pauvre gasy
1. bazylou
(
02/05/2007 00:32)
marary mafy miditra any amin'ny hopitaly daholo rehefa tenenina io nefa izany anie no klasy misy e!!
jereo fa na ny mpitondra nany hoentina dia izay daholo, mihazakazaka misambotra vola , mihazakazaka mitsoaka aty andafy daholo nefa.....tsy omen'ny Sarko visa akory!!
jereo ny delestazy , vao niditra i ramose dia tapaka ny courant !! milay an!! avy eo indray ilay 34 000t spja nomen'ny usa hamonjena ny any atsimo naodindramose hanaovana menaka, dia ampiakariny ny vidinyavy eo, dia mody tambatambazana vary kely 5t ny olona;
NY eto aza moa dia mamporisika akitsirano be izao fa milay ny nahazoan'ilery ilay 5 miliara de dolak afa handroso amin'izay i Madagasikara, ny tsy misy atokona indray milaza fa raha taùin'ny deba io avo zato heny hono,.....Izany ve no mba rgimantany e!! tsy y hanalana trosa no atao fany hanatevina io hatrany tssss:-D:-D:roll::roll:
Indrisy ry tapa-tsaosisy......:-P:-P:-P
MAzotoa mionoa daholo fa io no anvoakan'ny nofidianareo e!!

novalian'i Jeankely ny 11/05/2007 06:41
2. Fiffi
(
02/05/2007 05:29)
o ry bazylou aaaaa !!! raha tsy tantinao ny olona mihazakazaka hisambotra vola de OMEO IZY !!!! satria enao le ngetroka manana be am-zay mba tsy ho PAUVRE GASY intsony ry zareo !!!!!
4. salmo1
(
02/05/2007 07:34)
Ny sasantsasany aty andafy wa rehefa tsy tafapetraka tsara de ny any atoerana fôna no kianina. oe: politika tsy mamely e, paubre gasy e, ny maketsy sy makeroa...
Mino aho fa ny fiainandry zalahy aty andafy mihintsy no misy manilikilika sy manatakataka de esorina daholo izao: mahaory rehetra izao:-D=))
;-)
Mino aho fa ny fiainandry zalahy aty andafy mihintsy no misy manilikilika sy manatakataka de esorina daholo izao: mahaory rehetra izao:-D=))
;-)
5. bozyboleta
(
02/05/2007 11:52)
Enao kou zany pauvre nande nitsoaka tany. Ary nenao alahelo noho ny mbola maha-pauvre anao any @ zao ary tena fahadisoam-panantenana tanteraka noho ny tsy nahitana rirany tany io fanambaniana gasy ataonao io fôna. Efa gasy hatr@ tsinaimainty hoa fa aza mihevitra ho vaza zany.
Momba le 34000t soja, io ra tsy fantatrao de ao anatin'le projet an'ny USAID hoe Monetization. Namidy t@ ze nahasahy lafo taty Dago io ary ny vola azo @ io an'ny USAID sy ny ataony hoe Cooperating Sponsor hanaovan'ireo tetik'asa. Misy le hoe consortium fikambanan'ny NGO amerikanina mivarotra io ary appel d'offres @ gazety no hanaovana azy.
Efa hatr@ 1998 i TIKO no nividy an'io t@ USAID fa tsy vao zao akory. Misy koa ny farine ze ny KOBAMA no mividy azy.
Aza manely tsaho hoa refa tsy mahay n'inn n'inn.

6. Fiffi
(
02/05/2007 17:20)
bozyboleta:zany ange hoa eh ! ary tsy mahita lazaina afats'io pauvre gasy io !!!pauvre bazylou va ! :-D:-D:-D:-D:-D
Aza manely tsaho hoa refa tsy mahay n'inn n'inn.
7. fijo
(
02/05/2007 21:55)
bazy an,elahy koa anie nitsoak aniala tany e.ka aza miresaka ny mpitsoaka toa anay.
8. Jeankely
(
03/05/2007 05:58)
Misy antony ny fahantran'ny firenena ary samy tompon'andraikitra daholo saingy ny andraikitra ho sahanina kosa tsy mitovy. Izaho dia gaga mihintsy fa na jamba na moana dia miezaka ny hitady vahaolana amin'izay toerana mba nolalovako fa ity toetran'ny sasany ity dia loza miandry azy. Ny fitanisako ny fahantran'ny Raiamandreniko ve no hilazana fa mahay sy favy aho? Raha misy saina aho dia mitady ary manome raha manana.
9. bazylou
(
03/05/2007 11:52)
""Momba le 34000t soja, io ra tsy fantatrao de ao anatin'le projet an'ny USAID hoe Monetization. Namidy t@ ze nahasahy lafo taty Dago io ary ny vola azo @ io an'ny USAID sy ny ataony hoe Cooperating Sponsor hanaovan'ireo tetik'asa. Misy le hoe consortium fikambanan'ny NGO amerikanina mivarotra io ary appel d'offres @ gazety no hanaovana azy.
Efa hatr@ 1998 i TIKO no nividy an'io t@ USAID fa tsy vao zao akory. Misy koa ny farine ze ny KOBAMA no mividy azy.
Aza manely tsaho hoa refa tsy mahay n'inn n'inn. """ hoy boziboleta;
Hono ho aho, iza hatrany no nahazo ny appel d'offres ?? iza ary orinasan'iza??? ary iza no manao ny penurien'ny menaka amin'izao fotoana izao!!!????? iza??, noho ny inona, ary hoy ianao noho io soja io , satria tia haka tombony bebe kokoa i ramose dia navadika daholo ny soja don !! aza omena saka be loha ny aty e!!
MPANGALATRA E!!!:-D:-D

10. salmo1
(
03/05/2007 12:13)
izaho fotsiny leisy rabazylou, izaho tsy de manaraka an-8, fa ny tsy milay amin-elah le fanambaniana.
Rehefa tsy gasy intsony ianareo ¿maninn raha ny aty andafy indray no kianina fa tsy ny any atoerana fôna leisy.
oh: Israely, Palestine, Iraq, Amerika d Nord, ny tondradrano isankarazany any @ fariparitry Filipine, ny volcan any Japon, ny fiovany climat aty Europa.
Mba tsara ve alou lay fitondrana aty ivelany sa any Mscar ihany no ratsy:?:

11. bozyboleta
(
03/05/2007 13:17)
Mpandefa : bazylou [ Valio ] 03-05-2007 13:52:16
Lohateny : Re : pauvre gasy
""Hono ho aho, iza hatrany no nahazo ny appel d'offres ?? iza ary orinasan'iza??? ary iza no manao ny penurien'ny menaka amin'izao fotoana izao!!!????? iza??, noho ny inona, ary hoy ianao noho io soja io , satria tia haka tombony bebe kokoa i ramose dia navadika daholo ny soja don !! aza omena saka be loha ny aty e!!
MPANGALATRA E!!!
Refa tsy nahita natokona le bazylozotra de lasa manao adin-jaza.
F'anga t@ andronareo nareo fôna no nahazo le appel d'offres?
Jereo ny nosoratako tao ambony tao. Io menaka io (CDSO na Crude Degummed Soya oil, huile non raffinée ra tsy fantatr'i toi) de amidin'ireo Consrotium an'ny ONG amerikanina (CRS, CARE, ADRA kou ra tsy fantatr'i toi) direct fa tsy misy idiran'ny fanjakana na ariary aza. Ny vola azo aveo de hanaovan'izy ireo ny tetik'asany hampandrosoana an'i Mcar @ le Projet DAP. Efa t@ 1998 io no nisy ary i TIKO ihany no crédible t@ zany afaka nividy azy satria betsaka ny conditions napetrak'ireo mpivarotra ireo anisan'izany ny fandoavana ny vola cash fa tsy trosa ary acompte 50% mialoha ny ahatongavan'ny entana teto Mcar. Ka taiza nareo t@ zany no tsy nividy?
I Ramose anefa t@ zany sady mbola tsy maire no mbola tsy Pdt akory fa nanambola, ary hitany fa sady mahasoa azy no mahasoa ny malagasy de nataony.
Ary aza manely tsaho ihany hoa fa tsisy pénurie menaka zany teto fa zay nanendy mofo bôl sy mofo sakay fôna nandritry ny tôna.
Ndana ndray klou miketriketrika ny kôkô mba hitsonitsonika fa sô mandry eo.
12. Jeankely
(
03/05/2007 13:53)
Bazylouzotra sa Bazyloumorina sa Mpamosavy saimbahoaka????Hahahaha:lol: atao fampihomehezana ilay io fa isiaka miasa sady mihomehy an'i Mpams
13. paris10
(
03/05/2007 14:37)
any @ la sobika any ry bazyl mirediredy a! ny fianakavianao ampiadina fa ny malagasy mifankatia a!tia ny tanindrazany daolo ny eto @ serasera,du vent mon ami!
14. bazylou
(
03/05/2007 18:26)
Mazotoa miasa ho an'ilay 8 rytsamy a!! aleo ho hita eo ny fandehany e!! ho hita eo raha pma ihany noklasiny!!
Aza mandainga ry zareo fa feno ny pénurien'ny menaka satria tian-draprezy hiakatra ny vidiny , izy ihany koa no manana ny huilerie ara dalana sy ara drariny hono ao an-tanana!! Aza mampiresaka eto fa tratra ny nafenina e!!
Eny ho aho tia ny tanindrazany tokoa ireo satria mirifatra mitsoaka an'ny Madagasikara daholo!!
Tena mampirediredy tokoa ny tsy manana lahiny any nice any an!! sady ny andro any Mamay ka tsy omena tsiny ianao!!:-D:-D:-D:roll::roll:
Tsy misy hofahananao izay cdso sy forongony eto ,hita fa hatramin'ny 98 izany izy sy akamany no nihinana tao ka izao tsy maintsy ampiakarina ny vidiny fa lasa maty antoka!!:-@:-@:-@
Mba azonao valiana ve hoe maninona no tsy misy hafa tsy huilerie 1 ao MAdagasikara ??Maninona no izy ihany no mahazo alalana hanamboatra sy hiexploité io filiera io??

15. Jeankely
(
04/05/2007 02:55)
Raha ny momba ny "MPA" aloha dia tsy misy mirehareha io fa saingy tsaroako mihintsy fa nisy tompon'andraikitra nirehareha fa tafiditra sy nahazo vola avy amin'ny "IPPTE" i Madagasikara tamin'ny mpitondra teo aloha. Raha nametraka tsara ianao ary nikorosy lasa ho ratsy dia rariny loatra saingy taiza tokoa ny toerana nisy an'i Madagasikara alohan'ny nialanao. Dondrona daholo hoy ianao ny Malagasy fa nifidy ireo mpitondra ireo ary tokony hiverina ianareo. Ny fantatray dia ny fanarahana lalana, rehefa tsy izy izay mitondra dia mendrika azy ny miala saingy tsy hamerina kitoatoa kosa ny vahoaka Malagasy eeee. Tsy maintsy miasa vao mahita ary mitrandraka vao mahazo na ny mpitondra na ny vahoaka samy manana ny andraikiny.
16. tamberina
(
04/05/2007 15:00)
izaho mahita fa i bazylou io no tena PAUVRE indrindra @ olona miserasera eto fa tsy ny gasy,satria manana ny FITIAVANA NY TANINDRAZANY!
19. Jeankely
(
11/05/2007 06:41)
Vizana izy ary mivadika loha-hevitra hafa indray. Mpamosavy mivoaka andro i Bazylou