MILA TORO-HEVITRA TENA MATOTRA MBA MAMPIHENA

21. sitlo ( 03/05/2007 15:44)
manao marary kibo voan'ny amiba tonga dia mifezaka kely. :wink:
22. karinah ( 03/05/2007 18:09)
karinah:

:-D:-D:-D:-D
tavilah> tena fadio mintsy lay mitsaikotsaingoka anelanelan'ny sakafo, ny "quantité" koa lanjalanjaina hiany!:-D, dia vao mainka tsara raha mahavita sport enao, sady mahasalama ny fanaovana sport, mztoa a!:-*:wink:
STRETCH> :( azafady kia fa tsy ny volazanjy ny napiome ahy fa lay teo aloha hoe mande any @ toilettes isakiny 1 mn a!(>sakaizakely):lol:


23. karinah ( 03/05/2007 18:12)
majakely; ie! hihihih!:wink:
24. xxx ( 03/05/2007 20:30)
i karinah toa misy mianjy any ho any hamaly fanazavana annnn sa mody fanina???:{
25. karinah ( 04/05/2007 16:27)
AIZA??????8-)
26. niryna ( 09/05/2007 06:24)
kally:

Miasa saina hono no tena mampahia haingana e!:-P
Dia tandremo koa mitoto koba fa manjary matavy.
Ny "menaka" tsy azo esorina tanteraka anaty sakafo izany fa vao mainka mitera-doza, mihinana fa amin'ny antonony. Dia ajanony amin'izay ho'a io fisotroana soda, coca sns io fa io no tena maha-kibotaina.:lol:


Kally a iza ny olona hitady fiasana saina amin'izao fotoana izao .Mbola ampiana indray izany kanefa ny eo aza tsy afaka=))=)).Dia ahoana no atao mba hampiasana ny saina be loatra?Asa aloha fa ny ahy ny tsy hivaky loha no tena tadiaviko izao kou:roll:
27. kally ( 09/05/2007 07:24)
Fa nahoana ry Nyrina no tsy hiasa saina? Ianao izany rehefa miasa dia tsy mba miasa saina fa dia hoe izay alehany any alehany fa ataoko an'izao ity, satria tsy te-hivaky loha?:lol:
28. firavaka2007 ( 14/06/2007 13:40)
Raha te hiena dia misaraha toerana amin' ny olon-tianao mandritra ny 2 semaines fara fahakeliny :o izany akory tsy midika hoe =))aza miaraka intsony an fa ataovy izay hiasanao saina kely^^ hitomaniana rehefa manimanina iny ....................mandaitra be r' ireto io a za tonga de very 5 kg vao tsy nahita azy elaela
29. julianna ( 24/08/2007 08:18)
bjr tavilah e
mila mkotrana kel ndry
sarotra anefa rah ndry rery fa mila mis naman n mampazot kokoa
za tia sport d mazoto rah iara icross amnao
rah mazoto enao
dia valio ra mazoto

asio num mba anafaingan n fifandraisan ra tena vonona enao
ok

julianna
30. miraymel ( 26/11/2007 04:48)
amboary ny saina (mila finiavana be)
_ misotro rano tsotra sy madio
_ mihinana voankazo manta (ny tiako tenenina hoe tsy confiture na voankazo efa nahodina)ankoatran'ny akondro
_ mihinana légumes (soupe, crudité, légumes sautés ...) ankoatran'ny ovy
- mihinana zay tianao hoanina rehetra amin'ny fotoana fisakafoanana (maraina, atoandro, hariva), ny tiako tenenina dia ny hoe tsy mifady loaka be manao ahoana (toy ny tavikena sy ny sisa), fa kosa tsy atao mitafotafo be ny vary, fa atao antoniny, farafaharatsiny plat iray otran'ny any amin'ny hotely reny
_ ahena kosa nefa raha azo atao ny siramamy, ny menaka sy ny lafarinina
_ tsy voatery manao sport zany, satria na ny mamehy tena amin'ireo voalaza eo ambony ary efa mafimafy ihany
_ tsy mahazo manao goûter (fady)
_ fadina ihany koa ny boisson gazeuse (coca, ...)
_ dia mety ho reradreraka, fa miafy kely aloha elà raha te_hiena
_ de izay, ny saina no atao vonona
* raha te_hiena de ny hampidirina ao amin'ny vatana no tena ahena, fa tsy ny eo no atao izay hialany fa tena mampijaly loatra
* efficace ireo voalazako ireo fa izay hitanao mahasoa anao hatelemo, moa ny hitanao tsy mahasoa avereno aty amiko
* manaova koa zavatra mahavariana anao sy mahafinaritra anao ankoatran'ny mihinan-kanina, na ny ande hitarika anao mihinan-kanina
_ izay fa bon courage (enga anie tsisy hadinoko, fa mba te_hanampy au maxi za)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5035