Intoxication alimentaire

1. booboo ( 02/05/2007 11:07)
Hono ho'aho ?

-fa maninona no misy lasa mivadika mangana ny lokon'ny oul voan'ny toxication alimentaire ? Loza beee ve dikan'izany ? :?

Misaotra indrindra zay afaka mamaly an'io. Efa any @ hopitaly aby lé olona kah.
novalian'i tolona ny 02/06/2007 20:29
2. Fiffi ( 02/05/2007 12:19)
satria ny foi no voa akia ry booboo an ! andraso fa hitadiavako site milaza an'io .....fa tena mampatahotra be ny mahita an'io an !
3. sitlo ( 03/05/2007 15:39)
stroumph no anaran'ireny fa tsy toxication :-D
4. Stretch ( 04/05/2007 09:29)
maninn ra tsy mananiany e ![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Films_et_TV/2975_gif.gif[/IMG]
5. booboo ( 04/05/2007 12:26)
hihi ary tsy hitako hoe diso no nosotako :°)...aza tsiny e !
6. sakaizakely ( 04/05/2007 12:45)
sitla wà de manala azy ihany :P

ataovy ihany aveo de tezitsa be Stletch e :^):^):^)

booboo> danza be io toxication io an ! :-P
7. tywa68 ( 04/05/2007 12:46)
Dia raha mena² dia alcoolique :-D:-D
8. tolona ( 02/06/2007 20:29)
dia inona no vahaolana ry reto refa tratran'io,nisy namako vao tratra ,nanotika ny kibony ary saika tsy tonga tany ankabone dia nipiriritra ,nisy nilaza hoe coca degazeifié hono no haingana indrindra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2565