ratsy fidona ihany ilay nametrahanao ny sujet e
55. LazaDaddy ( 15/05/2007 00:47)
Fiffi:
.....sady le izy koh ange raha zay aza no fantany fa mahatsara ny fiainany ...atao ahoana ? choix-ny io....
prime etsy ambony:
... Indrisy... fanahin'olona maro no ho very raha izany filazanao izany no arahina...



56. LazaDaddy ( 15/05/2007 00:49)
fiffi> misy azon'ny Kristianina atao tokoa! Ary tsy safidy no nomen'i Jesoa ny mpianany fa Didy.
57. xxx ( 15/05/2007 06:03)
majesty:

Aza mijery ny tsy mety ataon'ny olona fa ho kivy ratsy amin'zany eo ange e,:D



=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0472