namana ve io? suite & solution...

61. fasaly ( 12/05/2007 15:03)
diamondra27:

sympa: ka zay nge no eto an-tany e! misy ny fiandohana de misy ny fiafarana

anao ny aller de ahy ny retour



.



oé!:°) sistématikako mitsy io anao ny aller ahy ny retour io ri diam:°)
62. bidagda ( 12/05/2007 18:24)
ato @ ty forum ty ve le ol e?
63. fasaly ( 12/05/2007 18:27)
ka efa we ato matoa avoaka ato lay dinika fa tsy ankilaza ps hono:°)
64. xxx ( 13/05/2007 11:28)
ary misy miseho ho be fananarana ato nefa tsy mijery tena akory a!
65. sasa ( 15/05/2007 05:19)
zao e! aza variana mijery ny hafa fa ny tenanao aloha jerena, d ny tenanao ahitsy, d ny tenanao ihany koa miezaka manao soa, tsy misy olombelona tonga lafatra anie ry xxx fa ny fihezahantsika no zava-dehibe
66. Fiffi ( 15/05/2007 06:30)
eka ouz booboo zay......
67. sympa ( 17/05/2007 01:02)
Maninona ary moa miafona foana ireo xxx ireo fa tsy mba miseho eo ahitana fa mankaleo miresaka @ iray kanefa efa hafa indray no mamaly anao efa avy eo ka tsy fantatra tsony ny manavaka anareo ka :!: :evil: 8-)
68. diamondra27 ( 17/05/2007 06:45)
sympa:ka misy afenina matoa miafina
tsy manana hazondamosina matoa tsy sahy.

Raha olona tsy afalka mi-assumer ny zavatra ataony izany @ fiainana amiko de olona tsy mankaiza.

xxx:iza ndray zao no be fananarana @zany eo fa samy miteny ny heviny doly ny olona eto.

69. Fiffi ( 17/05/2007 07:38)
diamondra27:
sympa:ka misy afenina matoa miafina
tsy manana hazondamosina matoa tsy sahy.
heu....an3 kosa akia an ! tsy voatery hoe tsy manana hazondamosina matoa miafina fa.....misy koh ny hilana an'io fidirana xxx io kah ! (de toute façon , iza tam-tsika no tsy efa niditra xxx ?)


70. mignone ( 17/05/2007 10:11)
fiffi > za ka sauf rehefa hanao cinemà mody tezitsa :-D:-D:-D
71. Fiffi ( 17/05/2007 14:40)
:-D:-D:-D:-D
72. sasa ( 18/05/2007 11:15)
fiffi za tsy mbola nanao xxx:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1