fahotana v
21. niryna
(
06/05/2007 06:14)
Asa aloha fa na dia nilaza aza ny baiboly hoe mamenoa ny tany dia tena mameno ny tany tokoa ny firenena iray izay nijaly fahiny ka mitovy ny isan'ny zanaka malagasy taloha no isan'ny ankizy(4-10).Kanefa raha ho fantatra fa tsy ho velona ve tsy ny mitady izay fomba tsy hiterahana no tokony atao?Mino aho fa Atra mahalala izany ka tsy ho fahotana ho an'izay olona hanao fanabeazana.:?::roll:rehefa tsy mamono ilay zaza izy.
22. ikaretsaka
(
06/05/2007 16:31)
hoy ilay olona izay izay hoe
"nateraka mba ho velona, fa tsy nateraka mba ho velomina"

25. ikaretsaka
(
08/05/2007 15:29)
niryna> tsy haiko kao izay tena hevitr'ilay olona niteny an'io, fa presida an'i etazonia t@ fotoan'androny ilay rangahy!
26. xxx
(
08/05/2007 15:47)
Resaka efa nandeha teto. Fanamarihana vitsivitsy fotsiny amin'ny voalaza etsy ambony.
Misy miteny mantsy hoe rehefa hita fa tsy ho velona dia mi-comprendre Andriamanitra ?! Eo anatrehan'Andriamanitra dia ratsy foana ny ratsy, na mody tsara aza ny tanjona. Heverintsika fa tsy fikatsahana ny hahatsara ny zanany sy ny ankohonany ve ohatra no mahatonga ny mpangalatra sasany hangalatra, fa rehefa halatra dia halatra ary eny Antanimora ihany izy ireny no ataontsika mifafatra ! Heverintsika fa tsy mba fitadiavam-bola sy sakafo ho hanina ve ohatra ny mahatonga ny vehivavy sasany mivaro-tena ? Fa rehefa fijangajangana dia fijangajangana ! Ka efa nandeha teto ny maharatsy ny maromaro amin'ny fomba fanabeazan'aizana tsy
natoraly. Ary misy fanazavana hafa atolotr'i cristal ireo ambony ireo. Ka anjarantsika ny misafidy.
Ankoatra izay, tsara eo imason'iza koa moa io zanaka vitsy kely io araka ny hevitsika ? Sao lahy tsara ho antsika fotsiny, fa tsy tsara eo imason'Andriamanitra akory. Tsy haiko, antsika no mandinika. Misy miteny mantsy eo ambony eo hoe na dia niteny aza ny Baiboly hoe ...
Rehefa fehezina izany ny hevitra mandeha eto dia misy mikatsaka ny tsara ho azy, ary sahy mieritreritra an'Andriamanitra hi-comprendre ny moyens-ny ! Miverena !

27. niryna
(
09/05/2007 07:03)
ikaretsaka:Iza izany ra prezy izany:roll::D.Aoka aho izay fa tsy hivazivazy intsony fa sao bedin'ika eto.Ahitra kely dia mahavariana sy manampa-tsinay ahy.:):)
niryna> tsy haiko kao izay tena hevitr'ilay olona niteny an'io, fa presida an'i etazonia t@ fotoan'androny ilay rangahy!
30. pissoa
(
11/05/2007 15:17)
:-D:-D:-D
tsy miankina amin'ny isan-janaka i Prime kosa angamba ny mahatsara na maharatsy azy fa rehefa ratsy dia ratsy e, raha tsara dia tsara :-D

31. piton
(
21/09/2007 13:53)
@ fomba krisitiana alo de fahotana ny fampiasana fanabeazana aizana ra oatra ka oentina @ fijangajangana zany fa ra oetin'ny Mpivady tsy iterahana tsony zany de tsy fahotana akory
nathie86:
[izy ty moa zany d fanontaniana napetraky ny olona iray zay t@ko ka mba entiko hamaliana azy d tsy diso ngamba za ra manontany anareo.
Hoy izy : " fahotana v ny fanaovana fanabeazana aizana"
Miandry valiny avy @ny mpiforum