MILA TORO-HEVITRA TENA MATOTRA MBA MAMPIHENA

1. Tavilah ( 01/05/2007 19:28)
Slm daholo e,
Za de olona tena ngeza be ireny ka mba te hihena ka mba lazao moa re izay mahalala izay tokony ataoko(dokotera, astuce, etc............)
Merci
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 04:48
2. Fiffi ( 01/05/2007 20:46)
heu.....enao lhl de vao maika mora ny fihenana.....manao sport be de mitandrina am fihinanan-tsakafo.....hajanona ny mitsingotsaingotra lava fa manao repas 3/j de hajanona ny mena sy ny mofo mamy rehetra ireny....
3. Stretch ( 01/05/2007 21:00)
voalohany indrindra de misotro rano, rano madio am paompy na eau mineral,
zay betsaka vita, farafahakeliny dimy litatra isan'andro.
raha tena te hihena ianao.
de ny sakafo in telo isan'andro am ora mitovy
raha vao noana eny anelanelam-potoana de misotroa rano .
4. sakaizakely ( 01/05/2007 21:17)
an an, be loatra kosa izany rano 5 litatra izany e ! manjary mihitatra be ny vavony de lasa mitaky sakafo be vao afa-po

1,5 litatra ny recommandation, 2 l maxi

mifady menaka sy siramamy no voalohany indrindra. Dia miezaka mihinana sakafo équilibré

mazoto mihinana crudité tsy be saosy vinaigrette satria misy menaka io

rehefa mihinana dia miezaka atao be légumes masaka 1 portion de féculent = 3 portions de légumes izany hoe raha toa misy vary roa sotrobe eo ambilia dia tokony in6 sotrobe ny légumes fangarony. Tandremo ny menaka.

Desera : fidio hoe 1 ihany isaky ny mihinana satria mamy dia tokony ferana

dia araky ny lazain'ny namana ireo. 3 ihany ny sakafo isan'andro dia tokony miala am tsakotsako anelanelany. Fa ilaina ny goûter, soloy yaourt na fromage rehefa tonga ilay am 10 na am 4 iny. Rehefa mihazatra dia tsy mahatsiaro gouter intsony dia miala ho azy io rehefa farany

Mianara notion diététique (boky, internet) satria mila manana fahalalana mikasika diététique ianao. Raha tsy manana na tsy ampy manko dia tsy convaincu ianao dia mety tsy ho ampy ny motivation hanohizana ilay régime hatramin'ny farany.

Farany, tsy régime fe régime fotsiny, fa mila manova tanteraka ny fomba fihinana ianao dé-fi-ni-ti-ve-ment ary mila finiavana be izany. Izany no maha important ny fananana ilay notion diététique. C'est bien ny hoe mihena, nefa koa tadidio fa ny fahasalamana no tena zava-dehibe ary misy fiantraikany am fahasalamana ny fahaizana "mihinana"

Mahereza :-*
5. Stretch ( 01/05/2007 21:22)
Mazava tsara ny fanazavan-dry aky ry sakaiza fa za mila rano 6 l par jour.
4 am lay 1,5 l reny , fa tsy mitady sakafo be zany ny vavony.
fa ny fandehanana wc aloha tena raharaha be.
6. sakaizakely ( 01/05/2007 21:33)
Stretch> njékaky ô !

Za ky zara raha mahalany tavoahangy 1 nefa zany mi-pi isaky ny 5 minitra. Maika fa raha 4 izany, angamba dia manorimponenana any angabone mitsy no farany :-D
7. Stretch ( 01/05/2007 21:39)
a a a tsy vazivazy zany fa tena marina an !
ny tombony za miasa any an trano , tsy ao antranoko zany fa misy toilette foana.
tam vao nanomboka ko a 1 ihany no vitako , dia miha nampitomboiko,
fa tsy mahatsiaro mitsaingotsaingokamihintsy an !
satria efa zay no tanjona.
potazy sy vary no tena foton-tsakafo.
ny dobera sy menaka koa ilaina fa aza dia fadiana zany.
8. karinah ( 01/05/2007 21:42)
:-D:-D:-D:-D
tavilah> tena fadio mintsy lay mitsaikotsaingoka anelanelan'ny sakafo, ny "quantité" koa lanjalanjaina hiany!:-D, dia vao mainka tsara raha mahavita sport enao, sady mahasalama ny fanaovana sport, mztoa a!:-*:wink:
9. dongadonga ( 02/05/2007 04:48)
tavilah >tokony hajanona kely kalongany le finanan'ialahy provende fa io koa tsy de tsara,mba mihafy kely kalongany eeh :-D:-D:-D:-D:-D:-D:lol:
10. niryna ( 02/05/2007 05:38)
Efa nisy io sujet io taloha ka vereno jerena.
Araka ny tenenin'ny namana dia misotro rano 8 kopy/j
Manao exercice 3-4/30 mn/semaine.Mandeha an-togontra 15-30mn anelanelan'ny exercice.
Fadio ny mihinana beurre, margarine,zavatra vita amin'ny lafarine, gateaux,hendikendy,mofo dipaina,pasta
Mihinana voakanzo betsaka ary raha mahita paoma maitso marikivy tena haingana
Rehefa te hinana fatifatin-kanina (junk food) dia karaoty sy celery na voankazo atao solony.
Arakaraky ny toetran'ny vatana ihany koa ny exercice atao,ngeza ny ambony dia amin'iny no mihezaka.
Voasarimakirana sy menaka olive no tsara am-piasaina rehefa manao salade.Mihinana zava maitso betsaka.
Zavatra andrahoina atao matetika fa tsy hendasina sy be saosy.Aza asiana ireny karazana sauce-sauce vidiana ireny ny sakafo fa ataovy tsotra sady maivana
Aza matory raha vao avy nisakafo fa izany no mahatonga ny kibo ho ngeza,tsara raha misakafo 2 alohan'ny andehanana hatory
11. Rasiligaoma ( 02/05/2007 05:52)
kotrana ihany ..kotrana hatrany...
biskileta hono no tena mampihena indrindra.. tena ilay mandeha lavitra @ bisikleta ireny
efa nahita cycliste bota ve nareo?
12. Stretch ( 02/05/2007 07:12)
dihim-bazaha am tady koa.
13. majakely ( 02/05/2007 13:49)
manao sport:}fa atao mafimafy koa mety
14. majakely ( 02/05/2007 13:51)
na mi-tomber-va amoureux koa mety aa,,refa tena tia be mhitsy iny enao de ts mahalatsa-kanina tsony loatra de mihena ho azy eo hihihihi serieux io annn!!!8)
15. kally ( 02/05/2007 14:56)
Miasa saina hono no tena mampahia haingana e!:-P
Dia tandremo koa mitoto koba fa manjary matavy.
Ny "menaka" tsy azo esorina tanteraka anaty sakafo izany fa vao mainka mitera-doza, mihinana fa amin'ny antonony. Dia ajanony amin'izay ho'a io fisotroana soda, coca sns io fa io no tena maha-kibotaina.:lol:
16. Tavilah ( 02/05/2007 16:38)
Merci aloha t@ le torohevitra nomenao e. Tena nahazo valiny mahafapo za ary mirary soa ho anao koa.
Hiezaka hanatateraka ireo za ka hita eo ny tohiny
Mahereza daholo e
sakaizakely:

an an, be loatra kosa izany rano 5 litatra izany e ! manjary mihitatra be ny vavony de lasa mitaky sakafo be vao afa-po

1,5 litatra ny recommandation, 2 l maxi

mifady menaka sy siramamy no voalohany indrindra. Dia miezaka mihinana sakafo équilibré

mazoto mihinana crudité tsy be saosy vinaigrette satria misy menaka io

rehefa mihinana dia miezaka atao be légumes masaka 1 portion de féculent = 3 portions de légumes izany hoe raha toa misy vary roa sotrobe eo ambilia dia tokony in6 sotrobe ny légumes fangarony. Tandremo ny menaka.

Desera : fidio hoe 1 ihany isaky ny mihinana satria mamy dia tokony ferana

dia araky ny lazain'ny namana ireo. 3 ihany ny sakafo isan'andro dia tokony miala am tsakotsako anelanelany. Fa ilaina ny goûter, soloy yaourt na fromage rehefa tonga ilay am 10 na am 4 iny. Rehefa mihazatra dia tsy mahatsiaro gouter intsony dia miala ho azy io rehefa farany

Mianara notion diététique (boky, internet) satria mila manana fahalalana mikasika diététique ianao. Raha tsy manana na tsy ampy manko dia tsy convaincu ianao dia mety tsy ho ampy ny motivation hanohizana ilay régime hatramin'ny farany.

Farany, tsy régime fe régime fotsiny, fa mila manova tanteraka ny fomba fihinana ianao dé-fi-ni-ti-ve-ment ary mila finiavana be izany. Izany no maha important ny fananana ilay notion diététique. C'est bien ny hoe mihena, nefa koa tadidio fa ny fahasalamana no tena zava-dehibe ary misy fiantraikany am fahasalamana ny fahaizana "mihinana"

Mahereza :-*



17. Fiffi ( 02/05/2007 17:36)
Stretch:
voalohany indrindra de misotro rano, rano madio am paompy na eau mineral,
zay betsaka vita, farafahakeliny dimy litatra isan'andro.
heu......tadremo fa samy manana ny métabolisme-ny tsirairay avy ny olona an ! raha mety am olona 1 tsy voatery hoe mety am rehetra....tandremo fa ny fisotroana rano be loatra de maha-tonga ny rétention d'eau......


18. ikaretsaka ( 02/05/2007 19:12)
ampiako tosika ilay bisikleta
sady kotrana ange io no mibalady e.. indrindra izao efa mafana izao ny andro.
petahina miadana eny, Miaraka amin'ny fakantsary..
dia manao ilay distance ohatra hoe Tana-Imerintsiatosika, moramanga- brickaville, Antsirabe- Andraikiba/Betafo (any aminay) , Ranohira- Ilakaka (mahafinaritra be ilay ianao irery eny antampon' Isalo eny ) , Toliary-Ifaty, sns..

na iny Bypass iny koa (miala eo iavoloha hatrany ambohimangakely)
Raha any andafy dia mandehana amin'ireny ilay manara tsisiny ireny na ilay manaraka morondrano , na manaraka nationale,...
19. tisera ( 03/05/2007 07:33)
ankoatr'izay efa voalazan'ny namana rehetra ihany koa dia tsara kokoa raha manontany ny hevitry ny dr hahalalana sao sanatria misy diabète na zavatra hafa raha vehivavy ohatra mantsy matetika dia resaka dosage hormonal tsy ao tsara hono mety mahasarotra ilay fihenana na dia efa miezaka manao sport sy mitandrina @ sakafo aza... fa bo courage é! mazotoa dia mahareta fa tsy zava-mora io !
20. kally ( 03/05/2007 14:36)
ikaretsaka:

ampiako tosika ilay bisikleta
sady kotrana ange io no mibalady e.. indrindra izao efa mafana izao ny andro.

Aza ampiana tosika izany kosa moa ry Ikaretsaka fa avelao izy mba hamoy irery fa manjary tsy mety mihena a!:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3367