namana ve io? suite & solution...

1. diamondra27 ( 04/05/2007 08:30)
Bon efa lava be zany le resaka , de tsy faly daholo le olona eto @ le izy

donc, za ndray zany miteny we: refa tsy faly de tsy faly fa kosa tokony mba hanome anatra ho azy na hafatra ho azy isika mba hahazoany miala @izany toEtra izany

sa ahoana hoy ianareo?
novalian'i sasa ny 18/05/2007 11:15
2. diamondra27 ( 04/05/2007 08:35)
tsy ampy izany le fitenenana we: tsy mety ny ataony fa mba tokony atoro lalana izy e!


ny ahy izao dia efa nolazaiko tao ihany hoe: raha maka namana ianao , dia tsy manaratsy olona fa alaivo namana izy ka raha tsy tianao ny toetrany dia ahitsio , lazao mivantana, dia teneno hoe: tsy mety zao ataonao zao amiko satria....
zay ange no maha-namana ny namana e!

raha nisy zavatra naha-tezitra moa dia aza mba mamaly na mi-tél olona @iny fotoana mampatezitra anao iny fa ny fo ranomafana, ka mety mitobaka eo iny de lasa daholo zao teny tsy tokony lazaina rehetra zao ; fa avelao lasa ilay izy de miresaha ianareo.
Aza atao tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo.

3. Stretch ( 04/05/2007 08:51)
donky ka za manokana aloha de tsy kôpy ze ambonin'ny tany we izy le ol , inn no nitranga tany ambadika elakelatrano tany ,
donky . . .no comment:(
4. diamondra27 ( 04/05/2007 09:00)
strech:
marina ny anao, refa tsy mahalala de tsy afaka ny hanao comment!

fa voalaza atsy kosa ange le zava-nisy e!
sa tsy azonao le resaka?
we : "mandefa mail any @ retra le vhv , de manaratsy mitantara we zao sy zao i ...".

5. hery ( 04/05/2007 09:14)
Ny ahy indray ny fombako... rehefa misy mitantara amiko momba ny olona hafa dia na teneniko hoe tsy aferako izany... na henoiko fotsiny fa adinoko rehefa avy eo.

Tsy ny zavatra lazain'ny olona mihitsy no hitsaràko ny toetran'ny olona iray...

:-) dia araraotiko hoe... raha misy milaza aminareo koa any hoe "izao sy izao i Hery iny"... dia aza tonga dia mino aloha (na tsara na ratsy no lazainy) fa tsy ampy hahafantaranareo ahy izany :-)
6. Stretch ( 04/05/2007 09:15)
Eny e ! azoko tsara ny fandehany ary efa nanoratra aza a ho an' fiffi
namaly izy hoe : marina io lazaindry io .

refa arahina eto lay fampandrenesana nataon'i fiffi ,
de efa ireo manoratra reo daôly ny betsaka ,
ary ny akamaroany dia naharay lay mail fanosorampotaka ,
ka ra fifidianan'io dia tsy nahomby ny fampelezan-kevitra ilay voalaza fa mpialona na mpifanandrina am fiffi,
donky tsy mila fihodinana faharoa akory ity fifidianana ity fa mazava be ny 80% ho an'i fiffi

Ka ho anareo zay mahalala ny ol nanao fahadisoana raha azo lazaina ho izay ilay izy satria ny tenanay tsy mahalala dia anaro izy e !
raha tokony , nefa tsy zazatsy ampy taona koa anefa angamba zany olona zany ka mila ho anarina fa anatra aho azy zay.
Misy koa anefa aza adino fa misy olona mahita fahafinaretana manokana am ny fanaovana toy izao zava nitranga izao , ka nareo mimenomenona eo izy mivanitika fotsiny , mieritreritra ny dingana manaraka.
7. Vahinala ( 04/05/2007 09:23)
Tsy misy ampiana na hanalana fa miombonkevitra tanteraka am Stretch i Vahinala.
8. xxx ( 04/05/2007 10:17)
olondehibe io e!mamaky ny dinika izy ary siora za fa tena manaraka akaiky dia akaiky fa tsy sahy miseho e!inona no ananarana an'io?ny dinika nalefan'i fiffi io ve dia tsy ahatonga saina azy e?fa misy miray tsikombakomba azy ve ato e?hitako atsy ambadika atsy manko toa misy zavatra tsy dia mazava loatra e!sa tsy izany radiamondra27?
9. tslem ( 04/05/2007 10:41)
zah aloha tsy namany e :{:{:{
10. Fiffi ( 04/05/2007 11:07)
heu.....ny ahy aloha de tsy hananatra azy zany zah an ! io ny dinika sy ny halahelom-poko navokako io ! de enganié fotsiny mba hanaja ny namana izy ary hanajanona io toetra ratsiny io ary mba misaina fa efa olondehibe.....
Tsy misy zavatra tsara afatsy ny filazana direkta am olona raha nisy zavatra tsapa na nahatonga halahelo fa tsy manatsato-kantsy ao an-damosina an !
11. kelly13 ( 04/05/2007 11:12)
ahhhhhhhhhh (mikikika be za fa tsy nampoiziko le sipa nanao io zvt io)
12. Fiffi ( 04/05/2007 11:17)
kelly: kalma fotsiny akia an ! :-*:-*:-*:-*:-*:-*
13. Fiffi ( 04/05/2007 11:18)
fais comme moi ! maitrise fotsiny de :) de ampy !
14. Vahinala ( 04/05/2007 12:23)
kelly sy fiffi > Iza iza, mba lazao ana ry reto fa za tsy maharaka an !
15. kelly13 ( 04/05/2007 12:29)
fiffi>sambatra indry fa za tena hankina kle

vahinala>aie aie aie, aleo ngamba ankia tsy lazaina eto fa manahirana b a :wink:
16. dadie ( 04/05/2007 12:30)
fiffi>:-*:-*
17. tywa68 ( 04/05/2007 12:38)
hay ve mbola tsy vita foana ty resaka ty e !
ohlala ! handeha hifindra sujet zany aloha :-D:-D
18. Vahinala ( 04/05/2007 12:42)
kelly > Lazao par silaka ana aza e, miandry za an !
19. Fiffi ( 04/05/2007 15:39)
kelly13:
fiffi>sambatra indry fa za tena hankina kle
arahana fivavahana akia de :) :-*:-*:-*
dadie: :):-*:-*:-*:-*:-*


20. karinah ( 04/05/2007 17:48)
iza izany e? iza? iza? kely asa mandefa mail hanaratsina ny namany akaiky izany?:o, hombohy, hoy booboo izay hahahahahaha..!
:°)vazy2 ny ahy fa izao fotsiny, tsy namana anie izany e! efa fantatra izany izy ry Fiffi dia hialào tsotr'izao! de izy koa anie ny ho vizana hanaratsy any fa hita eny foana koa ny toetran'ny oul tsi11 e.

Diam& Fasaly & Aino; izao za vao convaincue:oops: oe aleo lhl ny hatao namana raha toa izao lazain'i fiffi izao,fanendrikendrehina, fanaratsina, sns, izany, mba hoe namana anefa ahitan-doza:{, aleo tsy misy!^:^ :lol::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1137