fahotana v
1. nathie86
(
02/05/2007 15:15)
[izy ty moa zany d fanontaniana napetraky ny olona iray zay t@ko ka mba entiko hamaliana azy d tsy diso ngamba za ra manontany anareo.
Hoy izy : " fahotana v ny fanaovana fanabeazana aizana"
Miandry valiny avy @ny mpiforum

novalian'i piton ny 21/09/2007 13:53
2. Fiffi
(
02/05/2007 16:01)
heu.....ta efa misy dinika momba an'io etsy ambanimbany etsy raha tsy diso zah an ! (aleo aloha jerena kely)
6. ikaretsaka
(
02/05/2007 23:47)
cutie.. marina ny anao. fa tsy haiko io na elatra havia na elatra havanana ilay freako :-D
za manko ilay eo ampovoany dia tonga de mivantana be!:lol::wink:
ny ahy ny inoako dia hoe "life begins at conception"
raha tsy mbola mi concevoir ianao, izany hoe tsy mbola voaforona ilay "Aizana" dia tsy asiako olana loatra
fa raha efa concu ilay izy no vonoina dia izay aho no mitsipaka

7. LazaDaddy
(
03/05/2007 01:21)
nath> Raha araka ny kely mba fantatro avy amin'ny Tenin'Andriamanitra sy ny fampianaran'i Kristy dia izao no amaliako ilay fanontanianao:
I] Inona aloha no tianao ambara @ ilay hoe fanabeazana aizana? Rehefa voafaritrao mazava io dia misongadina tsara na fahotana na tsia ka ianao ihany dia afaka mamaly azy.
Ia) Raha fahafinaretan'ny nofo sy filan'ny nofo no hisakanana fiterahana dia fahotana tokoa.
IIb) Raha tsy misy filana fahafinaretan'ny nofo dia tsy hitako izay maha fahotana azy

9. majesty
(
03/05/2007 06:34)
Nathie:Mino aho fa ianao ihany dia afaka hamaly an'io,araka ny ambaran'i LazaDaddy :D
10. nathie86
(
03/05/2007 07:05)
laza, ny fanabeazana aizana @ko lou d oh hoe roa iany ny zaza tiany d tsy T hiteraka intsony izy d mampiasa ireo fomba tsy afahany miteraka intsony izy.
Oh : Pillule, abstinance, .....
Oh : Pillule, abstinance, .....
11. prime
(
03/05/2007 09:16)
Tena manakaiky ny an'i Laza koa ny hevitro... arakarakao sy ny antony anaovanao azy fa tsy misy fitsipika hoe fahotàna avy hatrany na tsia...
12. booboo
(
03/05/2007 09:22)
Nathie86 > tsy zay ihany kah. Ny fanabeazana aizana dia izay rehetra mahakasika ny fahasalamana sy momba² fananahana. Misy ny fanabeazana ara-batana, fanabeazana an-tsekoly, fanabeazana ara-panahy sns zay samy manana ny raha sahaniny aby.
Tafiditra ao @ fanabeazana aizana ny fisorohana aretina mpahazo ny taova, ny fitaovana ampiasaina raha te-handrindra ny isan'ny vohoka (methode contraceptives), ny "sensibilisations sy ny infos" momba ny fananahana sns.
Tsy fahotana ny fanabeazana aizana araka ny hevitro, toy izany koa ny fampiasana "methodes contraceptives" :: mitandro ny fahasalamany ilay oul no sady mahafantatra hoe akory ny hitany fa hahatsara kokoa ny fiainany (tsy mbola te hiteraka noho ny antony manokana zay hitany fa mety aminy, isan'ny zanaka tiany ho azo noho ny fahatsapany hoe ireo ihany no ho arany ny fitaizana azy sns...)

13. cristal
(
03/05/2007 10:12)
(l)(l)(l)Ny fanabeazanaizana dia fandrindrana ny zaza ateraka ba tsy hanao tera-bitro!
1-Fahotana izy raha mampiasa kapaoty sy manary ny tsinaina;oh:manao dia rehefa tonga ny an'i lahy dia esorina,fahotana satria tsy tokony hanary fiainana ny olona!
2-Ny fanarahana ny fanabeazanaizana natoraly,MANISA ANDRO no hany ialana @zany rehefa tsy tokony anao firaisana izany hoe eo @ le andro maha bevohoka dia samy manetritena na ny lahy na ny vavy
3-Raha raisina hoe mametra ny isan'ny zaza fotsiny dia tsy fahotana satria raha hiteraka maro nefa hijaly dia ahona,mety hivarotena noho ny tsy fahampiana ny sasany refa lehibe mety hangalatra;ohatra fotsiny ny eto @tsika e;ny olona mahantra dia miteraka maro,zany hoe raha fehezina dia miteraha izay velonao,anao ny sisa maztoa e!:-D:-D:-D

14. ikaretsaka
(
03/05/2007 12:13)
cristal:-* prime.. misaotra
boboo> marina koa ny anao
rehefa voaforona ny "aina" dia aza vonoina intsony (eo no fahotana izay manao izany) . Dia mba ialana amin'izay dia aza foromporonim-poana koa!

15. nathie86
(
03/05/2007 13:48)
conclusion : Tsy fahotana ny fandrindrana ny fiterahana na ny fanabeazana aizana fa ny fanalana zaza sy ny fanariana ny tsirin'aina no atao hoe fahotana.Zay!
^:^ Misaotra eh
^:^ Misaotra eh
17. cutie
(
03/05/2007 22:08)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 03-05-2007 01:47:41
Lohateny : Re : fahotana v
cutie.. marina ny anao. fa tsy haiko io na elatra havia na elatra havanana ilay freako
efa we havanan koa :-D
18. ikaretsaka
(
03/05/2007 22:52)
cutie> ka ny anay tonga de ny ao ampovoany no vakiana fa izany elatra izany mbola manidina:idea::wink:
20. Zina
(
04/05/2007 21:37)
oy i crystal
mbola averiko eto indray..
rehefa ampiasaina momban'ny plan familiale - EKENA mihitsy. a part an'izay tsy mety
Ny fanabeazanaizana dia fandrindrana ny zaza ateraka ba tsy hanao tera-bitro